fampirafesana
1. hajatia
(
17/04/2007 12:53)
ahoana no tena halalana hoe mampirafy ny lhl 1?
novalian'i dongadonga ny 28/04/2007 00:02
2. rush
(
17/04/2007 12:55)
anontanio izy e!io koa ve dia tsy mora fantatra e!mahay miala bala,vao jerenao izy dia kobo e!
3. hajatia
(
17/04/2007 13:02)
ary raha miara mipetraka zay de iz tsy mety mody fona fa mahita zvt ialana bala fona de tonkony hisaraka @y ve za nefa efa misi dingana vita teo @ay de inn no hotaoko
4. booboo
(
17/04/2007 13:47)
Hajatia > tantarao mazava hatrany an-dreniny ilay raha fa tsy azo tsy araka sady tsy mazava ny tianao tenenina...
5. imalala
(
17/04/2007 13:54)
Tena fantatrao fa mampirafy ve izy sa mbola eritreritra, raha eny mantsy de tokony handinitena ianao fa mety misy tsy ampy any aminao matoa izy mitady any ivelany
6. salmo1
(
17/04/2007 15:57)
hajatia:Rehefa tonga izy, ohatra oe avy niasa na avy nandende tany.
ahoana no tena halalana hoe mampirafy ny lhl 1?
hajatia:- Manao ahoana leisy e malala :* :!: (miatsaravelatsihy kely)
Ramose:- Manao ahoana se?
hajatia:- Manimanitra mihintsy zany vadiko zany, fa anga enao ity malala de tena bôgosy be mihintsy :* , no manantona zao vehivavy rehetra izao (somary :lol: kely ndry sady miatsaravelatsihy ihany, nefa mitady ny marina)
Ramose:- Tsy zany fa..., tsy zany fa... (mivoraka)
hajatia:- Tantarao leisy fa tsy maninn a, fombany vhv anie ny miraiki-pitia sy miantsoantso rehefa bôgôsy ny vadiko, ka zay mihintsy no tena hitiavako anao :*.
ramose:- Marina fa mbola misy ny mitsiriritra fa enao no tiako ry malalako :*
de mampiasa @zay ndry loha fa sôde tsy afaka manao anzany aho @ manaraka fa sôde hainareo hihi
7. bozylove
(
17/04/2007 16:09)
ilay matahotra ho hampirafesana:
ahoana no tena halalana hoe mampirafy ny lhl 1?
Enao izany mitady aretina adoha @ ny tsy nampahy e :lol: 8), efa mody ao antrano ramose sy faly mahita ny anao izay no zavadehibe 8)
[size=13px]CONFIANCE sy (l) FITIAVANA (l) no base[/size] ny fiarahana
8. simplex
(
17/04/2007 17:41)
ity nisy fika 1 t@ film fa asa ra azo ampiharina:
tonga le bandy, d zao fotsiny nokozian'le ramatoa anazy: nosasako ny lamba tao @ pannier a linge, mahagaga fa nahita silipom-behivavy tsy anah aho :roll:
Tonga d nivaky le ranga ;-)
:°)
tonga le bandy, d zao fotsiny nokozian'le ramatoa anazy: nosasako ny lamba tao @ pannier a linge, mahagaga fa nahita silipom-behivavy tsy anah aho :roll:
Tonga d nivaky le ranga ;-)
:°)
11. tynah
(
18/04/2007 21:02)
Aza miasa loha be lotra alouh sao marary eo fa raha hitanao miova izy d ao raha zay. Tonga d hangataho resaka izy eh! hanontanio na tonga d tsatohy? Mahereza akia ah!:-*
12. tsiafoi1
(
20/04/2007 13:13)
Fomban'ny lehilahy ny mitsapatsapa rano. Fa ataovy madio sy milamina ny any @'nao de tamana aminao izy e!
Madio ny fo, Madio ny saina, Madio ny vatana, Madio ny toetra amam-panahy, aza be fanahiana... de tena tia be rehefa eo dia izay...:*(l):* Tantarao amin'izay ny tohiny avy eo
Madio ny fo, Madio ny saina, Madio ny vatana, Madio ny toetra amam-panahy, aza be fanahiana... de tena tia be rehefa eo dia izay...:*(l):* Tantarao amin'izay ny tohiny avy eo
13. lanissa
(
20/04/2007 14:21)
ity nisy fika 1 t@ film fa asa ra azo ampiharina
mazana ane ny zavatra @ film tsy azonao ampiaharina @ fiainanao satry iny zavatra namboamboarina e, nefa le tena iainana hafa mintsy, sô de vô maika mibililabilila eo raha vô mangalatahaka film.
fa zao e, aza iasana saina be fotsiny fa rehefa hitanao we tia anao le vadinao de tiavo de ento milamina fa aza asiana gidragidra. rehefa tena tsy tantinao mo le izy de ataovy somary sangisangy sy manambitamby tahaka an' io ohatra omen' i salmo1 io rehefa hanotany sy hitsapa azy enao!
bon courrage e :D
14. diamondra27
(
20/04/2007 14:23)
manontany ianao de mila valiny.
Donc be de be ny fomba azo amantarana azy fa ça dépend we inona le situation?
Efa nisy dingana hoy ianao ny aminareo, eritrereto ihany kambony fa aleo misaraka dieny zao toy izay ao anatiny vao misaraka sy tsy mahatanty.
Ny amantarana azy de:
-mahimahina
-miova ny fihetsiny aminao tsy toy ny taloha, -manomboka mi-repousser anao
-tsy mety miaraka aminao en public tsony satria efa manana sipa izy fitondrany
-refa tonga ao antrano ka vonona ny sakafo nefa izy tsy mety mihinana fa milaza fa voky (donk efa nihinana t@ resto izy zany sy le sipa)
mety ho repas d'affaire koa anefa io fa ny affaires ve de isanandro?
araho maso fa fantatrao eny foana e!
de aza mikozy refa mahatratra fa tapaho ny hevitrao
rehefa mahita preuve maromaro de tsy mila explication tsony fa tsy hiala @io toetra io izy
zay fa mbola maika aho
courage:-*:-*

15. diamondra27
(
20/04/2007 20:12)
-manomboka tsy mi-intéresser aminao intsony
-manao fara-teny na toetra tsy zaka mba hi-pousser anao à bout
-manao izay zavatra tsy tianao indrindra nefa efa nolazainao fa tsy tantinao iny zavatra iny.
-tsy mahita tory fa mivadibadika.(efa mieritreritra an'le sipa izy @io we inona ndray zao ny plan manaraka)
-ny SMS sy ny mail moa tsy lazaina intsony zany e!
tsy avelany mikitika ny portable-ny ianao: izany hoe: raha tsy mila eny @ 24H/24 iny prtable iy de midika zany fa misy zavatra hafeniny anao ao.
-fofona ranomanitra sy volo mihintsana eny aminy sns tsy ferana tsony zany
-rehefa miresaka ianareo de tsy manana faharetana toy ny taloha intsony izy fa makarary ny sofiny ny mihaino anao= temps perdu ho azy.
be de be fa mety mbola hitohy...
Phrase tokana ny ahy ho anao ry haja: tianao marina ve izy? raha eny dia aza mi se poser des questions, satria ny fitiavana no manarona ny ratsy rehetra, mandefitra @ zavatra rehetra...
ny fitiavana dia tokony tsy hampijaly, raha izay dia aleo tsy manana. Somary mijary amboalohany satria ianao tia azy nefa izy tsy miraharaha, fa à la log dia ho soulager ianao et tu trouveras encore meilleur que lui.
Mitomania sns tsy maninona fa mitràka kosa avy eo fa aza manjoretra.
Aza manaiky resy zany @ fiainana.
ZAY fa lavabe ne resaka

16. tsiafoi1
(
24/04/2007 11:41)
Ianao ihany no mahafantatra ny fatran'ny fitiavanao azy. Ny fitiavana tokoa manarona fahotana maro, ka raha zakanao de miaritra enao, tsy zaka tsy fahadisoana ho anao ny miala dieny tsy mbola tafajoboka @'ny lalina
Fa raha ny hevitro aloa, vao izao aza de efa izany, mbola aiza ny 10ans - 25ans - 50ans de mariage. Tsy ho tody any @'ny 5ans akory de lany ny mamy an! Zay vao hifampitarika eny Anosy:( :?
Fa raha ny hevitro aloa, vao izao aza de efa izany, mbola aiza ny 10ans - 25ans - 50ans de mariage. Tsy ho tody any @'ny 5ans akory de lany ny mamy an! Zay vao hifampitarika eny Anosy:( :?
17. diamondra27
(
24/04/2007 14:03)
tsy ampy 5ans zany io de efa vita e!
raha manana sipa foana le bandy iza no mahatanty an'izany 5ans ? Tsy zà aloha an!
raha manana sipa foana le bandy iza no mahatanty an'izany 5ans ? Tsy zà aloha an!
18. dongadonga
(
28/04/2007 00:02)
ampijerevo anazy lé sarinareo t@ mariazy de mimpody ao ankohonana izy ,ary lasa mafana le tokatrano nangatsiaka teo :lol: