sarokenatra2 de sitlo
1. diamondra27
(
25/04/2007 08:39)
fa inona kay ny raisons mety maha timide ny lhl rehefa tafahaona @ vhv izy (RDV)?
De raha miteny le lhl we za timide de mety azo inoana ve zany?...
De raha miteny le lhl we za timide de mety azo inoana ve zany?...
répondu par tsiafoi1 le 04/05/2007 07:38
3. vale
(
25/04/2007 09:01)
raha miteny izy mety tsy ho marina, mety ho marina ihany kou!, ny fihetsiny ihany de manabara an'izay!;-)
4. diamondra27
(
25/04/2007 09:05)
lancia: mety ho marina tsy haiko
vale:ka le izy akia miondrikondrika fa tsy sahy mijery les yeux dans les yeux, nefa le masony mba mahafinaritra ery hoe :lol:
de raha sarokenatra ve aky izy de ndry ve no tokony hanao 1er pas nefa vhv?

6. diamondra27
(
25/04/2007 09:19)
imalala: de miolakolana eo izy koa, :lol:
zay le maha sarokenatra azy
zay le maha sarokenatra azy
7. diamondra27
(
25/04/2007 09:20)
za aloha miteny fa système de défense le izy e! mody we saro-kenatra fa hummm...
8. xxx
(
25/04/2007 09:43)
diamondra27:
fa inona kay ny raisons mety maha timide ny lhl rehefa tafahaona @ vhv izy (RDV)?
De raha miteny le lhl we za timide de mety azo inoana ve zany?...
zava-misy io ary toa tsy voafaritra mazava ny tena antony, tsy hita hoe ahoana fa izay le izy e
9. diamondra27
(
25/04/2007 09:53)
xxx: ka za mitady ny antony koa , aiza koa misy zavatra tsy misy raison 'zany
10. vale
(
25/04/2007 10:09)
diam> raha efa nifanao rdv zany izy2 de efa nanao 1er pas izy izany koa :lol: (le lhl:P)
matetika ny ol tsy sahy mijery anaty maso "hono" an, de mandainga, na wain:-w hihihi!
matetika ny ol tsy sahy mijery anaty maso "hono" an, de mandainga, na wain:-w hihihi!
11. vale
(
25/04/2007 10:13)
diamondra27:azo atao ny tara:°), fa ny manao 1er pas kosa wain be rah vhv e :D:}:}:}
lancia: mety ho marina tsy haiko
vale:ka le izy akia miondrikondrika fa tsy sahy mijery les yeux dans les yeux, nefa le masony mba mahafinaritra ery hoe :lol:
de raha sarokenatra ve aky izy de ndry ve no tokony hanao 1er pas nefa vhv?
13. kelly13
(
25/04/2007 10:24)
inn no maha waine ny vhv manao 1er pas? za azny efa waine impiry kle :-w
14. diamondra27
(
25/04/2007 10:35)
kelly13: wainina fotsiny akia zahay a! tsy sahy manao an'izany.Na de te hiteny we: ary ianao wa toa menatra anah fa maninona e!
15. diamondra27
(
25/04/2007 10:36)
de te-hiteny koa ny tena hoe: za nge tsy mihinana olona e! (fa mety mihinana lela :oops::oops:):-D:-D
16. fasaly
(
25/04/2007 10:44)
kelly: hummmm fita wa! zà kou njainjay manao premier pas! tsy hoe mikoty fa refa efa miaraka :wink::roll:
17. diamondra27
(
25/04/2007 10:48)
ka rehefa miaraka kosa ange akia ry fasaly hafa ndray iny e! tsy misy mahamenatra tsony fa misarona draps :-P
18. kelly13
(
25/04/2007 10:50)
an an an, za ndray klou d tsy miràrà an'izany hoe waine zany e, refa hitako fa tsy sahy v izy avelako fotsiny eo, za kou mba te hahazo azy nefa d aleoko manao 1er pas :wink:
19. fasaly
(
25/04/2007 10:58)
diamondra27:
fa inona kay ny raisons mety maha timide ny lhl rehefa tafahaona @ vhv izy (RDV)?
De raha miteny le lhl we za timide de mety azo inoana ve zany?...
ny fahasarotan-kenatra anie reto teotra vonjanahary e! tsy misy hoe fa inona kay???? fa izay mitsy ny teotrany, na lahy na vavy mety sarokenatra face ny sipany fa ny iraika no mandresy lahatra azy ho à l'aise kely klou!
tounde de fatatra hoe timide lay bandy raha miresaka aminao tsy mila miteny akory lay bandy hoe zà timide, na miteny hoe timide aza izy afaka mino azy satria misorotra am firesany sy ny fihetsiny.....:-P
fa tena misy ny bandy timide kan!;-)
20. diamondra27
(
25/04/2007 10:58)
kelly: de mba ampenaro aza zahay we aona le atao e!inona ny morse?