Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 24/04/2007 23:01)
fivavahana sy fahefana
salam aby. raha dinihana,ny bokimpivavahana,dia hita fa nahilika foan any vehivavy. fony mbola mpianatra ry zalahy ,dia efa nanilika an'i maria magdalena,ary nanaratsy azy ho mpivarotena sns. i p... tohiny
fijo ( 24/04/2007 22:48)
izay mahay motera diesel
indroa aho no namelona fiara dia nisy setroka mainty be nivoaka.ka sao misy olana ny motera?????nefa vao tsy ela no nosoloina ny menala sy ny filtra rehetra.ary fiara tsy mbola be KM le izy... tohiny
novalian'i mionona87 ny 09/07/2007 14:15
xxx ( 24/04/2007 20:02)
29 avril
io hono no tena poisson d'avril? ... tohiny
novalian'i dadie ny 25/04/2007 16:02
diamondra27 ( 24/04/2007 17:48)
scorpion
tsy misy inona akory an fa mba nahita ny ps-nao de nahatsiaro an'ity, nostalgie:oops: http://www.dailymotion.com/relevance/search/scorpion%2Bof%2Bchange/video/xs4j3_scorpions-wind-of-change/1 ... tohiny
xxx ( 24/04/2007 13:48)
saha eden
bjr daholo o ! taiza marina no tena nisy ny saha edena ... tohiny
mmino ( 24/04/2007 13:36)
dans un coquillage
raha mba misy manana ry reto ilay tononkira misy hoe dans un coqullage, ilay mitovy feo amn'ny hiran'i erik manana hoe, mitsonika aminao dia mba alefaso a!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2007 18:04
Rakotofonohasina ( 24/04/2007 12:46)
FONOHASINA SY NY LAMBANANDRIANA
FONOHASINA SY NY LAMBANANDRIANA, Maro ny mahay manenona eto Madagasikara fa ny malaza indrindra amin'izy ireny dia Ambalavao tsienimparihy, Arivonimamo ary Fonohasina Ambohidrabiby (sahabo ho 20 km... tohiny
novalian'i vilemita ny 07/07/2007 08:33
ronaldo09 ( 24/04/2007 12:34)
Royal ou Sarkozy:Avoahy ny hevitra!
Amin'ny maha mpanara-baovao politika antsika mpiditra matetika eto amin'ity sehatra ity dia nivoaka t@alahady hariva teo ny vokatra fihodinana voalohany t@ fifidianana filoham-pirenena tany France ka... tohiny
novalian'i booboo ny 29/04/2007 10:44
rhina ( 24/04/2007 12:30)
Toky fitia
Ny ainga : Toky fitia mba afaka manome io tonokira io ve ze manan misaotra mialoha:oops:... tohiny
oldine ( 24/04/2007 11:27)
tsetratsetra tsy haritra
endre izany hafaliana mamaky ireo tononkira fandre tany an-tanindrazana.Sady amin'izay hira tsara daholo no ankamaroany. Fabola betsaka no mbola tsy ao nefa tsara ihany koa.Ohatra:Toamasina an'i NY R... tohiny
andrianarisoavo ( 24/04/2007 11:06)
hay teo foana kristy
manao ahoana tompoko, mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "hay teo foana kristy" izay ataon'ny chorale fiderana raha mba misy manana de alefaso ao @ andrianarisoavo@yahoo.fr... tohiny
novalian'i ftma ny 24/04/2007 12:24
andrianarisoavo ( 24/04/2007 10:50)
paté saonjo
voasan ny saonja de andrahona, rehefa masaka dia potsehina @ fourchette ary asiana totokena sy hanitra miaraka aminy, asiana sira sy poivre kely ary atody kapohina tsara de asina fecule de manioc 1 c ... tohiny
ninifar ( 24/04/2007 09:09)
vopirafy ndray é!
Manaona daolo!za ve no tokony anontany tena oe inona ny tena tsy mety amiko sa kosa efa fomban'ny lehilahy ny mampirafy ka tsy tokony ho taitra amin'izany intsony. Aiza v d isaky ny tia lehilahy aho d... tohiny
novalian'i soanja ny 03/05/2007 00:58
xxx ( 24/04/2007 08:50)
mampirafy
raha mampirafy 3,mety hitovy ve ny fitiavana azy3... tohiny
Fiffi ( 24/04/2007 06:42)
Hummmm.....ahoana indray ity ?
[img]http://img184.imageshack.us/img184/8320/peravesmonotracer1gf1.jpg[/img] [img]http://img338.imageshack.us/img338/1672/peravesmonotracer1bigkv2.jpg[/img] [i]Monotracer Peraves. missile à roulet... tohiny
novalian'i sympa ny 31/05/2007 23:32
Jeankely ( 24/04/2007 06:01)
No Paradise on Earth
There is no Paradise on Earth everyone must work hard. Poverty and corruption is inter-related. The Malagasy population need to see and imitate the best example from the "NGETROKA" and "MAHITAHITA". P... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:29
soanja ( 24/04/2007 05:58)
Anarana Malagasy
Saika mba hitady anaran-jaza vavy kely na lahy kely misy ifandraisany amin'ny Natiora, tsy be mpanana, ary milaza fahendrena Malagasy. Misaotra mialoha o. Azafady mba omeo ny dikany na ny fanazava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 12:58
DotMG ( 24/04/2007 05:55)
Mekoku : Afrikanina mainty tany afrika sy misionera fotsy
Tany Afrika no niseho ny tantara, any @ tany ambanivohitra anankiray. Efa telo taona nipetrahana tao ity mpitondra fivavahana eoropeanina fotsy hoditra anankiray, atao hoe misionera. Tonga tao amin... tohiny
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:30
moi ( 24/04/2007 05:50)
Mitady namana ao Genève
Manahoana ianareo ao Genève ? Mba mitady namana, na tsy malagasy aza, monina ao aho fa handalo kely an'izany tanàna tsy mbola hitako izany. Mba mila sopapa isan-karazany ny tenanay fa tena ho gasy... tohiny
novalian'i moi ny 25/04/2007 14:29
maditra ( 23/04/2007 23:59)
Ny vehivavy maneran-tany
Tsy hoe te-hanao resak'i zandry salmo1 fa mahafatifaty be mihitsy ny namana Dreamm. hmm, lol!! Gasy ka manja izany e Fa tsy izay no foto-dresako, haha Raha categorise-ko ny vehivavy araka ny tan... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5978