ho an'i fanja

21. fasaly ( 28/04/2007 12:56)
fiffi: ka tsy hay hoe iza kosa kou!:cry::-D:-D:-D
22. ratonga ( 28/04/2007 13:40)
fasaly: tatantààà, sô dé fdla hafa dray ary io dé mody fanina:-D:-D:-D:-D
23. fasaly ( 28/04/2007 16:08)
ratonga: tena fanina aho fa t sy haiko zé tena tian'nlay sizé lazaina sy tedavina:x:-D:-D
in klou zany fdla zany:roll::?
mbo manàla azy aho fa be fanja ato e! i aino fanjatina, i kelly fanjanirina, izaho fanjakàna:-D:-D
24. karinah ( 28/04/2007 16:34)
mamzelkely:

ho ana zany io na de tsisy fanja aza ny anarako :°):-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D


25. xxx ( 28/04/2007 18:20)
karinah:
:-D:-D:-D:-D
inona izao no mampi-vanitika @ io?


26. karinah ( 28/04/2007 19:18)
xxx>>>>>zay fandraisanao anazy:b:b:b:b
27. xxx ( 28/04/2007 21:06)
vendrana zany ra olona a!
28. fasaly ( 28/04/2007 21:57)
in kou aza ity manara body an'i karinah etsy sy ero ity de mila vaniny eo e!:?
29. Angie ( 29/04/2007 07:07)
tena gaga @ lay xxx mila vanina @ karinah io zah

30. vale ( 29/04/2007 08:30)
Angie, fasaly> fombany io :lol::oops::wink:
31. vale ( 29/04/2007 08:41)
dadie:

Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-04-2007 09:31:14
Lohateny : Re : ho an'i fanja
fanjadadie nga tsy mety ?

tsy mety aki fiffi a,ra anjadady nefa tiko b hihihihi

:-D:-D:-D:-D:-D:-D dadie!:wink::wink:


32. ratonga ( 29/04/2007 19:06)
:lol:dadie-cool:lol::lol:
33. fasaly ( 29/04/2007 20:23)
matsiaro boney M ndray ratonga zany an!:wink:
nan ovanay ballet tamzany andr zany ireny hira ireny:-P
34. ratonga ( 30/04/2007 14:17)
:-Dballet tany @ salle de fêty dry mopera sy masera vé:-D:-D:-D
35. fasaly ( 30/04/2007 16:16)
ié!:°) ary tadidin'i toi tsara an!:-D:-D
de eo atokotany mpenarana kounkou! de mzgeste be mitsy :-D:-D:-D fa milay kosa an! niverina njay nge zao reny fa noavaina fotsiny ny anarany fa tsy ballet tsotry e!:-D:{ lasa koregrafia!:°)
36. ratonga ( 30/04/2007 20:15)
:-D:-D:-Di fasaly zany lé eo alo manao tutu=D=D=D
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/spiderman-troupe.gif[/IMG]
37. fasaly ( 30/04/2007 21:29)
hihihi! reviko io dance io kan! enerjika tsara no hummmmm! migadogadona tsara ny voditongotra amin('io:-D
38. Aino ( 14/05/2007 13:55)
hilaozany karinah sy xxx miady indray. ho any Fanja io hoe!!!
39. sympa ( 15/05/2007 00:09)
Sambatra izay manana anarana fanja zany ato kle :!: :-D manana pitory fitiavana tsy fantatra anarany aloa no nahavoa azy kle :!: =))=))
Nga tsy mety koa ny hoe rafanjaniainafiffi :?: =))=))=))=))=))
40. Rajordri ( 26/10/2007 12:31)
Fanja be sa Fanja kely
angamba Fanja antonona,
Ngeza be sa ngeza kely
angamba ngeza antonony:lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1721