izay dinika hapetrako...
3. rush
(
17/04/2007 18:32)
salmo1:izao ve dia atao dinika eeeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!!!!!!
izay ramatoa zay rehefa mamaly ny dinika apetrako de zao fôna no hataony: >
:-D =))
4. xxx
(
17/04/2007 18:54)
:roll::roll::roll: tsy lé ramatoa io mamaly io , sady tsisy valiana kou é !
resy ngah barça dé mitonantonana ny salmo !
resy ngah barça dé mitonantonana ny salmo !
5. mbaliana
(
17/04/2007 19:29)
salmo> angamab mety tsy dia azony ny zavatra nolazainao fa za mantsy rehefa tsy azoko zay le nosoratan'olona dia io no valinteniko ...
7. Fiffi
(
17/04/2007 19:32)
zah aloha de tena mpanao an'io satria dinika tsy azo , tsy mazava no ataon'i salmo tena presque ny dinika rehetra mihintsy.........:roll::roll::roll:
8. andrea
(
17/04/2007 19:37)
salmo1:
izay ramatoa zay rehefa mamaly ny dinika apetrako de zao fôna no hataony: >
:-D =))
mba sambatra ery ilay madama mbola mahavita manindry fo amin'ny dinika olon-de'kely'. Za dia te hanome ny daka hoatran'i Aino,
Raha mitohy izao dia hanao plus plus ny olon-dehibe hividiana sara fiara-dalamby sy handoavana karama an'i james bound.. de amin'izay elah faiziny kely ..
10. fasaly
(
17/04/2007 19:56)
zà klou efa nanoro azy hoe ento any am hatsikana sy lalao ny dinika otrzao fa tonga any izy de asiny tsikera njay ny hatsikana ao hoe tsy mampmé hono:roll::roll::-D
11. hery
(
17/04/2007 20:34)
De tsy tonga saina ve salmo1 hoe inona no antony? :-)
Hoe maninona ny diniky ny olona hafa tsy ataony an'izany?
Hoe maninona ny diniky ny olona hafa tsy ataony an'izany?
12. sakaizakely
(
17/04/2007 20:50)
rehefa tsy tonga saina hatramin'izay dia tsy ho tonga saina intsony
13. Fiffi
(
17/04/2007 20:51)
de tsy tonga saina izy zany matoa nanao an'ity dinika ity koh ! heu....ao indray aloha averiko le :roll::roll: fa mbola tsy nahita olona sarotra ampianarina, hatoro tahaka an'i salmo kosa aloha zah an ! sa manao fanahiniana ? :roll::roll: