ny vatana, ny ratsambatana
1. xxx
(
12/04/2007 08:30)
Tena fanina aho aloha hatramin'izay...raha mividy pataloha aho dia somary tery foana ny eo amin'ny fe ankavanana, de toy izany hatrany, rangitra aho hoe fa tena tojo foana ve zà fa diso refy foana ny pataloha vidina na short satria tery kokoa ny ankavanana eo amin'ny fe eo.....
izay va hitako nitaratra teo amin'ny fitaratra aho fa ny feko ankavanana lehibe noho ny fe ankavia...
possible ve hoe samy hafa ny haben'ny ratsam-batana na ny vatana?????:roll::roll: fa izaho aloha tsy kilemaina fa olona normale e!

novalian'i xxx ny 14/04/2007 18:06
2. sitlo
(
12/04/2007 08:35)
taraiky be koa izany fandinihanao izany :-D, dia ny mpanjaitra pataloha ndray hono no omena tsiny.
Kala iray sy klou veeeuuuu :-D
Kala iray sy klou veeeuuuu :-D
3. booboo
(
12/04/2007 08:36)
ie tena izay mihitsy ny fandehany kah ! ampitovio moa ny paozin'ny masonao fa tsy mitovy, ny iraika kely kokoa moa ny iraika ngôda kokoa. Ny habotan'ny ratsan-tanana kounkou, ny peratro (nenà ankavanana no mitondra peratra) zao tsy tafiditra @ annulaire-ko ankavia mihitsy...
4. xxx
(
12/04/2007 08:46)
tsssss!:x hay ve e! ary voa mafy aho izany......
mi coince foana eo amin'ny fe ankavana dia tena horera be mihitsiny....misaotra nanamarina fa izaho efa miasa saina mihitsy e!:?
mi coince foana eo amin'ny fe ankavana dia tena horera be mihitsiny....misaotra nanamarina fa izaho efa miasa saina mihitsy e!:?
5. mamzelkely
(
12/04/2007 11:53)
za ko alou misy an zay défaut kely zay ee ny ahy njay aa ts haiko na marina alou na diso fa manana impression zany we ny tongotro droit fohy noho ny gauche :-D:-D:-D
8. mamzelkely
(
12/04/2007 13:09)
stilo minanifatinao enaoa aaaa:-D:-D fa za nagah mandringa :b :-D:-D
11. Fiffi
(
12/04/2007 15:26)
xxx:nga kosa de hita be sy ngezabe le différence-ny ?
tsssss!:x hay ve e! ary voa mafy aho izany......
mi coince foana eo amin'ny fe ankavana dia tena horera be mihitsiny....misaotra nanamarina fa izaho efa miasa saina mihitsy e!:?
12. sitlo
(
12/04/2007 15:33)
kelly13> klou = ariary zato, kala iray = roanjato
dia hoe roanjato ny ilay ny ary zato ny ilay :-D
dia hoe roanjato ny ilay ny ary zato ny ilay :-D
13. mamzelkely
(
12/04/2007 15:34)
sitlo :b ts namako trouny io :( :-D:-D dinio konge ny vatanao fa mahita anzany enao eee:-D:-D
15. xxx
(
12/04/2007 16:31)
fiffi: tena hita ka! ny iray tery b e ny ankavanana io ny ankavia somary mbola mikobana, fa anio aho nazava be ny andro nisy masoandro be nijery fitaratra fa kay botana kely ny fe ankavanana noho ny ankavia:oops::x:x:x
16. sitlo
(
12/04/2007 17:05)
mamz> :-D aleo ajanoko fa sao dia gadrain'ny mpitandro ny filaminana eo :°)
18. mamzelkely
(
13/04/2007 07:00)
xxx za ko alou tena maharemarker eee an'io zvt ts mitovy am vatana io ee fa matetika klou misy fôna ohatra fa courage akia fa ts de hita firy io aaa
sitlo ataon'ny polisy mamay mitry ra vô manadala anah eo fôna ka :°)
sitlo ataon'ny polisy mamay mitry ra vô manadala anah eo fôna ka :°)
19. Fiffi
(
14/04/2007 08:07)
xxx: de manaova gym kely fa juste le somary lehibe no ahetsika ...tsy hihena ve io nihafarany ?
20. Stretch
(
14/04/2007 08:30)
:-D:-D
ny an'i sitlo ny volombava kala ray sy klou :-D
ny gôsy manifinify kokoa noho ny droaty =D
ny an'i sitlo ny volombava kala ray sy klou :-D
ny gôsy manifinify kokoa noho ny droaty =D