tsikera @sary

1. Aino ( 12/04/2007 13:44)
ho anareo namana izay manana sary ka raha toaka misy tsikerako!!

izaho be vazivazy ka aza raisina ho zavatra hafa raha misy resaka somary mananiany na hafahafa fa tsy ho enkory manaratsy na anao izay hatezitra fa mba mamazivazy.
novalian'i Aino ny 15/04/2007 15:19
2. salmo1 ( 12/04/2007 14:19)
De ho raisina Aino zavatra hafa ve raha manao anzao aho:?:

pr ejemplo: esta noche estas conmigo, esta noche es para mi :°)

3. fasaly ( 12/04/2007 16:26)
aino fa nisy in njay e! raha i salmo taloha alou de lazainy fa mikoty azy vao mametraka tsiekra am sariny e!:wink::-D
salmo: efa henjy mou zao zandrikely ooo!:-*:-*:-*(l)
4. dadie ( 12/04/2007 18:30)
aza tezitra ko dry ra asiko sary mietsika am sarindry fa mba mampiaingo ny takelaka za an ,na ny namana sasany aza ....[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../110104new_shy2.gif[/IMG]
5. dongadonga ( 13/04/2007 04:27)
ié marina ny any fasaly fa lazainy fa mikaoty azy raha vao mametraka tsikera eo nefa vazy2 :lol:nefa atao ahoana koa moa no mikaoty sipa ato eeh,fa aleo micalcul sipa hiii hhiiii :lol::lol::lol:
6. bozylove ( 13/04/2007 11:53)
aino:
ho anareo namana izay manana sary ka raha toaka misy tsikerako!!

izaho be vazivazy ka aza raisina ho zavatra hafa raha misy resaka somary mananiany na hafahafa fa tsy ho enkory manaratsy na anao izay hatezitra fa mba mamazivazy


coucou aloha toi , ela ela tsy hita e :D :D 8)

[size=13px]aza manahy aloha, fa Bozy efa mahafantatra mafinaritra koa anie ilay vazyvazy rise an 8) ny antsika efa vazyvazy tsy misy ompa dia mafinaritra e :-)[/size]

Ovina aloha ilay sarinareo ilay be pozy ireny e no apetrak'ise hihihi :-p

7. bozylove ( 13/04/2007 11:55)
dadie, ie tena ise nahitahita @ n'ireny sary kely ireny e 8), tena tsy tadidiko intsony rise ny manao an'ireny e hihihi very tadidy :-p
aleo ihnay tsotsotra ihany no atao hihihi :D :lol: 8O 8)
8. kelly13 ( 13/04/2007 12:40)
ny sariko tsy mbola nametrahan'i aino tsikera mihintsiny :°)
9. sakaizakely ( 13/04/2007 12:44)
kelly13> voa indray za t@iny :-D:-D
10. xxx ( 13/04/2007 13:13)
IO INDRAY AINO SY NY RAHA TOAKA...TSY METY TAFANATRA MIHITSY VE E..........MBA ATAOVY DISO BE TAHAKA IZAO KOA NY TENY ESPANOLA. :twisted::twisted:
11. xxx ( 13/04/2007 13:15)
Tafianatra mantsy. Diso tsipelina.
12. Aino ( 15/04/2007 07:32)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-04-2007 15:13:42
Lohateny : Re : tsikera @sary
IO INDRAY AINO SY NY RAHA TOAKA...
:oops:efa mba nahay ihany teo aloha fa zatra ilay fanoratra tsy mety faona eh!! nefa aza kivy @izany fa mety mbola ho zatra anio ihany aho any ahoriana any.


bozy mbola ho avy anky ah!!!


salmo FA ANGA MOA AHO MANAO KIVAZIVAZY TAHAKA NY ANAO IZANY, IZANY KOSA METY HANOVA NY SAINY MALALANAY KA LAZAINY FA TENA MARINA EO IZANY. I A MÉS IZY TONGA MANDALONDALO MIJERIJERY ETO.
13. fasaly ( 15/04/2007 07:54)
Aino:




salmo FA ANGA MOA AHO MANAO KIVAZIVAZY TAHAKA NY ANAO IZANY, IZANY KOSA METY HANOVA NY SAINY MALALANAY KA LAZAINY FA TENA MARINA EO IZANY. I A MÉS IZY TONGA MANDALONDALO MIJERIJERY ETO.


hummmmm! efa kobokoboko mitsy fa nahazo malala i aino an!:wink: zay tsikera am sary any kou ve ky de hanimba ny sain'i malala fa azavao ny sainy fa fanalàna azy fotriny ny ao am sary:wink::-D:-D:-D:-*


14. salmo1 ( 15/04/2007 08:00)
Aino:
I A MÉS IZY TONGA MANDALONDALO MIJERIJERY ETO.
:-D=))
15. fasaly ( 15/04/2007 08:03)
:-D:-D:-D:-D mifanala njay izy mitramy:-P
16. tywa68 ( 15/04/2007 08:12)
salmo1 : :-D

Aino : efa tsy ho amelàn'i salmo1 intsony fa d mahereza e :lol: !
17. Aino ( 15/04/2007 10:02)
fasaly hihihi lol be!!

Aino : efa tsy ho amelàn'i salmo1 intsony fa d mahereza e !

izaho indray mazaka ka!!
18. dadie ( 15/04/2007 13:18)
salmo FA ANGA MOA AHO MANAO KIVAZIVAZY TAHAKA NY ANAO IZANY, IZANY KOSA METY HANOVA NY SAINY MALALANAY KA LAZAINY FA TENA MARINA EO IZANY. I A MÉS IZY TONGA MANDALONDALO MIJERIJERY ETO.

hummmmmmmmmmmmm

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0046.gif[/IMG]
19. Aino ( 15/04/2007 15:19)
:-D:-D:-D:-D:-D mampihomehy koa nareo izany, dia raha kivazivazy ko io izao lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866