ho an'i fanja

1. xxx ( 25/04/2007 16:31)
Tena voninkazo kanto
Ra jinery toa milanto
Na @ hafanana atoandro
Toa zary tana-masoandro

Feno tsiky tena soa
Mbola tena tanora tokoa
Sady mendrika hotiavina
Ianao ry Fanja no tadiavina

Vao nahita aho d babo
Ka te hiaraka aminao eto dago
Eny fa na itety zao tontolo izao
Vonona aho raha tianao
novalian'i sarobidy ny 08/11/2007 10:08
2. dadie ( 25/04/2007 16:50)
Vao nahita aho d babo
Ka te hiaraka aminao eto dago
Eny fa na itety zao tontolo izao
Vonona aho raha tianao

kayyyyyyyyy aoka marina ,fanja enga anie ka andalo ato dry
tandremo ary ra xxx so d bla bla bla fotsiny an,anay viavy anie maeno zao ka tena faly tokoa mo:lol:
3. Stretch ( 25/04/2007 17:19)
Fanj`'ô , Fanjà !
fanja de vonikazo enao ry fanja a !
voleko eo atokotany enao ry fanja a !

iza le mpihira ry reto ?
ramafanuazy ve ? sa hafa. . . .
4. sitlo ( 25/04/2007 18:41)
rakoto frah :-D
5. sitlo ( 25/04/2007 18:43)
Na eny an-tanimboly,
na eny an-jaridaina
no ahitako anao anie ry Fanja
Reo lolo sesehena
raha vao mahita anao
dia mifaly avanja...
6. Fiffi ( 25/04/2007 20:28)
fa iza aloha le "fanja" ?:roll:
7. fasaly ( 25/04/2007 20:43)
euhhhh! betsaka tokoa ny fanja :roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D
8. kelly13 ( 25/04/2007 20:50)
hé hé hé za anisany le oe fanja zao ohatra nefa toa tsy ho ahy io poèma io :(
fasaly :wink:
9. fasaly ( 26/04/2007 06:07)
kelly: zà kou anisany fa tsy ho ahy io hitako eto:cry::-D
10. Fiffi ( 26/04/2007 10:18)
ary be fanja ato zany an ! :)
11. mamzelkely ( 26/04/2007 14:19)
ho ana zany io na de tsisy fanja aza ny anarako :°):-D:-D:-D
12. dadie ( 26/04/2007 18:20)
ny itako anarana oe fanja ato d i Aino ooooo:oops:
13. Fiffi ( 27/04/2007 07:31)
fanjadadie nga tsy mety ? :-D:-D:-D
14. hery ( 27/04/2007 09:01)
ho an'ny fanjakana :-(
15. fasaly ( 27/04/2007 09:02)
16. hasinando ( 27/04/2007 10:55)


Mody atoa hoe hoa ndry akia io Fasaly a:wink:
17. dadie ( 27/04/2007 18:32)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-04-2007 09:31:14
Lohateny : Re : ho an'i fanja
fanjadadie nga tsy mety ?

tsy mety aki fiffi a,ra anjadady nefa tiko b hihihihi
18. xxx ( 27/04/2007 21:08)
io fanja ao amin'ny sary ny namana ao io e!
tiko enao!!!!!:cry:
19. fasaly ( 28/04/2007 10:15)
hummm! iza aza io xxx io?:roll::-w:x:x
20. Fiffi ( 28/04/2007 11:57)
mba misy prétendant kosa ndry koh ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2942