sarokenatra2 de sitlo

61. diamondra27 ( 26/04/2007 16:36)
hay ve e! tena tsy naharaka e!

de misy manapaka le film-nareo mitsam de mahakamo be sa entre acte reny?

de efa mahay manao sary zany zao ve?(tiany ianao):-P
62. sitlo ( 26/04/2007 16:43)
:-D :-$ vazivazy
63. karinah ( 26/04/2007 17:47)
oay ooo:-D
64. diamondra27 ( 27/04/2007 06:23)
karinah: ahoana akia?

sitlo: :-$:-$
65. tsiafoi1 ( 04/05/2007 07:31)
Diams a! mba te hijapy train eto aky a!
Matoa sarokenatra ny olona iray de misy complexe interne ao anatiny ao, izy tompony ihany no mahalala le faiblesse-ny zany, fa tonga de mitranga @'ny fihetsika saro-kenatra ety ivelany le izy.

Mila provoqué-na le relation aloa, zany hoe aleo manao premier pas aloa, de fantarina le source avy eo. Ty :-* kalongany de avy eo ity :* raha poinsa.
66. tsiafoi1 ( 04/05/2007 07:38)
Diams a! mba te hijapy train eto aky a!
Matoa sarokenatra ny olona iray de misy complexe interne ao anatiny ao, izy tompony ihany no mahalala le faiblesse-ny zany, fa tonga de mitranga @'ny fihetsika saro-kenatra ety ivelany le izy.

Mila provoqué-na le relation aloa, zany hoe aleo manao premier pas aloa, de fantarina le source. Ty :-* kalongany de avy eo ity :* raha mety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1418