Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nathie86
(
19/04/2007 08:14)
jeux des Îles
Ho ani'zay mety mahafantatra na mpikambana ao @ CJSOI mety ôtrinona kay zao ny fidirana ra hijery athlètisme na bascket, mba mora anaovako boaty ndrakitra:). Misaotra mialoha oh...
tohiny
nathie86
(
19/04/2007 07:45)
Rackiky
hirotsaka deputé :?: fa nga mo tsy efa maty ny casié judiciairany:?:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 09:34
ikaretsaka
(
19/04/2007 02:52)
Nikemo
misy hira katolika izay (mahaiza misaotra sy mankasitraka ny lohateniny)
dia any amin'ny andininy faharoa misy manao hoe:
[i]". . . na teo ny orambaratra sy ny tselatra , na teo ny andro sarotra ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 20/04/2007 08:18
fijo
(
18/04/2007 23:17)
aza hafangaro
ô ry zalahy namana an,mahafinaritra tokoa nymiresaka politika aminareo rehetra eto,saingy rehefa mampiditra loahevitra dia asio fanadihadiana le izy.
ohatra.be ny manafangaro tato nyfifidianana filo...
tohiny
novalian'i tamberina ny 28/04/2007 11:38
ftma
(
18/04/2007 22:04)
lasopy mangatsiaka
Efa manomboka mafana ny andro ka sao mahalala karazana lasopy mangatsiaka ianao.
Ity no fanaoko: poivron rouge, concombre, tomate, celeri, tetehana madinika dia mixe-na asiana sira sy poivre dia avel...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/04/2007 16:19
fasaly
(
18/04/2007 18:50)
contrat de mariage
misy namako izay ry reto hanambady izy ato ho ato dia miasa saina be fa ilay vadiny izany vazà izy gasy.... dia nandeha nanao sonia tany am notaire hono
momba io contrat de mariage io...
ka tiko ho...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 20/04/2007 11:35
xxx
(
18/04/2007 18:21)
Rideau
Manahoana,
tsy dia misy resaka couture ato @ resabehivavy nefa tsy maninona fa anontaniako ihany sao mba misy afaka manoro :
- ilay fametahana oeillet @ rideau, raha manifinify ilay rideau dia ino...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:55
sakaizakely
(
18/04/2007 17:33)
chorégraphie
ny mpandihy http://fr.video.yahoo.com/video/play?ei=UTF-8&gid=147844&vid=332412&b=0
ny orizinal http://www.youtube.com/watch?v=g3hBlgo84BM
...
tohiny
novalian'i anjaran3 ny 01/06/2007 04:43
ainaheri
(
18/04/2007 17:26)
tel au volant!!
Iarahamahita sy miaramanaiky fa tsy mety ilay mitel no sady miconduire kanefa otrany lasa lavitra ndray ny eritreritry ny frantsay fa tsy azo atao hono na mampiasa kit main libre aza!!Zany oe lay mire...
tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:11
wawa
(
18/04/2007 15:33)
mitady an'i corinne
mba mangataka ny adresse email-n'i Corinne anabavin'i Tony (Zaza no dadanireo)izay mipetraka ao Majunga eny Mangarivotra raha misy mahalala.misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/06/2007 15:10
tanga
(
18/04/2007 15:14)
zanako vavy
miramirana daholo fa tsisy tezitra eo an!...
tohiny
novalian'i hendrikely ny 19/04/2007 10:41
Fiffi
(
18/04/2007 12:12)
Saika nisy namono ny Filoha Ravalomanana.(suite)
de ahoana hiany aza zao ? ity indray nefa de gazety hafa no namoaka azy io....
L'enquête sur la tentative d'entrée de force à la résidence du président de la République, Ravalomanana Marc, à...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 13:19
rtol
(
18/04/2007 11:40)
tonon-kira
Azafady kely!
Iza kay no mba manana ny tonon-kiran'ilay hiran'i Tselatra "Mantena an'iza?"
Mangataka ny hamoram-pon'izay mba manana mba handefa azy.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i mpamonjy ny 18/04/2007 14:55
hery
(
18/04/2007 11:35)
Fampitomboana tahiry biz'oroka
Efa mandeha amin'izao fotoana izao ilay fampitomboana tahiry bizoroka maimaim-poana. Jereo eo amin'ilay hoe hampitombo tahiry http://serasera.org/namana/?rub=namana/countclick
isaky ny mi-click ind...
tohiny
novalian'i simplex ny 27/04/2007 21:33
salmo1
(
18/04/2007 11:22)
bozylove
ôtrany oe: izy fôna no marina sy manana ny fananarana tsara ^:^ ...
tohiny
novalian'i hendrybe ny 21/04/2011 20:14
pimaso
(
18/04/2007 11:21)
grand temple
L'association cultuelle Apocalipsy de Madagascar (Fam) aura un grand temple évalué à 12,4 milliards d'ariary. La contribution financière des fidèles et des donateurs assurera le déroulement des ...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 12/05/2007 22:23
pimaso
(
18/04/2007 11:10)
Dessert kely
Nisy bandy 3 samy mainty be daholo izy rehetra dia niakatra tany andanitra ka raha vao tonga tao dia nasain'Andriamanitra nisafidy zavatra iray izay tena iriany avy izy 3 lahy , dia nasaina niteny le ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/05/2007 14:31
salmo1
(
18/04/2007 11:05)
Tam mbola bandibandikely
Ao ampianarana no tena mitranga lay fitiavana. Indray andro ilay joba eo alohako ary izaho eo aorianany.
Mba finaritra ery ny jobakely ny hisangisangy amiko, fa izaho tena tsy ao mihintsy, hodiko j...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 19/04/2007 14:17
sakaizakely
(
18/04/2007 10:29)
androany (bis)
inona no zavatra nampalahelo anao androany ?
Za vao nifoha maraina nihaino hira de sendra ny hiran'i Linda Lemay de ni:cry:
ny tonony http://www.paroles.net/chansons/16157.htm
ny feony tsy hita...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:41
salmo1
(
18/04/2007 09:37)
Bar fandihizana
Indray mande zay izaho, bandy avy any cameroune ary iray bandy espaniol espaniol.
Niditra Bar 36 km eoeo miala avy eto VNG Barcelne zahay 3 mitsam.
Amin'ny 3 alina indro lay mpiandry vavahady na...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2007 10:36
