ny vatana, ny ratsambatana

21. sakaizakely ( 14/04/2007 08:42)
normal be

raha havanana ianao (droitier) dia musclé kokoa ohatra ny sandrinao havanana miohatra @ ankavia. Misy an'io asymétrie io daholo ny vatana rehetra, nefa tsy tena miharihary be izy io.

angamba xxx manao an'ireny pataloha teritery be reny foana.

manaova pataloha malaladalaka kely dia vita e !
;-)
22. sakaizakely ( 14/04/2007 08:44)
Stretch:

:-D:-D

ny an'i sitlo ny volombava kala ray sy klou :-D

ny gôsy manifinify kokoa noho ny droaty =D



eto ohatra ny volombavan'i Sitla dia drotier izany raha araka ny fanazavan'i Stretch

angamba manao endurance be ry zalahy izany :-P
23. xxx ( 14/04/2007 09:33)
sakaizakely: zà ankavia fona ka! fa io fe botana kely ankavanana io leo mitsy aho e! zoa zao tonga ny été de tery ny ilany ankavanana satria nahazo aina aho dia hita be, loza mitsy:?
24. xxx ( 14/04/2007 09:34)
ka zà tsy te hividy akanjo vaovao indray fa aleo manena vatana mitsy aloha tssssss:x
misaotra tam totohevitra e!
25. Fiffi ( 14/04/2007 16:02)
de manaova gym......
26. xxx ( 14/04/2007 18:06)
ny sport zà manao 4 par semaines mitsy kou!
sady exercices ho an'ny fe no tena ataoko fa vao maika bokona kely am hozatra ihany koa de tssss;..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2949