mitady

1. ari.malala ( 17/04/2007 13:49)
Miarahaba

Tsy haiko na ato no tokony hametrahako an'ity, fa mitady trano, kartié Mahamasina na manodidina, efitra 2, misy rano sy jiro, misaotra mialoha e!
novalian'i xxx ny 19/04/2007 14:58
2. nathie86 ( 17/04/2007 14:39)
ôtrinona ny hofany:D za maita fa aty Ivandry 700 000 Fmg hevitra 2 misy cuisine
3. Angie ( 18/04/2007 11:48)
Tokony any @ bizna ity angamba no hipetraka

ari.malala ampidiro any ihany fa any njy mety mahita valiny rapide
4. fasaly ( 18/04/2007 13:29)
nathie86 ka efa hoe mahamasina hono:?
jereo zany halafony vao hoe ivandry ....
kartié rezidansiela:-P
5. nathie86 ( 19/04/2007 07:56)
fasaly aiza ndray eh. Ok ary eh:)
6. ari.malala ( 19/04/2007 14:43)
Angie, misaotra aky nanoro a!

nathie86, tena nanao fanahiniana ts namaly aho r'ise fa tena ts zakan'ny tsena izany 700 000F an'ise zany! mbola mpiasa madinika ny havanao e! ;):P

fasaly, coucou njy;)
7. xxx ( 19/04/2007 14:58)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8988