sarokenatra2 de sitlo

21. karinah ( 25/04/2007 11:27)
kelly13:

an an an, za ndray klou d tsy miràrà an'izany hoe waine zany e, refa hitako fa tsy sahy v izy avelako fotsiny eo, za kou mba te hahazo azy nefa d aleoko manao 1er pas :wink:
wain ihany ! le lhl koa anie indray2 na saro- kenetra aza izy mba le tena safidiny mintsy ny ilainy njay2 e!hihi!


22. karinah ( 25/04/2007 11:29)
hitako t@ boky zany io, resaka psikolojika, ny lhl hoe na saro kenetra be aza tiny fona lay hoe mi se sentir homme izy :roll::oops:
23. kelly13 ( 25/04/2007 11:59)
tsisy we morse type izany fa aingampanahy dol ny mitondra azy. araka izay resaka misy no anipazana ny "morsa".

ka tsy azoko mihintsiny nge le we waine e! inn no maha waine? sao tsy poinsa v? ka refa tsy poinsa d tsy poinsa kou inn no olana? d ra poinsa v d otran'ny tsy mi se sentir homme zany le bandy? aizaaaaaaaaaaaaaa. d matoa kou nge za manao 1er pas d hitako fa za no safidiny e, nefa lery toa tsy sahy d tairiko satria za kou mba nisafidy azy.

ny indro kely fotsiny @ le fanaovako 1er pas ngamba d sao d lasa za fona indray no maka decision, je veux dire oe, lasa miankina tateraka amiko lery, là kosa tsy poinsa! mba te hiteny poinsa fona za eto.
24. diamondra27 ( 25/04/2007 12:00)
karinah: ndeha handalina kely an'io refa malalaka fa tena tsy maharaka e
25. mamzelkely ( 25/04/2007 12:01)
humm refa sarokenatra ny lhl de aliana namana ftsn alou de hita eo ny tohiny :°)
26. diamondra27 ( 25/04/2007 12:16)
kelly: hihihi tsy poinsa zany nama a! hihihi mba te handrangitra andry za eto an!

d'efa firy zany zao ny poinsa vitandry t@io? (tena izy ty fa tsy vazivazy tsony)

mamz! aleo ndray aza namana fotsiny ndray zany e
de raha tsy mi pointe tsony lery de ahoana?

27. kelly13 ( 25/04/2007 12:30)
diamondra27>efa naha poinsa in-3 za fa le farany ato ty no tena ao tsara, hé hé hé!

mamz>atao namana d hipitrapitra eo fotsiny lery tsy hiteny mihintsiny! sa zay no nataonao t@ bibiango mou sa bibioul izy teo, tsy mety tadidiko :°)
28. diamondra27 ( 25/04/2007 13:07)
kelly: tsara fiafarana zany ndry fa tsofy rano zahay mba hanaraka ny diandry e!
29. kelly13 ( 25/04/2007 13:19)
tsofiko zany ny rano e, aza miteny oe waine zany klou fa manjary tsy mande ny afera :wink:
30. nathie86 ( 25/04/2007 13:52)
diamondra27:

xxx: ka za mitady ny antony koa , aiza koa misy zavatra tsy misy raison 'zany


efa nature io @ko, efa toetra vôjanahary eh. De aleo izy tsy aazaka any refa tsy hiteny ko:lol:
31. vale ( 25/04/2007 14:19)
kelly13:

diamondra27>efa naha poinsa in-3 za fa le farany ato ty no tena ao tsara, hé hé hé!

mamz>atao namana d hipitrapitra eo fotsiny lery tsy hiteny mihintsiny! sa zay no nataonao t@ bibiango mou sa bibioul izy teo, tsy mety tadidiko :°)
eeeh, kelly13,diamondra, sodé efa lasa lhl aza? nareo?:-D:-D

mamz> be fikafika an!:wink: hihihi!


32. sitlo ( 25/04/2007 15:19)
kay zany resa-behivavy be nefa ny anarako no titra :-D

za manana :idea:. Raha tena saro-kenatra izy, dia tsy hay mihitsy ny ao an-tsainy. Ny tiako tenenina amin'ny hoe "tena saro-kenatra" dia hoe na aiza na aiza alehany dia menatra foana izy.
Fa olona tomady tsara tsy maninona izy isan'andro fa rehefa hiteny zavatra aminao fotsiny vao kenda dia izay vao mety hoe tara. Rehefa hiteny ihany an, fa tsy hoe rehefa mandeha eny an'arabe ohatra dia mbola menatra ihany.

Dia ohatra ny marina koa ilay resaka teo hoe raha vao tsy sahy mijery ao anaty maso ny olona iray dia mandainga izy izay. (na manamaina :-D)
33. karinah ( 25/04/2007 15:21)
diamondra27:

karinah: ndeha handalina kely an'io refa malalaka fa tena tsy maharaka e
mamakia boky e!:wink:


34. karinah ( 25/04/2007 15:45)
ka ny an'i sitlo izany saro kenatra hoe @ fitiavana ny resaka, fa tsy hoe ol saro kenatra @ ankapobeny ftsn:-D
35. xxx ( 25/04/2007 16:16)
mety koa ilay sipa no tsy voany ary tena tsisy aingampanahy na dia hoe hiresaka fotsiny aza lery dia aleony tsy miteny, izy koa tsy mahasaky midekla direkta hoe tsy voany ilay sipa, indrindra raha toa ka hoe tamin'ny internet no nifampikoty de deçu be izy mahita lay sipa en vrai 8-)
36. kelly13 ( 25/04/2007 17:00)
vale>noverifier-ko fa tsy lasa lhl za ka
37. Stretch ( 25/04/2007 17:04)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-sueur-main.gif[/IMG]
manahoana tompoko , mahazo mandray anjara veuuu?
38. kelly13 ( 25/04/2007 17:08)
café, dité, sôkôlà sa manga no aroso? :°)
39. Stretch ( 25/04/2007 17:13)
lasary le manga sa kepoana am zao,
sa hoanina am sôkôlà :-P
40. kelly13 ( 25/04/2007 17:18)
kepohana @ lasary sôkôla 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078