Fangatahany vhv @ olona aty ivelany

1. salmo1 ( 25/04/2007 14:01)

Misy vavy izay naman-tsika ato @ sera2 teraka t@ 1991.
Ti hifandray amiko hono izy, sady izaho no mba safidiny... manontany amiko izy oe: Mety ve:?:

Ahoana hoy ianareo no havaliko ho azy:?:
2. xxx ( 25/04/2007 14:43)
de io ve de tsy hainao ny hamaly azy ????:roll::roll::roll: fa ny olona nga afaka maka ny toeranao no hanontaniana an'zany ? fa inona hiany ity dinika franchement débile ity ry salmo ?????
3. xxx ( 25/04/2007 14:49)
=))=))=))=))mody miseo zazakely eto ndray salmo anefa @ dinika hafa ary misafo fitombenana vazah aiza izy ty e:-D:-D:-D:-D
4. rush ( 25/04/2007 14:50)
fa ianao ve ry salmo mihevitra fa anao irery ity forum ity no zao no hatao dinika?mankaleo ny dinika halefanao!sa ho hita koa @ manaraka hoe te-hangery sa aninona koa dia halefa eto?
5. salmo1 ( 25/04/2007 15:06)
rush:
fa ianao ve ry salmo mihevitra fa anao irery ity forum ity
Non tsy ahy irery ity forum ity:?
rush:
mankaleo ny dinika halefanao!
Aza vakina de tsy ho leo enao:?[quote]@ manaraka hoe te-hangery [/quote=rush]@ manaraka zany :°):-D
6. salmo1 ( 25/04/2007 15:11)
rush:
fa ianao ve ry salmo mihevitra fa anao irery ity forum ity
Non tsy ahy irery ity forum ity:?
rush:
mankaleo ny dinika halefanao!
Aza vakina de tsy ho leo enao:?
rusch:
]@ manaraka hoe te-hangery
@ manaraka zany:°):-D
7. xxx ( 25/04/2007 15:36)
mankaleo!leo!tofoka!boboka @ dinika ataon'i salmo tsy misaina eto @ ity forum ity ny olona!merdika!
8. salmo1 ( 25/04/2007 16:43)
mivoaha tao raha mafy be
9. mim ( 25/04/2007 17:02)
d aninona nefa ialahy leitia e!aza midegany letsy a!
10. xxx ( 25/04/2007 19:54)
=))=))=))
salmo1:

mivoaha tao raha mafy be



io indray i salmo fa mila manao totohondry @ ordi klé=))=))
11. xxx ( 25/04/2007 23:29)
inona moa le dikan'n*ilay forum @ teny gasy mazava??
12. xxx ( 25/04/2007 23:29)
inona moa le dikan'ilay forum @ teny gasy mazava??
13. xxx ( 26/04/2007 11:01)
D hoe mahazaka joba kely ve elah ?koh raha tsy joba nandra koh hiditra am Salmon1. ol efa hita io ve ny toetrany de mbola hidirana ihany? sa kosa hiara hi tapy tapy kely amininy? Mampalahelo.
14. salmo1 ( 26/04/2007 14:34)
Zah alou tsy haka joba nandra zany e, raha misy joba tiako @ (l), mba joba matotra sy manja2 manidikidina fa tsy lay manafina ny tarehany ireny
;-)
15. JR2 ( 26/04/2007 19:30)
salmo1:


Misy vavy izay naman-tsika ato @ sera2 teraka t@ 1991.
Ti hifandray amiko hono izy, sady izaho no mba safidiny... manontany amiko izy oe: Mety ve:?:

Ahoana hoy ianareo no havaliko ho azy:?:



hihih raiso an-tanandroa leity annn:*
16. xxx ( 26/04/2007 20:19)
salmo1: elah anie lay olona lazaiko hoe mitapitapy eh fa tsy ilay sipa akory.
17. martini ( 27/04/2007 12:37)
az mba dedaka leisy ry salmo1 a.
18. Rasiligaoma ( 28/04/2007 18:43)
salmo1:


Misy vavy izay naman-tsika ato @ sera2 teraka t@ 1991.
Ti hifandray amiko hono izy, sady izaho no mba safidiny... manontany amiko izy oe: Mety ve:?:

Ahoana hoy ianareo no havaliko ho azy:?:



dia ataovy hoe tsy mety hoe fa i Salmo somary tsy ampy saina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1201