izay paoma sy timiste no aoka anaraka ity!!

1. bazylou ( 23/04/2007 23:52)
Contribution

Cette rencontre de samedi dernier, à l’Hôtel Ritz Carlton de Berlin, a été une occasion pour le Président de la République de souligner que la réalisation du Madagascar Action Plan pour les cinq ans à venir requiert un financement de 5 milliards de dollars US. C’est ainsi qu’il en a appelé aux « zanaka am-pielezana » d’apporter leur contribution au Map. D’ailleurs, sur ce point, il a assuré qu’à son retour au pays, un retour qui est prévu pour cette semaine, il avait l’intention de réunir toutes les diasporas malgaches du monde, indifféremment de leur tendance politique, qu’elles soient du pouvoir ou de l’opposition. L’objectif étant de déterminer l’aide qu’elles pourront apporter au développement du pays, à travers leur participation active, leurs conseils ou leurs projets pour la « mère patrie ».


hoy levalo, midi mada
:roll::roll::roll::-D:-D:-D
nimehezan'i Angela M fotsiny levalo !!:-D:-D:-D
novalian'i sympa ny 25/05/2007 12:48
2. rush ( 24/04/2007 05:36)
bazylou:
il avait l’intention de réunir toutes les diasporas malgaches du monde, indifféremment de leur tendance politique, qu’elles soient du pouvoir ou de l’opposition. L’objectif étant de déterminer l’aide qu’elles pourront apporter au développement du pays, à travers leur participation active, leurs conseils ou leurs projets pour la « mère patrie ».
izany ka olombelona!ny zavatra ao an-tsainy dia ny hampandrosoana ny firenena!soahiany fa tsy ao anatin'io rabazylou fa ireny no anisan'ny mpandetika!
tsy manavakavaka Ravalomanana fa miantso izay Malagasy TIA TANINDRAZANA KA TE HAMPANDROSO NY FIRENENA!fa tsy niantso an'i bazylou izy satria fantany hoe io olona io dia anisan'ny mpanaratsy fotsiny!mba misaina zalaha fa ssssssssssssssssssss


3. Fiffi ( 24/04/2007 06:42)
eka ouz =D=D=D
4. bazylou ( 24/04/2007 11:10)
pauvre gasy ,pauvre prezda, aiza koa no hisy an'izany hoe avia andao hiaraka daholo fa ny kibay ankelika ihany !! anadana omeo azyny fanananao dia raha izy e!! zahay tsy hanome na 0.0001 e aza!!
5. rush ( 24/04/2007 11:20)
bazylou:
pauvre gasy ,pauvre prezda,
ianao no tena atao hoe pauvre c....ry bazylou!ndana misolelaka any @ izay tianao any ry PAUVRE TSY GASY!!!!!!!!!!!!!


6. Fiffi ( 24/04/2007 14:47)
pauvre bazylou zany koh :wink::-D:-D:-D:-D
7. niryna ( 26/04/2007 06:38)
Asa aloha fa raha ny fahitako ny dago dia nisy fihovana be dia be tokoa e.Hisaorako andra8 izany na dia nisy aza ny soritrasa saika nataon'ireo teo aloha,izay zavatra mivaingana nataony no tokony ho jerena.Jereo ny fanamboarana lalana izay mampimenomenona ny sasany fa tsy hoe hinanankanina hono.Raha ratsy ny lalana aiza ny fomba hamoahana ny vokatra?Ny tanana dia madio tsara daholo satria voan'ny dina izay tsy mandray anjara.Ny fantatro amin'ny fanenjehina azy dia ireo olona taloha nahazo tombotsoa na dia ny lasantsy hitondrana ny vady amanjanany fotsina aza dia efa tsy misy intsony izany.Ireo nihalangalana niditra tara taloha no tsy maintsy manao example ny mpiasa ka tsy maitsy miditra aloha.Omeo courage izy fa mbola lavitra ny tolona e,aoka tsy hitsikera fotsiny fa tsy mora anie ny mitondra firenena izany e.Ny zanaka ao antrano aza olona roa no mitaiza azy fotsy ny volo koa maika fa firenena.
8. Fiffi ( 26/04/2007 10:20)
ity ho an'i bazylou.......

Marc Ravalomanana a annoncé, à son arrivée, que le contenu du Plan d'action pour Madagascar (Map) a été expliqué et largement soutenu. Le chef d'Etat a pris l'exemple de la contribution allemande à la mise œuvre du Map. “L'Allemagne nous a accordé une enveloppe de 34 millions d'Euros, au lieu de 15 millions, pour des programmes prioritaires et urgents”, a-t-il affirmé.
Fano Rakotondrazaka L'Express de Madagascar
9. bazylou ( 26/04/2007 19:50)
mazotoa mamerina ny trosa e!! izy maka dia ianao mamerina, ary revoao ny anareo ry fiffi fa izahaytsy mila ! na 0.001g aza
10. Fiffi ( 26/04/2007 20:18)
:-D:-D
11. Ratoa ( 22/05/2007 16:33)
Mino aho fa ireo tia tanindrazana marina dia efa manao investissement mangina tsy mila fiderana na fankasitrahana na famporisihana avy amin'ny hafa. Ary ny hery ao anaty no ianterana sy entina mampiroborobo ny firenena fa tsy ny any ivelany akory. Ny antso avo atao amin'ny diaspora hitako ho fanambaniana satria filazàna ankolaka hoe ianareo diaspora tsy manao ninoninona. Ny fiandaniana amin'ny havana akaiky dia efa fanampiana an'i M/car iray vohitra satria mihena araka izay havana akaiky voavonjy ny isan'ireo tokony ho sahan'ny fanjakàna. Ary ny diaspora dia tsy miraviravy tanana fa manoron'asa na manampy ara-bola rehefa misy voina lehibe miantra amin'ny lafy valon'ny tanindrazana.
12. fijo ( 23/05/2007 23:13)
izay mihintsy.tsy be resaka ny tena manao
13. sympa ( 25/05/2007 12:48)
Izay le hoe "aiza miteny raha mbola misy zvtr ao ambava" :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098