Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sakaizakely
(
14/04/2007 20:41)
FIFFI
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/2399/annivmc6.gif[/IMG][/URL]
http://www.youtube.com/watch?v=hF1ZtSJARhk&mode=related&search=...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 21:24
tynah
(
14/04/2007 20:34)
Fitaizana vatana
Samala daoly an! raha te hitaiza vatana d inona no tokony hatao fa zah mitady hatavy? refa mihazakazaka zah d henoko mavesatra b ao aorianako ao. Misaotra mialoha anareo.:-*...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 19/04/2007 08:08
kally
(
14/04/2007 16:26)
Tsy ratsy kosa an!
Hitako tany am-pihodinkodinana tany sao mba mahaliana anareo.
http://tanatest.blogspot.com/...
tohiny
novalian'i simplex ny 14/04/2007 18:04
sitlo
(
14/04/2007 16:15)
sodina
saika nanamboatra sodina aho dia tsy haiko hoe firy ny isan'ny lavaka atao aminy.
dia firy sm eo ny elanelan'ny lavaka sa rehefa mitovy ny elanelany dia basy?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 05:59
mamika
(
14/04/2007 15:32)
tsy haleo ve mifakatia
ciao azafady mba mila ny tononity hira ity raha mba misy misaotra....
tohiny
novalian'i ikalaholy ny 16/04/2007 06:38
Fiffi
(
14/04/2007 14:51)
HO AVY NY TOMPO. MIAMBENA.....
Tsy ho mora saingy afaka miomana. Mbola mitohy ihany ny fitanisana ny famantarana mialoha ny fotoana. Manomboka ao amin’ny tranon’Andriamanitra izany.
Inona avy no tokony hataon’ny olona ?...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 12/05/2007 22:17
jimtex
(
14/04/2007 11:31)
Madagascar : Constitution « taillée sur mesure » !
Au lendemain de son « élection » très controversée, Marc Ravalomanana, le PDG de la République, n’a eu d’autre idée en tête que de se tailler, à son goût, une constitution sur mesure pou...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/04/2007 12:36
xxx
(
14/04/2007 10:18)
modia amin'izay
ra mba manana an io de mba andefaso, iran le vevavy mpihira rock iny...
tohiny
papo
(
14/04/2007 09:54)
Mossavy de Dah Mama
J'aimerai écouter cette chanson de Dah'Mama "Moussavy", et je la dédie à tous les étudiants malgaches de Benelux et aux techniciens de RVG.J'aime bien Dah'Mama...
Merci, Papo (bruxelles)
...
tohiny
xxx
(
14/04/2007 09:17)
perte
bjr raha bevoka ve de efa fantatra na mbola tsy tsy tonga ary ny fotoanan'ny regle
de misy perte ihany ko ve...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 09:42
ronaldo09
(
14/04/2007 09:16)
ligue des champions:Final;CHEALSEA-MILAN AC!
Mazava ho azy fa ireo ekipa roa ireo no hanao ny famaranana raha ny fanhombiazany tany antaninolona nandritra ny lalao 1/4 no jerena .I Mn.untddia sanjila fotsiny fa tsy hankaiza!...
tohiny
novalian'i rapala ny 25/05/2007 15:26
ronaldo09
(
14/04/2007 08:56)
Zao vao tongasaina ny rehetra fa tsy izy ravalo
Somary nangingina aho tato ho ato ary nanaraka sy nijery ny fizotran'ny forum eto amintsika,ary tao anatin'izany no nahatsapako fa tonga saina amizay izay rehetra nanohana fa tsy izy ravalo ary izy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/05/2007 08:47
Fiffi
(
14/04/2007 07:34)
Saika nisy namono ny Filoha Ravalomanana.
FIKASAN-DRATSY. Tao anatin’ny volana vitsivitsy dia nisy fikasan-dratsy maromaro hamono ny Filoham-pirenena.
Saika nisy namono ny Filoha Ravalomanana, ny alin’ny 3 avrily.
Vaovao lehibe no n...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2007 15:54
Solitikabe
(
14/04/2007 03:47)
Dinika ho amin'ny fampandrosoana an'i Mada ve io sa?
Ho an'ny rehetra,
Misy dinika izay atao mikasika ny Madagascar MIllenium Challenge, amin'ity taona ity, koa izay manana taratasy te halefa amin'izany dia afaka manoratra amin'ity conference.madagasca...
tohiny
novalian'i sitlo ny 15/04/2007 17:54
luciana5
(
13/04/2007 22:49)
raha tany amin RNS vichy aho, de:
luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy iha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/04/2007 07:01
bilakarenjy
(
13/04/2007 20:01)
io ary
Io ny hena efa vonona fa ny fangarony no inona ?
[img]http://img408.imageshack.us/img408/2726/40866418490e38e65a3mak0.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i mpindrana ny 29/04/2007 21:05
Stretch
(
13/04/2007 18:09)
Dokambarotra.
Mbô tatarao hoe ny dokambarotra mapmé any amnareo
ohatra zao ty misy ray tena maha latsaka a mintsy,
za ihany nefa no mimé amn'io fa tsy ny hafa,
"Waou : namôka an !"
Fa taiza kay indry no ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 20/05/2007 17:29
azzaro
(
13/04/2007 17:36)
hors sujet
Manahoana,
Ahoana kay no atao raha te hijery ilay page manaraka e? mandreraka be ahy ilay "manaraka", "farany"... nefa avy eo tsy mivadika akory ny page fa miverina ery aloha ery?
Misaotra ry zalÃ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/04/2007 18:30
azzaro
(
13/04/2007 17:33)
pages serasera
Manahoana,
tsy mba mety atao ilay n° de page tsindriana angaha ilay rehefa mivadika hijery ny suite n'ilay forum fa manirikiry be ahy ilay hoe "manaraka" sy "farany", dia avy eo miverina ery ambon...
tohiny
novalian'i kally ny 13/04/2007 18:01
kelly13
(
13/04/2007 16:49)
saika adino ...
... fa d joyeux anniversaire ANARIM d alefaso sera² eto ny gato e :)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 12:15
