paté saonjo

1. andrianarisoavo ( 24/04/2007 10:50)
voasan ny saonja de andrahona, rehefa masaka dia potsehina @ fourchette ary asiana totokena sy hanitra miaraka aminy, asiana sira sy poivre kely ary atody kapohina tsara de asina fecule de manioc 1 c à s dia ampifnagarona tsara izy rehetra, atao bain marie ny fanaovana azy, hano fa tena tsara io
2. soanja ( 25/04/2007 04:09)
:miam::miam::miam: Misaotra o.
3. anjaran3 ( 06/06/2007 04:07)
:miam::miam::miam:ka raha asiana vinaigre kely ve tsy vao maika hahatsara azy sady lafatra e!:miam:
4. ventsokely ( 15/06/2007 09:09)
Mba afaka omena ve ny faharetan'ilay bain marie dia omena koa ny ingredien ohatra hoe ho an'olona 6 na 4 azafady tompoko .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7451