Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
23/04/2007 23:56)
maty aho le 8!!
tsy noraharahin'ny alemana akory tazy fa nampanaovina visite zoo, dia naketsy baviera hitsidika ferme dia vita ny visite d'etat!! pauvre le8. Vao miainga any Mada dia efa hoy ny olona hoe iny indray f...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:49
bazylou
(
23/04/2007 23:52)
izay paoma sy timiste no aoka anaraka ity!!
Contribution
Cette rencontre de samedi dernier, à l’Hôtel Ritz Carlton de Berlin, a été une occasion pour le Président de la République de souligner que la réalisation du Madagascar Actio...
tohiny
novalian'i sympa ny 25/05/2007 12:48
salmo1
(
23/04/2007 22:33)
2008
zah zany ti hampiaraka @ vhv frantsay fotsi2 kely @ 2008 raha mahita, manofy ve zah:?:;-)...
tohiny
novalian'i bikeke ny 27/04/2007 09:39
fasaly
(
23/04/2007 20:39)
totofy
bonaniversera totofy, dia manaova fety sambatsa beuhhhh!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
[img]http://img67.imageshack.us/img67/7634/img534ka0.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2007 21:24
sitlo
(
23/04/2007 18:47)
saro-kenatra
Inona no ataonareo raha manana namana saro-kenatra be nareo?
Inona no traikefanareo amin'io henatra io?...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 07/02/2014 07:32
sitlo
(
23/04/2007 18:43)
fikotiana
inona no pasy tsara indrindra?
fa raha vao tsy tara dia voalaza daholo izao rehefa tokoa ny tokoa :oops:
:°)...
tohiny
novalian'i sitlo ny 25/04/2007 14:59
rakaroka
(
23/04/2007 18:21)
"dynamisme"!
Ilaina koloina ny hisian'ny "dynamisme" @ tsi1/1:
Jereo anie fa ny olona "dynamique" foana no fidian'ny olona sns...sa ahoana?
Inn avy anefa ny fomba hikoloana izany na inn koa
ny tsy mampisy iz...
tohiny
novalian'i pimaso ny 25/04/2007 06:57
xxx
(
23/04/2007 17:55)
tratra tsisy permis!
Inona no mety sazy ho azon'ny anadahiko fa tratra niasa nitondra fiarakodia izy nefa tsy nisy permis fa tratran'ny retrait de permis? mahazo convocation any @ tribunal izy @ mai izao, ka inona no tena...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 17/06/2007 19:56
salmo1
(
23/04/2007 16:31)
vokatra tsara
Mihabetsaka ny vhv manja.
=D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/07/2007 13:18
jefra
(
23/04/2007 16:14)
Leader Fanilo : Mitaky famotsorana an'i Roland Ratsiraka
Leader Fanilo : Mitaky famotsorana an'i Roland Ratsiraka sy ny gadra pôlitika
Miditra lalindalina hatrany amin'ny fanoherana ny fihetsiky ny mpitondra fanjakana ankehitriny ny Fikambanana Leader F...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 10:54
salmo1
(
23/04/2007 14:45)
3 vavy vao2
Tady hazaka sipa vao2 anakitelo aho, de avy eo tsy hitako zay hanaovana azy...
- 1 sipa marron internet sera2.
- 1 sipa chat amerika latina.
- 1 sipa spaniola mpiray tanàna.
Mapte hanao ...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 26/04/2007 19:04
naej
(
23/04/2007 13:35)
mba mangataka
manahoana daholo o!
mba mangataka toninkira ilay misy hoe:"isika eto an-tany ry zareo,dia toy ny voninkazo,mandrobona ihany fa tonga ny hariva dia malazo ..." tsy fantratro na ny lohateny na ny mpihi...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/04/2007 10:37
tsoupou
(
23/04/2007 12:56)
Mitsingevana
[u]Ankamantatra Reprise :[/u]
Nisy olona iray, [b]ilay Mpanavotra izao tontolo izao[/b] [i](samy manana ny azy io dé tsy tononiko ny anarany)[/i]. Tonga teto Mada izy rehefa avy nitsangana t@ maty. ...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:25
nathie86
(
23/04/2007 12:01)
fahafatesana
"Ny fahafatesana no tambin'ny ota"
Eh d efa maty daolo zany isika ra izany. Sa misy olona mbola tsy nanota mintsy?:cry:...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 13:56
mmimi
(
23/04/2007 11:42)
macaron
Mba mangataka ny recette an'i macaron anie azafady e! lé ôtran'ny cacapigeon mamy miaraka am tantely ireny an!
merci!!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 11:21
xxx
(
23/04/2007 11:32)
sipa misy foza
saika anontany marina ny lehilahy rehetra e! inona no andraisanareo izany hoe "sipa misy foza"? tena mbola tsy arako indray io tsinn! aoka tsy hatao ara-bakiteny an! mersssiiii...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2007 03:52
meva2
(
23/04/2007 11:16)
grillade
bjr daholo e! ity misy fomba fi griller-na poisson tadidiko tany nosy be teny amorondranomasina ny fihinanako azy dia mba zaraiko aminareo sady koa mampahatsiaro ny vôkansy e!
- afangaro ny huile, c...
tohiny
novalian'i vale ny 24/04/2007 15:17
coubah
(
23/04/2007 10:57)
faly
faly miarahaba hoantsika namana izay tratrin'ny tsingerin-taona nahaterana anio ny tenako.Mercie à tous...
tohiny
novalian'i lancia ny 24/04/2007 08:34
gasytsara501
(
23/04/2007 10:42)
composé, soupe garnie,mine sao,pâte sèche
Ary mba ahoana anga ny fanaovana ireo sakafo ireo ohatrany any Tamatave,manonofy ihinana an'ireo mihintsy mantsy za fa de tsy tadidiko ny fanaovana azy eh!!!!...
tohiny
novalian'i mangabe ny 25/06/2007 22:10
ftma
(
23/04/2007 09:37)
joyeux anniversaire rrasoa
Mirary soa sy fahasalama mandrakariva akia dia miandry anjy hiverina anao sambossa à la coupe :wink:
bisou mamy :-*...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 30/04/2007 10:23
