Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 23/04/2007 07:52)
que la chasse commence!!!!!
Leaders de l'opposition : qui sera le prochain ? La série noire continue pour l’opposition. Après Tantely Andrianarivo, Pierrot Rajaonarivelo,Voninahitsy Jean Eugène, Pety Rakotoniaina,... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 02:28
Jeankely ( 23/04/2007 07:21)
Omeo hery sy fampaherezana ny vahoaka
Ny resaka "POLITIKA" dia tsy tian'ny vahoaka fa refotry ny adimpiainana izy. Izay hevitra hampiakarana ny faharisian'ny vahoaka andray anjara amin'ny fampandroasoana no tadiavina. Omeo ny anjara sahaz... tohiny
novalian'i wooda ny 26/04/2007 00:19
spoter ( 23/04/2007 06:11)
mba soveo
sao de mba mahita na mahafantatra zavatra manalehibe sy manalava ny taova filahina nareo ry zalahy fa tsy afapo mihitsy ny sypa raha miaraka amiko satria ny ahy tsy mba @mesura norme fa tena kely be m... tohiny
novalian'i pimaso ny 23/04/2007 12:29
soanja ( 23/04/2007 03:34)
terak'i anano
Hono hoy aho hoe raha mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana ny tenako indrindra resaka faritra dia misy hoe terak'i Fianarantsoa ohatra na Mahajanga sns. Ka raha tsy teraka tany na hoe tsy lehibe ... tohiny
novalian'i rinja ny 21/09/2007 15:44
marimarbellanda ( 22/04/2007 15:52)
fara andriamamonjy
mba mangata ny tononkirany;mitondra ny lohateny hoe jesosy ilay mahery misotra ... tohiny
dd ( 22/04/2007 13:06)
mitady tonokira Njakatiana
ho anao izay manana ilay hiran'i Njakatiana hoe "Ry malala", ... sady misy teny frantsay no misy teny anglisy ao anatiny, dia mba alefaso ato @ tononkira.serasera.org ny tonony fa mba mitady an'io aho... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:20
xxx ( 22/04/2007 08:31)
zaobavy sy rafozana manirikiry
manaona doly hono ry reto fa inona mintsy ny tena tsy zaka'ny zaobavy sy ny rafozana @ vinanto eh! fa draindray tena manirikiry mintsy ; za aloha hatramin'izay tsy mba namaly zany fa zao za lasa... tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:06
xxx ( 21/04/2007 15:08)
mpiasa miavonavona
asa na ahona fa misy reo mpiasa tena faran\'izay miavona any dago , mangataka copie any @ firaisana na dadabe na bebe de vokitakita nefa de misy ny mandeha tongotra lavitra haka copie fotsiny,ny tao... tohiny
novalian'i kally ny 30/04/2007 20:22
tifiana ( 21/04/2007 14:26)
vao2 mila hevitrareo e
manaôna dôly e izaho dia gasy vao tonga eto france,fa ny dadako dia metis vazah,nationalité vazah.izahay moa dia misoratra aminy,saingy ts légitime izy sy ny reniko,ary marihiko eto fa ts mbola n... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2007 11:10
xxx ( 21/04/2007 13:58)
ilakaka inona marina?
ahona marina ny any ilakaka? misy ny miteny fa mampatahotra, inona no tena hataon'ireo vahiny ao? mampalahelo mitsy le reportage t@ télé ndray mande ry mikasika an'io ilakaka io... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2007 16:30
xxx ( 21/04/2007 13:00)
fanabeazana aizana
Slt daholo, Misy fiantraikany ve ny tsy fanalana norplan efa lany daty raha bevohoka? Manantena valiny mahafapo avy aminareo namana... tohiny
novalian'i tynah ny 27/04/2007 19:19
Fiffi ( 21/04/2007 07:49)
Hifidy indray zany.....
de ho iza indray no ho lany eo ? zay lany eo koh ngé ka ny omaly tsy miova hiany eh ! ohatran'ny fifidianana rehetra hiany io na aiza na aiza.....be prograny nefa....[img]http://img177.imageshack.us/... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2007 08:13
olga ( 21/04/2007 06:32)
vavaka
Mba omeo hiran'i firmin ilay vavaka iny ane aho izay manana e!!!!!!!... tohiny
apache ( 21/04/2007 06:17)
hanana amin'zay ny gasy
Tanteraka ihany iny ny fitsapan-kevi-bahoaka. Hihatsara @zay ve zany ny farim-piainan'ny Malagasy?satria nahoana? Ary manomboka rahoviana? Sao mba misy mahalala!?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 14:00
fanaina ( 20/04/2007 22:04)
inn no antony?moa ve azahoana ny tsara?
mba gaga @ ilay olona @net aho ilay tia mifamitaka sns. ny tena loza dia ilay manopa sns, nefa dia samy eto ihany, raha mifangaro vazivazy sns dia tsy koi, fa le opa mivariraraka be reny no tsy milay,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/04/2007 06:31
xxx ( 20/04/2007 20:39)
signes ny hoe bevoka ; fa tena tsy azo mintsy
za ry rto mba lasa saina hoe raha tokony bevoka ve ny olona ray de tokony harary valahina ohatran'ny ho tonga regle ihany ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/04/2007 12:55
diamondra27 ( 20/04/2007 20:17)
maninona aza...
Tena lasa indray ny eritreritro fa naninona aza ny sexe no natao tany ambany no naharian'Andriamanitra azy, voatakona; fa raha niseho toy ny orona vava sofina io dia mety inona ny fipoitrany? Tsy k... tohiny
momola ( 20/04/2007 19:50)
tsara tso-drano
misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i RyAnona ny 20/10/2007 11:01
rvn ( 20/04/2007 18:40)
mitady ny tononkira
Mitady tononkiran'i Rija rasolondraibe miarak@ Tosy sy Nanie @ilay hira malaza be iny... tohiny
xxx ( 20/04/2007 14:45)
Sao dia misy soskevitra
salut! daoly Za tratran'ny fivalanana efa 2mois latsaka kely t@ jiona 2006, d nijanona fa taorian'io za d tsy marary ny kiboko fa raha vô matory miohaka tonga d lasa mamonjy wc, nandeha t@ Dr genera... tohiny
novalian'i adidy ny 04/05/2007 12:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6409