inona no hataoko

1. xxx ( 18/04/2007 08:39)
Mifankatia izahay(miaraka), nefa izy manana olon-tiana any ivelany zay novolavolain'ny ray aman-dreniny,(vady atolotra). Nampahafantariny ahy io, ka hihaona ry zareo afaka volana vitsivitsy.
2. salmo1 ( 18/04/2007 08:50)
:lol:
3. salmo1 ( 18/04/2007 08:55)
Afaka mbola mifankatia tsara am lay olo-kafa alou enao eo ampìandrasana... Fa tsy mampijaly tena eo kle, rehefa tonga ny fotoana de miala-tsiny @ Ex-sipa @ zay ;-) Fiainana daholo zany e.
4. fanilo ( 18/04/2007 16:19)
raiso ny fanapahakevitrao izany raha izany ko!:°)
5. luciana5 ( 18/04/2007 17:41)
:-D ary raha izany,sao misy vady atolotr i salmo ahy e:lol: raha otran zany ny fiainana?
6. xxx ( 18/04/2007 20:21)
Hihaona zareo afaka volana vitsivitsy, dia fantapantaro alohan'io ny hasianao ny tongotrao mba tsy ho sendra ny tampoka loatra. Raha efa hanambady ve ilay sipanao inona indray no hevitra anontanina amin'izany fa dia misaraka izany ianareo. Fa raha tia anao tokoa izy ary tsy te hanambady ilay atolotra izany dia miandry ny fahaizany miresaka amin'ny raiamandreniny ianao izany.
7. tynah ( 18/04/2007 20:50)
Hanontanio izy hoe iza no tena tiany d teneno izy haka fanampahan kevitra matotra, na xxx na ilay atolotra. Tandremo sao vohafitaka anefa an!
8. ikaretsaka ( 19/04/2007 03:17)
"jerena aloha ny momba tany alohan'ny mividy biriky hanorenana "..lao Tzu
any @ domaine d'efa conflit.. aleo hilam
9. xxx ( 20/04/2007 08:12)
tonga de mialà
10. tsiafoi1 ( 20/04/2007 12:51)
Mazava be zany r'ise a!Na namboariny io na safidiny mazava ny lalan-kizorany, dia anao no mieritreritra raha mbola sahy hanao hankisisika @'izany!!!:roll:
11. lanissa ( 20/04/2007 16:18)
miala re rehefa hitanao fa hanambady lay ol hafa izy, mandreraka koa ane le lelahy rehefa te hanadroa zay e, tsy misy foiny hono:oops:
ialao any akia rehefa tsy ndry no safidiny.
12. xxx ( 21/04/2007 08:58)
Ny zvtr hitako tato ho ato dia miezaka maneho fitiavana betsaka izy ary milaza fa tsy maniry ny fanambadiandry zareo, nefa matahotra ny réaction'ny fianakaviana
13. ikaretsaka ( 21/04/2007 13:46)
tena aleo tsy mbola mitsangana ny trano dia alamina toy izya ilay efa nitsangana vao trongisin'ny bildozera
14. lancia ( 21/04/2007 15:23)
aza marary fo aminy eo fa ndàna miala
15. imendrikaja ( 24/04/2007 14:59)
ario any aky de ny manova no mety a
16. dongadonga ( 27/04/2007 23:53)
mba mahaiza miova loko hoatrani tanalahy eeh:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881