izay mahay motera diesel

1. fijo ( 24/04/2007 22:48)
indroa aho no namelona fiara dia nisy setroka mainty be nivoaka.ka sao misy olana ny motera?????nefa vao tsy ela no nosoloina ny menala sy ny filtra rehetra.ary fiara tsy mbola be KM le izy
répondu par mionona87 le 09/07/2007 14:15
2. azzaro ( 25/04/2007 11:24)
raha teto paris ianao dia nasaiko nojeren'ny vadiko fa izy mahay ireny tsara
3. heri2007 ( 25/04/2007 11:51)
tsy voatery ho menaka na filtres io fa aza adino koa ny hatsaran'ny carburant , , bougies de prechauffage, pompe d'injection, injecteurs, fa ny marina dia matoa mainty be ny setroka dia tsy ratsy ny fandoroana ao, tsy may tsara ny carburant...
4. fijo ( 25/04/2007 21:42)
heri2007,za koa mihevitra hoe io ratsy doro io,ka mety ny bougie ngamba no mila soloina???sa
5. sitlo ( 25/04/2007 23:15)
Izay tsy mahay motera diesel mahay fatram-bary.
6. mandrak ( 26/04/2007 19:18)
fijo:

heri2007,za koa mihevitra hoe io ratsy doro io,ka mety ny bougie ngamba no mila soloina???sa



:) fijo> atovy ny "tarage d' injecteur" fa injecteur no blem any zany sur 99/100 ha satri zao
-tsy pulvérisé tsara ny gazoil donc misy party tsy mirehatra, zay no mahatonga ny ilay setroka mainty (tandremo fa mety misy fetrakany @ piston io an ratsy vôtsabo aingana)

mety tsy ho bougi io fa ra bougie an, sady sarotra velomina 8)
7. fijo ( 26/04/2007 23:14)
mandrak,le izy io anie ,izao de tsy misy intsony indray e.fa efa niseo io tranga io tamin'ny decembre,de tamin'ny herinandro indray no niseo indray mandeha.ka izay no tsy azoko.
tsy hoe toa izay foana isanandro ka
8. mionona87 ( 09/07/2007 14:15)
fijo! ario any vichy ko lesy an naman'ilay ford:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2071