mba mangataka

1. naej ( 23/04/2007 13:35)
manahoana daholo o!
mba mangataka toninkira ilay misy hoe:"isika eto an-tany ry zareo,dia toy ny voninkazo,mandrobona ihany fa tonga ny hariva dia malazo ..." tsy fantratro na ny lohateny na ny mpihira fa sendra henoko t@ radio fotsiny dia mba nahafinaritra ahy.
Misaotra mialoha ary e!
2. mandrindra ( 26/04/2007 10:37)
ny hatanorana ry zareo
dia toy ny vonikazo
mivelatra tsara ny maraina
fa amin'ny atoandro dia malazo

amin'ny hariva dia indro fa mihintsana
ka lasan'ny tany izy e
ka tsy mipody intsony

io no efa henoko fa tsy haiko koa ny mpihira azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622