voasan ny saonja de andrahona, rehefa masaka dia potsehina @ fourchette ary asiana totokena sy hanitra miaraka aminy, asiana sira sy poivre kely ary atody kapohina tsara de asina fecule de manioc 1 c à s dia ampifnagarona tsara izy rehetra, atao bain marie ny fanaovana azy, hano fa tena tsara io