Hummmm.....ahoana indray ity ?

8. johnnyandri
(
26/04/2007 03:44)
Mety ho tanteraka ny nofinofi ny tia moto nefa matahotra carosserie tenany:^)

10. johnnyandri
(
26/04/2007 12:16)
misy airbag izany io? Mety hifangaro ny vatan ny olona sy ny fiara raha manao lozam-mifamoivoizana an...

11. Fiffi
(
26/04/2007 12:55)
fa io ve tsy moto fotsiny eh ? de raha motove de hisy air bag ? asa aloha an ! :)

12. wooda
(
29/04/2007 08:14)
tricycle ve de mety ho moto? sady @zay kay 4roue zao le izy fa miafina @ sisiny fotsiny! :-D:-D:-D
Fiffi :-*
Fiffi :-*

13. wooda
(
29/04/2007 08:17)
tricycle ve de mety ho moto? sady @zay kay 4roue zao le izy fa miafina @ sisiny fotsiny! :-D:-D:-D
Fiffi: raha ianao no passagère de mety milay an, sady @zay tsy mila casque:-D:-D :-*
Fiffi: raha ianao no passagère de mety milay an, sady @zay tsy mila casque:-D:-D :-*

16. tynah
(
08/05/2007 16:42)
d aona refa hijanona? vohaina ve zany le varavarana d havoka haingana ny tongotra sa aona? toa tsy hitako zany pné 2 hafa zany koh!

18. sympa
(
09/05/2007 22:19)
misy lavaka eo ambany ka:!: de avoaka eo ambany eo fotsiny ny tongotra zany:!::-D:-D sa tsy izany ry Fiffi :-D:-D:-D sa za diso kle :!:8-)8-)8-)8-) amarino ao ra diso an :!:
ne dry wooda biz tsy mety lany koa ka =((=((
vazovazo fa aza atao @ fo ry reto an :!:o^oo^o=))=))=))
ne dry wooda biz tsy mety lany koa ka =((=((
vazovazo fa aza atao @ fo ry reto an :!:o^oo^o=))=))=))