Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
18/04/2007 09:36)
ngoma
tena lasa ny eritreritro hoe: maha ngoma tokoa le izy.
Ary masaka be koa ilay mpihira an! ao @ le oui mihitsy na izy manao le habit noir na rouge misatroka
Sendra mba nijery hira dia nahita an'io e!...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 01/05/2007 22:41
hery
(
18/04/2007 09:04)
Momba an'i xxx
Ity dia fanazavana ho an'ireo namana izay tsy mahalala an'i xxx... indrindra fa ireo namana vaovao. (Misy anakiray izay koa izay tsy mahalala :-p)
Ny xxx eto amin'ny dinika serasera dia ampiasain'n...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/08/2007 11:14
xxx
(
18/04/2007 08:39)
inona no hataoko
Mifankatia izahay(miaraka), nefa izy manana olon-tiana any ivelany zay novolavolain'ny ray aman-dreniny,(vady atolotra). Nampahafantariny ahy io, ka hihaona ry zareo afaka volana vitsivitsy....
tohiny
novalian'i dongadonga ny 27/04/2007 23:53
imendrikaja
(
18/04/2007 08:30)
ny lehilahy sy ny fitiavana
Tsy misy lehilahy azo atokisana raha resaka fitiavana, marina ve io...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 29/04/2007 13:16
pimaso
(
18/04/2007 08:25)
"Trou dans la couche d'Ozone": zava-doza ho an'ny Olombelona
Découvreurs
Léon TEISSENREC de BORT met en évidence en 1902 le rôle de la couche d'ozone qui absorbe le rayonnement solaire (en fait les ultraviolets).
En 1974 deux scientifiques américains : M...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/07/2007 00:37
lytune
(
18/04/2007 08:18)
mpangalatra
hum!!! betsaka ny mpangalatra ny saina izay efa voakolokolon'ny hafa!!!hum!!!rah tsy mitandrina gasy d ho very saina soamantsara......
tohiny
novalian'i lytune ny 18/05/2007 12:33
pissoa
(
18/04/2007 05:45)
Zotra Fahadimy
Manahona !
Mba omeo ny tonon'io hira io izay manana azafady o ! Zotra Fahadimy, Nary Arthur no mihira raha tsy diso za. :-D
Misaotra....
tohiny
novalian'i pissoa ny 19/04/2007 13:26
IDRIS
(
18/04/2007 04:58)
tsy b
mangataka ny tononkiran'i jean aime: tsy baban'ny zanakanao....
tohiny
bazylou
(
18/04/2007 00:51)
lasa nanao miao miao
ilay le8 nareo!! tsy misy hafa tsy io mantsy no hainy e!! dia avy eo ianareorehetra no mamerinan y vola!! pauvre gasy:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 07:54
nikopol
(
17/04/2007 21:09)
vao nanao voalohany dia bikina
Efa mba naheno tantara tahak'izany ve ianareo? vao voalohany nanao rapport ilay sipa dia bikina ...:cry:
...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2007 13:31
nikopol
(
17/04/2007 21:02)
sarah connor
Mitady an'i Sarah Connor nianatra tao amin'i Maria Manjaka.
Raha misy mahita na mahafantatra azy dia misaotra dieny mialoha. ...
tohiny
novalian'i karinah ny 29/04/2007 17:03
salmo1
(
17/04/2007 18:26)
izay dinika hapetrako...
izay ramatoa zay rehefa mamaly ny dinika apetrako de zao fôna no hataony: >
:-D =)) ...
tohiny
novalian'i dadie ny 23/04/2007 18:37
Bita
(
17/04/2007 17:38)
Viavy rozy sa raozy
Tsotra nefa tsy haiko ity hira ity ka mba mangataka tonony e!: Misy hoe: viavy raozy e!, viavy tsara ....tsy ambelako...... Dia misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 20:55
salmo1
(
17/04/2007 16:49)
indray mande sabotsy alina
T@ sabotsy alina 02:30mn vao lasa teo. Izaho sy ilay namako 29 ans eoeo nande niditra Bar. nisotrosotro Amstell 2 na 3 avy angamba.
Izaho sy ledala miresaka, mombany fiainana, manao ahoana zany Msc...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2007 00:54
salmo1
(
17/04/2007 15:06)
rvg
The list is full. Wait for some minutes. [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/stargate3.gif[/IMG]...
tohiny
novalian'i karinah ny 17/04/2007 16:27
papo
(
17/04/2007 14:27)
Moussavy Dah'Mama
Atolotra ho an'ireo malagasy rehetra eto Benelux. Isan'ny soa toavina malagasy ny tantaran'ny Mosavy, tsy takatry ny saina...Hajao ny maha-malagasy, hireharehao! Papo tena malagasy,...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 24/04/2007 11:32
imalala
(
17/04/2007 13:49)
ny hevitrao raha ny cousin sy cousine no miaraka
Raha ianao no mijery de mety ve raha miaraka ny cousin sy cousine...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 29/04/2007 12:56
ari.malala
(
17/04/2007 13:49)
mitady
Miarahaba
Tsy haiko na ato no tokony hametrahako an'ity, fa mitady trano, kartié Mahamasina na manodidina, efitra 2, misy rano sy jiro, misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2007 14:58
hajatia
(
17/04/2007 12:53)
fampirafesana
ahoana no tena halalana hoe mampirafy ny lhl 1?...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 28/04/2007 00:02
diamondra27
(
17/04/2007 10:29)
fiainana mandrakizay
Azo antoka ny fianana mandrakizay.......
tohiny
novalian'i deric ny 31/07/2007 11:59
