indray mande sabotsy alina

1. salmo1 ( 17/04/2007 16:49)
T@ sabotsy alina 02:30mn vao lasa teo. Izaho sy ilay namako 29 ans eoeo nande niditra Bar. nisotrosotro Amstell 2 na 3 avy angamba.

Izaho sy ledala miresaka, mombany fiainana, manao ahoana zany Mscar, vakanse any Sud Amerika, ny fianarana sns...

Eo aloanay misy Groupe vhv sy lhl maro2 mpinamana milalao zavatra atsipy zay de zay mahazo ilay ampovoany no be chifre no sady maharesy (tsy haiko ny milaza azy).

Za nipetraka tsara sady miresaka @ ilay namako, ilay vhv tao aorinako nanantona ny kitapony teo @ sezako de lasa izy nakany @ WC. Gaga aho kle, za efa mamomamo ihany. De rehefa niverina izy de nifoka sigara teo akaikiko, no sady manao ilay fietsika tsy mahita atao ireny, nefa ny namany mitangorina manao fivoriana sy milalao.

Ilay bandy namako eo alohako mijery azy tsara, ledala koa mandinika tsara ny joba rehetra tao @ ilay Bar, de tsy miheno resaka mihintsy.

T@ 13h antoandro eoeo, hoy ilay bandy t@ company telo lahy:
-Tany am Bar izaho sy salmo1 tam alina, karazana vhv manja zany ka mbola tsy hitako, elah ra salmo1 nisy teo akaikiny elah fa tsy nasainy elah izy, na de Amstell anakiray akoury aza ilay joba, vendrana leisy elah.
Ra zah ôtrany elah efa tongako tany an-trano iny.

izaho anefa tsy mba nieritreritra anzany mintsy, fa de nomezandry zalahy zah kle.








novalian'i xxx ny 23/04/2007 00:54
2. Fiffi ( 17/04/2007 17:09)
:roll:
3. fasaly ( 17/04/2007 17:09)
ka zany no mbola maha zaza anao kou!:p:-D:-D:-D
4. pissoa ( 17/04/2007 17:15)
:-D:-D:-D

tokony notenenin'i salmo1 izy oe "za mbola tsy 29años" :°)
5. salmo1 ( 17/04/2007 17:19)
pissoa: ilay joba angamba vao 16, 17 , 18 , 19 eoeo.
6. pissoa ( 17/04/2007 17:21)
Hihihi - dia tokony notenenin'i salmo1 zany izy oe "za (=salmo1) ange masera kely e " :-D:-D:-D
7. salmo1 ( 17/04/2007 17:23)
=))=))

8. fasaly ( 17/04/2007 17:24)
mbola ho ela elàh vao haha pezy sipa raha izany:wink::-P:-P:-P:-P:-P:-P
9. salmo1 ( 17/04/2007 17:25)
pissoa: ny masera anga mba misotro labera zany:?:
10. fasaly ( 17/04/2007 17:27)
nefa raha tsy mamomao elah mety mba ho nety ihany ngamba lay fampiresahina...;-)
11. pissoa ( 17/04/2007 17:29)
Ie (enfin za misotro =))=))=)) ) fa tsy mande bar @ 2h @ maraina zany alou e ! :-D:-D:-D
12. salmo1 ( 17/04/2007 17:58)
fasaly:
nefa raha tsy mamomao elah mety mba ho nety ihany ngamba lay fampiresahina...
na mamo aza tsy koi. (fa za anga mba manao mamo be zany)

pissoa:
Ie (enfin za misotro =))=))=)) ) fa tsy mande bar @ 2h @ maraina zany alou e ! :-D:-D:-D
Any ny hora fanaovana azy sy fahitana revy
13. voara ( 18/04/2007 10:33)
de mba mapiesona koa ty salmo1 ty ,misehoazy hoe bogany ,kanefa mataobehivavy :lol:
14. salmo1 ( 18/04/2007 10:46)
Ny kôfiboay rehetra, na be sôsy na kely sôsy, na bôgosy na tarehan-tsaka, na malaza tsara na malaza ratsy sns... rehefa misy mikitikitika lay fanahiny ilay fitiavana tsy maintsy mihabetsaka ny ligne lalandra, ary manozikozina ilay (l) manontany oe: aiza elah:?: aiza elah:?: hataovy amzay ny fahaizana :-D

(asa ra hazonareo, ary mangataka any Fiffi tsy hanao :roll::roll:)
15. fasaly ( 18/04/2007 11:23)
:roll::roll::roll::roll:tsy azoko io vosoratrao farany io ry salmo ka de nampiasa an'ity aho::roll::roll::roll::wink:
16. salmo1 ( 18/04/2007 12:11)
fasaly: zao ve ranga de tsy hazava ?
17. voara ( 19/04/2007 15:20)
Koa naninona ary no tsy nataonao ny fahaizanao é ,fa nody maina ,avy eo analandreo ianao :oops:
18. salmo1 ( 20/04/2007 15:54)
raha tsy izao joba rehetra mitady kill zao de asiana revy daholo, zany ve zahay tsy lanaka be:-p
19. fasaly ( 20/04/2007 16:24)
ka enao tsy haha pezy eo mitsy raha tsy sahy mampiseo lay fitiavanao ho azy kou! mampiseo geste sy ny rehetsa! laozan'ny omby mihahaka eo enao raha miandry kotina sipa lava eo:°):-D:-D manjary lasan'ny ry zalahy sahisahy...zay sahy ihany hono no mifono lamba mena....:-P
20. rush ( 20/04/2007 16:25)
ka salmo tsy mahay afatsin'ny mirediredy!inona koa no mba zavatra hafa vitan'io?tssssssssssslanaka mirediredy ye!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023