sarokenatra2 de sitlo
41. Vahinala
(
25/04/2007 17:50)
Betsaka n lhl no sarokenatra fa ny antony alo ts haiko ohatry ny olona sarokenatra rehetra ihany ko, ra miteny iz nahoana kosa mo no tsy hinoana sady hita am fihetsiny ihany !
kelly > Anipazo sokola kely klo aty e ! hiihihihi
kelly > Anipazo sokola kely klo aty e ! hiihihihi
42. vale
(
25/04/2007 18:26)
Vahinala> ie, hita fona :wink:, tsy mila anazy miteny akory tondé fantatsa be!:oops::P:wink:
kelly13> efa gaga zah! hihihi!:wink:
kelly13> efa gaga zah! hihihi!:wink:
44. diamondra27
(
25/04/2007 20:32)
vahinala: tena mamy tsara be le sokola
notambatambazana sokola de nanaraka ahy (zay moa le hira?)
strech : lhl sa vhv enao? de mirosoa , mipetrapetraha @ lalindalina de ento ary ny resah=ka henoinay
xxx: de mampanahelo zany le sipa =((=((
vale: mci akia a, hiezaka hamaky boky e

45. Stretch
(
25/04/2007 20:52)
tsy coupé ndray ny tsinaiko elaela ra tsy iny fanotanina iny we ,
stretch> lhl enao sa vhv
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/troplol.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole2.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/rire-20060614.gif[/IMG]

47. diamondra27
(
25/04/2007 21:10)
strech: kou za tsy mahalala
tsy aleo manontanitany foana ve hono?=))=))=))=))=))=))
de mbola tsy voavaly le kestion sa menatsa?:oops:
tsy aleo manontanitany foana ve hono?=))=))=))=))=))=))
de mbola tsy voavaly le kestion sa menatsa?:oops:
48. diamondra27
(
25/04/2007 21:12)
kelly: io aza za fa wainina be hay vhv le strech nefa saika nampiasa le teknika atsy ambadika za :oops::oops::-D:-D:-D
50. johnnyandri
(
26/04/2007 04:25)
Mety ho joko-tsoriaka ilay bandy na tsy mahatoky tena dia manao an io fihetsika io koa.:roll:
51. diamondra27
(
26/04/2007 08:39)
sitlo:
diams> :twisted: zany dia fanaovana an'le bandy tssss
za tezitra moa e! za saika mbô hanao aplikasio directe koa , misy madiso an'izany ngah
Nefa le izy kay vhv, tsss de tsy mety amiko
52. kelly13
(
26/04/2007 08:59)
diamondra27>waine aona ary? eto njinja no fanaovana azy satria miafina deriera ecran :-D:-D:-D
sitlo>aza saropiaro ankia seri aaaa, 8) sa sarokenatra :°)
sitlo>aza saropiaro ankia seri aaaa, 8) sa sarokenatra :°)
53. diamondra27
(
26/04/2007 09:55)
kelly: aleo :P kely fotsiny fa tena mbola tsy havanana @ le izy e! lasa sarokenatra tampoka za, jereo fa menabe ny takolako :oops::oops::oops::oops:
55. sitlo
(
26/04/2007 16:05)
tsy saro-piaro aho fa za zany nolazain'i diams hoe schwul :-D:twisted::-D
57. sitlo
(
26/04/2007 16:21)
pelaka,
ra-itatra ihany no nitondra an'io schiuffgqghq io voalohany teto :°)
ra-itatra ihany no nitondra an'io schiuffgqghq io voalohany teto :°)
59. diamondra27
(
26/04/2007 16:27)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 26-04-2007 18:05:20
Lohateny : Re : sarokenatra2 de sitlo
tsy saro-piaro aho fa za zany nolazain'i diams hoe schwul
_______________________________________
sitlo: za tsy niteny an'izany
i strech no noheveriko fa lhl hay vhv de tsy mety wa le teknika
sitlo koa tsy mahazo resaka.
De aza tezitra @ napa moa e!
:P
60. sitlo
(
26/04/2007 16:31)
kelly13> bitte :-D
diams> tsy tezitra aho wa fa ndry tsy maharaka mihitsy http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45e5738bef736 :-$ :b
diams> tsy tezitra aho wa fa ndry tsy maharaka mihitsy http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45e5738bef736 :-$ :b