maty aho le 8!!
1. bazylou
(
23/04/2007 23:56)
tsy noraharahin'ny alemana akory tazy fa nampanaovina visite zoo, dia naketsy baviera hitsidika ferme dia vita ny visite d'etat!! pauvre le8. Vao miainga any Mada dia efa hoy ny olona hoe iny indray fa hangataka....nimehezan'ny vazaha i lery dia nalefany tany amin'ny zoo!! nangasiasy kely nody fa tsy nahazo lanjany sy zity taty alemana!!
Pauvre prezda gasy!! misitra velona daholo ianareo fa izany no filohanareo!!
Pauvre prezda gasy!! misitra velona daholo ianareo fa izany no filohanareo!!
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:49
3. patrick2002
(
24/04/2007 03:07)
ka betsaka tsinona ny gasy ohatry ny bazyl dia izay no tsy nanomezany azy :-D:-D
4. Jeankely
(
24/04/2007 10:08)
Izahay koa tena Malagasy e. Na mahantra izahay na manana be nareo izahay tsy menatra ny ho Malagasy ary tsy mihevitra ny ho VAZAHA. Raha ny President mangataka dia efa hatr'izay io fomba io. Rehefa tafiditra tamin'i IPPTE io Madagasikara dia avy amin'iza sy fitondran'iza. Izay hanaovanao sy fahaizanao milaza ny mpitondra fanjakana dia anao manokana saingy aza ny vahoaka Malagasy no tenenina hoe VENDRANA fa ianao inona?
5. bazylou
(
24/04/2007 11:12)
ka hita fa vendrana ilay gasy ka inn indray ary;; firy taona tao ihany ary ny prezda faly ny hanangona ho azy ihany!! dia milaza fa tsy pma ary ianareo e!!
6. agoago
(
24/04/2007 11:58)
Nampanaovina visite zoo? nanao inauguration, nitokana zavatra ry zareo tao @ lay zoo, samihafa izany!.
Io ny présidentnao aloha izao, tsy omen'ny hafa ny andry zareo akory ianao na hitsiriritra ny azy toa inona aza! na mpangataka , na ratsy tarehy, na tsy mahay ninoninona io ny anao, Tsy omen'ny olona ny azy manankarena na mahay mitondra ianao,
Io ny présidentnao aloha izao, tsy omen'ny hafa ny andry zareo akory ianao na hitsiriritra ny azy toa inona aza! na mpangataka , na ratsy tarehy, na tsy mahay ninoninona io ny anao, Tsy omen'ny olona ny azy manankarena na mahay mitondra ianao,
7. Jeankely
(
25/04/2007 04:12)
Misaotra betsaka eee. Izay President eo dia solotenan'ny Malagasy aminay. Ataovy izay ahatafaverina ny olona tianareo fa manaiky mihintsy izahay hoe President izay tonga eo. Ny fitiavana ny tanindrazana dia ny fiasana sy ny fizahavana vahaolana fa tsy ny fizahozahoana ho manandoa sy manakarena any amin'ny misy anao any. Izahay olon-tsotra miasa ary tsy mitomany ho fantatry ny President mihintsy izahay amin'ny asa ataonay fa ho an'i Madagasikara io. Tianay i Madagasikara ary ao izahay no hilevina.
8. fijo
(
25/04/2007 22:12)
ravalo kosa tsy malaza ho mpangalatra toa an'i chirac an.aleo izay hazava
9. bazylou
(
26/04/2007 00:15)
fa tena kentrina ve iana o sa jamban'ny t.. ny masonao ry fijo!!!!... mbola mpilaiso mahery vaika noho i deba sy chirac mitambatra ilay io!!
Mba jereo ihany ny fandehany e!! dia dinihotsara fa aza jamban'ny izao lalana kely lanin'ny cyclone rehetra izao!!:lol::lol::lol::lol:
Mba jereo ihany ny fandehany e!! dia dinihotsara fa aza jamban'ny izao lalana kely lanin'ny cyclone rehetra izao!!:lol::lol::lol::lol:
10. Jeankely
(
27/04/2007 04:17)
Raha ny resaka fangalarana ry bazylou dia tsy misy Malagasy hiaro olona amin'izany afatsy ireo mpiray petsapetsa aminy ihany. Koa rehefa mahafantatra ny halatra ianao dia mendrika loatra ny manangona ny porofo ary tsarovy fa heloka koa ny mahita zavatra tsy mety nefa mijery fotsiny. Izaho tsy mahalala izay halatra nataon'ireo nosaratan'i bazylou fa tompan'andraikitra amin'ny zavatra nosaratany ilay io amin'ny hoe : iry mangalatra mahery vaika noho iretsy. Ny fitenenana anaran'olona moa amiko dia sarotra ary manaja ny olona rehetra aho fa tsy hampianatra ity anarana hafahafa ity. izany no fahalalana haindreo any andafy any. Amiko ny President teo aloha Ratsiraka no anarany ary President amin'izao fotoana Ravalomanana no anarany.
11. Fiffi
(
27/04/2007 07:07)
bazylou:aiza kosa eh ! jereo ange ity an !
nimehezan'ny vazaha i lery dia nalefany tany amin'ny zoo!! nangasiasy kely nody fa tsy nahazo lanjany sy zity taty alemana!!
Marc Ravalomanana a annoncé, à son arrivée, que le contenu du Plan d'action pour Madagascar (Map) a été expliqué et largement soutenu. Le chef d'Etat a pris l'exemple de la contribution allemande à la mise œuvre du Map. “L'Allemagne nous a accordé une enveloppe de 34 millions d'Euros, au lieu de 15 millions, pour des programmes prioritaires et urgents”, a-t-il affirmé.
Fano Rakotondrazaka L'Express de Madagascar
12. 147
(
27/04/2007 13:53)
ary efa nilaiso an'i bazylou ve le ra8 io?iza no namatsy sy nanampy an'i chirac t@ propagandiny?
13. paris10
(
27/04/2007 15:19)
miodina ny sera ato!bazylou mihitsy no tena mampihomehy e!:-D:-D:-D:-D
14. Jeankely
(
28/04/2007 04:05)
Ok Paris10. Izay miteniteny foana dia ahitsy sao manapoizina ny tanora ho avin'ny firenena. Manana namana avy amin'ny firenena maro aho ary mifandray sy miaraka manao zavatra izahay. Ny zavatra tsapako dia sarotiny fatratra ireo raha mikasika sy manaratsy ny taniny ny hafa eny fa na sangy aza mety ahitanao zavatra ratsy. Vitan-dreo ny manapitra ny ainao raha miteniteny foana ny fireneny ianao. Ity ka Malagasy no manaratsy Madagasikara. Antsiaka i MADAGASIKARA.
15. bazylou
(
28/04/2007 23:16)
147,, dia lazao koa fa nomen'i le8 saosy be chirac hanaovany campagne !!:-D:-D:-D
Tandremoa ry manambady vazaha any rajeankely fa tsygasy intsny ianao sy ny taranakao avy eo!! tandremo ny tsy miverina any Madagasikara rehefa nahavita 10 taona aty ivelany, fatsy konty oa ianao avy eo!! efa niova ny konstity fa tsy ilay taloha intsony!! efa ra8land izao i Madagasikara!!
HATAKALAVA IZAO VE NO HIAINANA , IO NA 1000 MILIARA DE DOLAKA AZA MBOLA HANGATAKA IHANY ILAY IO!!
Tandremoa ry manambady vazaha any rajeankely fa tsygasy intsny ianao sy ny taranakao avy eo!! tandremo ny tsy miverina any Madagasikara rehefa nahavita 10 taona aty ivelany, fatsy konty oa ianao avy eo!! efa niova ny konstity fa tsy ilay taloha intsony!! efa ra8land izao i Madagasikara!!
HATAKALAVA IZAO VE NO HIAINANA , IO NA 1000 MILIARA DE DOLAKA AZA MBOLA HANGATAKA IHANY ILAY IO!!
16. Jeankely
(
29/04/2007 03:39)
Tena faran'izay mampihomehy sy mampalahelo ny fisainanao ry Bazylou. Ny momba ny Constitution manana fahalalana andinika izany ve ianao sa mba lazao inona no fianarana niaranao? Ireo manampahaizana Malagasy izay manamboamboatra io araka ny filazanao dia tompon'andraikitra ny amin'izany izany izy ireo. Ny mahagaga mantsy dia samy milaza ho tsy tompon'andraikitra rehefa misy ny tsy fetezana. Raha ampy fahalalana ianao mba asehoy fa raha ny fitanisana ny ratsy kosa dia mahazo managana "University" misahana izany ianao raha ampy fahalalana.
17. bazylou
(
30/04/2007 16:53)
ah non, izahy tsyhanampy ny vendran sy miseho ilay nefa hangataka no andaniany ny androny,,
NAhay tokoa ny manam pahaizana gasinao ka nanao constitution miklasy ny gasy ho race maromaro, cotier, merina, metisy ..., raha io no fahaizana hitany dia reveo ao ny anao fa efa mandady amin'y kibony ilay manam-pahaizanareo e::
NAhay tokoa ny manam pahaizana gasinao ka nanao constitution miklasy ny gasy ho race maromaro, cotier, merina, metisy ..., raha io no fahaizana hitany dia reveo ao ny anao fa efa mandady amin'y kibony ilay manam-pahaizanareo e::
18. 147
(
01/05/2007 07:16)
mampahonena ny fisainan'i bazylou,sady efa tsy aty antanindrazana no manambany ny malagasy,mijanona any @ misy anao ary ampisehoy ny maha olombelona anao,dia tsisy ilavana azy daolo ny anao na iza na iza,jeankely:tsy azo hifampiserana io olona io,izy no atao hoe:olona very!:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
19. Jeankely
(
03/05/2007 05:49)
Misaotra anao 147 fa miady amin'adala marina miresaka amin'io. Ny Ntaolo nanao hoe ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany ka tsara marina ny miresaka izay mahasoa. Aleo izy anipy akanjo any Parantsa any hiomehezan'ny VoVazahany.
