Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
25/04/2007 18:23)
rayure @ écran portable !
mba omeo hevitra hoe fa misy rayures ny écran an' ny portable-ko, mba tiko ho fantatra hoe misy solutions ve hanalana rayures io .. (produits na zvtra hafa).. miala nenina alou raha mety ...sinon any...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:23
dailynews
(
25/04/2007 16:38)
tilapia nahandro gasy
mba te hahandro an io aho anefa tsy mahay ka mila fanampiana. misaotra o...
tohiny
novalian'i karinah ny 27/04/2007 08:04
xxx
(
25/04/2007 16:31)
ho an'i fanja
Tena voninkazo kanto
Ra jinery toa milanto
Na @ hafanana atoandro
Toa zary tana-masoandro
Feno tsiky tena soa
Mbola tena tanora tokoa
Sady mendrika hotiavina
Ianao ry Fanja no tadiavina
Va...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 08/11/2007 10:08
mamiy
(
25/04/2007 16:24)
FIRMIN dia lasa ianao
io hira io ry reto tena tiko fa mba omeo ana le tonikirany fa tsihaiko le izy?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 19:19
salmo1
(
25/04/2007 16:01)
Eny sa Tsia
Mahafinaritra anareo ve ny fanohizako mametraka dinika vao2:?:...
tohiny
novalian'i Papoose ny 28/04/2007 05:41
sitlo
(
25/04/2007 15:24)
miss may
Tairo asivo mifidy miss may ndray eh.
Dia asiana sokajiny hoe "miss tsara tarehy", "miss kolina"(cool :-D), "misy mampme", "misy antitse"....
:°)...
tohiny
novalian'i Bita ny 29/05/2007 17:24
salmo1
(
25/04/2007 14:18)
ny vazaha
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany.
ôtrany oe zarany zany kle.
Asa zay mahazo ahy rehefa tonga ny fitsarany lanitra^:^...
tohiny
novalian'i sympa ny 24/05/2007 14:18
salmo1
(
25/04/2007 14:01)
Fangatahany vhv @ olona aty ivelany
Misy vavy izay naman-tsika ato @ sera2 teraka t@ 1991.
Ti hifandray amiko hono izy, sady izaho no mba safidiny... manontany amiko izy oe: Mety ve:?:
Ahoana hoy ianareo no havaliko ho azy:?:...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 28/04/2007 18:43
niryna
(
25/04/2007 11:53)
Iza no mpanasitrana ary iza no sitranina?
Raha resaka fanasitrana marary na ara-batana na ara-tsaina dia samy mahalala izany isika.Ity resaka ity indray anefa dia resaka ara-panahy no tiako tenenina eto.Maro ny aretina izay mety tsy ho vitan'...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2007 03:56
niryna
(
25/04/2007 11:24)
Tery ny foko.Inona no antony?
Maro no olana mitranga amin'ny olona ary misy mahay mamaha ny olana,misy tsy mahita vahaolana.Dinika tamin'ny tanora ity ka inona no antony mety mahatery ny fon'ny tanora hoy ianareo?
Mba valio ary k...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/05/2007 06:10
ratonga
(
25/04/2007 10:57)
http://www.les-nouvelles.com/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:36
niryna
(
25/04/2007 10:52)
Dinika tamin'ny tanora. Mba omeo fampaherezana izahay.
Rehefa nandalo teto dago aho dia nanana hetaheta ny hitoriteny sy hampianatra ary hifampizara ny zava-misy mahazo ny tanora.Hisaorako ny Tompo izany fa tsy vitan'ny fitorianteny sy ny fanavotana ny fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2007 06:06
xxx
(
25/04/2007 08:43)
imendrikaja
bonanif njy[img]http://img214.imageshack.us/img214/2909/31ii5.gif[/img]...
tohiny
novalian'i karinah ny 26/04/2007 13:36
Jeankely
(
25/04/2007 08:39)
Enjeho ny mpitondra fa aza ny vahoaka no kitihana
Araka ny hiaraha mahalala dia marobe ny vahoaka tsy mifidy ary tsy vao izao io fa efa hatramin'ny niverenan'ny President Didier Ratsiraka dia betsaka no tsy nifidy. Sahirana ary mitady izay hanina han...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:48
diamondra27
(
25/04/2007 08:39)
sarokenatra2 de sitlo
fa inona kay ny raisons mety maha timide ny lhl rehefa tafahaona @ vhv izy (RDV)?
De raha miteny le lhl we za timide de mety azo inoana ve zany?...
...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 04/05/2007 07:38
sakaizakely
(
25/04/2007 08:37)
hafatra
misy olana be ny hafatra amin'izao fotoana.
Ohatra omaly 24 vao voaraiko ilay hafatra nalefan'ny namana t@ 19
Asa raha toa ka izaho irery no voan'io.
Azo dinihina ve ny momba an'io m'sé mpi...
tohiny
novalian'i JR2 ny 26/04/2007 19:34
soasoafy
(
25/04/2007 08:35)
fanaovana mortadelle
Mba nanandrana nanao mortadelle za ry reto fa tena tsy nety le izy a,vao nampidirina tao anaty fonony (boyau synthetique ) le zanatra rehetra nafangaro de nahafinaritra b ny nijery azy fa ohatra ny te...
tohiny
novalian'i lasadolnysolony ny 28/08/2007 11:55
diamondra27
(
25/04/2007 08:25)
célibataires chrétiens et chrétiennes
Matetika dia mahatsiaro ny olona na mpino na tsy mpino fa hoe drame ny maha-célibat ny tena, ary miezaka ny namana mba hanmpahery ny olona eo @io toerana io
Amiko dia tsy olana zany hoe: irery iza...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 13:49
martini
(
25/04/2007 08:08)
bandy resim-bavy
ahoana ary ny mba evitr'elisany @ity bandy oetin'ny sipa @ sangany ity e.otran'ny tsy zakako mihitsy mantsy ny mahita lhl oetin'nysipa izany ny lohany .mba omeo idée anoroana an'lerony e...
tohiny
novalian'i Zina ny 11/05/2007 00:31
Herimiafina
(
24/04/2007 23:54)
Double nationalité! Ahoana ny tena marina?
Miala tsiny raha hanontany kely fa tena tsy azoko mihintsy ny fandehan'ito zavatra ito e!
Inona no tena marina? Tsy maintsy iray ihany ve ny zompirenena zakainao sa mahazo manana maromaro?
Tany ...
tohiny
novalian'i ds ny 15/05/2007 17:57
