tratra tsisy permis!

1. xxx ( 23/04/2007 17:55)
Inona no mety sazy ho azon'ny anadahiko fa tratra niasa nitondra fiarakodia izy nefa tsy nisy permis fa tratran'ny retrait de permis? mahazo convocation any @ tribunal izy @ mai izao, ka inona no tena mety hanjo azy? matahotra be izahay, izao izy izao sady tsy miasa.
Tokony haka avocat ve? vola be ve no aloha?
2. fasaly ( 23/04/2007 18:09)
miandry zé avokany alou kou! na haka avocat aza nareo defa tratra izy kou!
raha manana paps izy de mandoha amandy otran'ny rehehtsa fa raha tsy manana paps izy tonga de mety barakay zany:-P
3. radima ( 23/04/2007 18:10)
tena mandoa lamende eo @3000euros eo izy ary ny tohiny mbola tsy fantatra mandehana mi renseigné amin'ireny avocat tsy mandoa vola any @mairie reny aloha tsy mampatahoyra aho akory an!
4. fasaly ( 23/04/2007 18:15)
kay kay kay kay enjana be zany an!:? korazy! mivavaha e!:?
5. ikaretsaka ( 23/04/2007 18:56)
ny aza tratra ihany hoa.. na inona io na inona.. fa rehefa tratra dia mifafa ny vokany e
6. fasaly ( 23/04/2007 19:14)
ié! zay kalou e!
zà tratra tsy nandrehitra jiro, ni fone, tsy nanao ceinture, en meme temps ni rouler reo rehetra reo fa toundé vola be tsotra zao fa zà kalou tsy nety nandoha e! nolazaiko hoe zà tsy manambola .......dia tolerée ihany kalou fa lay ni fone tsy maintsy nandoavana 50 euro:?
7. xxx ( 25/04/2007 11:23)
ilay problème izany dia izao fa izaho koa tsy nanazava tsara, manao chauffeur ny asany, efa elaela izy no tsy nanana permis intsony fa tratran'ny retrait de permis (tsy misy point intsony ny permis), dia niasa tsy nisy permis dia tratra....
8. Fiffi ( 26/04/2007 16:07)
heu.....

que c'est interdiction de présentation au permis pendant 5ans + sûrement une belle amende et peut être de la taule avec sursis .
(Comme tricher au Bac = 5 d'interdiction de présentation à tout exemen et concours)
raha tsy efa niova io an ! fa mandalo jugement any am tribonaly io......
9. fasaly ( 26/04/2007 16:49)
xxx: voasazy izy izany e! endraso zé fidobony fa aza mikorapaka:-*
10. Samoana ( 26/04/2007 17:09)
xxx:

Tokony haka avocat ve? vola be ve no aloha?


Raha azo atao ihany dia tsara ny fananana avocat. Efa za-draharaha izy ireny mba hanamaivanana ny sazy, indrindra raha marina io 5 ans d'interdiction sy ny 3000 euros amende voalazan'ny namana etsy ambony.
Manatona fikambanana momba ny fifamoivoizana ( Ohatra "Automobile Club" na syndicat des transporteurs) fa afaka manome torohevitra tsara ireo ary manana zavoka tsy lafo loatra. Dia mahaiza mipitrapitra tsara rehefa manoloana ny tribonaly fa asa fivelomana no nahatratrarana azy fa tsy sanatria zavatra hafa. Be famindra-po ny mpitsara raha mibaboka ny fahadisoana natao izy fa tsy be dohika.
Mahereza:wink:

11. Fiffi ( 26/04/2007 20:32)
humm.....ho mafimafy hiany aloha le sazy am-io an ! zareo aza efa nanao an'le système permis à 1€/mois mba hialana justement am io fitondrana fiara tsy misy permis io.....
12. Ralay ( 27/04/2007 01:01)
Ny sazy maximum amin'io dia 15000euro d'amende et un an de prison ferme fa makà avocat specialiste dia mety ho maivamaivana ny sazy.
Bon courage
13. zandrikely ( 17/06/2007 19:56)
nanao aona ilay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3939