Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
27/04/2007 19:12)
interdit pour salmo
Sao de hanao an'izao manko lery
ahoana kay ny fahitanareo an'ity?
http://video.google.fr/videoplay?docid=-7426844310299050121...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 13/05/2007 14:56
alval
(
27/04/2007 17:10)
tadiavo Jesoa (Bessa)
Mba mitady ny tonon-kiran'io hira io anie azafady raha mba misy mahalala ianareo e! TADIAVO JESOA izay noforonin'i Bessa ary hirain'ny chorale FPMA indrindra indrindra!
Misaotra betsaka ho an'izay af...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 21:43
salmo1
(
27/04/2007 16:09)
namana hihaona
Mieritreritra izaho oe: iza am'ireto no ho entiko ho azy,:?:
;-)
[img]http://www.forofos.com/upload/min/Camiseta-adulto-2ª-equip.-replica-F.C.Barcelona-2006-07.--2006720185748.jpg[/img]
[img]htt...
tohiny
novalian'i Mimifali ny 02/05/2007 11:42
nikopol
(
27/04/2007 15:29)
Rafozambavy manao dimbaza
Asa ianareo raha mba tratran'izany fa za isaky ny mieritreritra ny rafozabaviko manao dimbaza dia lokin'ny hehy foana ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 07:21
fa65no
(
27/04/2007 13:44)
mitady ny tononkiran'i jeneraly
raha mba misy namana manana ny tononkiran'ny hiran'i jeneraly dia mba handefaso izahay ,mba te hihira nefa tsy manana tonony dia sahirana e!(ohatra : ny toaka re , isika roa mpifankatia efa hatry ny ...
tohiny
novalian'i Stretch ny 01/05/2007 18:42
ari.malala
(
27/04/2007 12:56)
mila valiny maimaika azafady tompoko
Ny olana dia izao, angaha ny fankanesana any @ dokotera mila recuperation? izaoilay tantara, isaky ny hoany @ dokotera aho dia ilàn'ilay assistante de direction vaniny foana hoe recupereo @ heure d'a...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 08/05/2007 15:19
xxx
(
27/04/2007 11:59)
niova le olontiko
izà de vao haingana no niaraka am tovolahy 1, vao niaraka anefa izahay dia novainy tanteraka ny fomba fiainany, ny namany rehetra mitaraina ary mi accusé ahy mitsy aza, fa izy lasa tsy miaraka firy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2007 11:09
Mimifali
(
27/04/2007 11:48)
Poopy ao Antsahamanitra
Ao Antsahamanitra ndray Poopy @ dimanche 06 mai ka andé ve nareo? Sipa voadona hono no mankafy azy oz lé namako iray zay, za zan sipa voadona fa mba ts za irery kosa ngamba e? :D:D:D:D:D:D ...
tohiny
novalian'i Mimifali ny 15/05/2007 10:56
ronaldo09
(
27/04/2007 11:29)
Vady omen'ny raiaman-dreny :mety ve ny fandavana?
Mbola betsaka ny Raiaman-dreny no manolotra vady ho an'ny zanany toa an'ity namana mpiray tanindrazana iray ,3eme annee izy izao ary dia nilaza ny RAR niny fa efa misy tovovavy miandry azy omanin-dr...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 04:29
anare
(
27/04/2007 10:09)
go.voyage
Slt !
hono hoe rireto ny mividy bié pr Dago @ go voyage ve sans risk.Matotra ve lay izy.
Misaotra e !...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/05/2007 11:52
salmo1
(
27/04/2007 09:49)
I môpera sy ny mpiangona
T@ cousine-kou natao batemy, de misy fiankavian'olona maromaro hafa koa natao batemy niaraka taminy ilay cousine-kou.
Ao Ampiangonana hoy ilay môpera:
-Samia isika hifanome fitiavana, hifamela-...
tohiny
novalian'i pimaso ny 07/05/2007 12:51
pimaso
(
27/04/2007 09:06)
MAP : Moissonneuse bateuse marque allemande CAAF
MAP : MAmPandroso sa
MAP : MAmPme
;-)
;-)
;-)...
tohiny
pimaso
(
27/04/2007 08:48)
Ny herin'ny lehilahy eto antany...
par exple : Sarkozy face à Segoulene
mbola hafa ihany isika ka!
lohany marina...
mpitondra fa tsy hoentina...
kapaina tsy hita fery...
fa tandremo fa ny vhv tsy maha lhl ?
Eva sy Adama
Miara m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/05/2007 06:58
pimaso
(
27/04/2007 08:31)
Emeute à tuléar...
Oui ou Non ?
;-)
;-)
;-)...
tohiny
novalian'i pimaso ny 30/04/2007 13:32
xxx
(
27/04/2007 08:16)
Manajà ny rainao sy ny reninao mba hahaela velona anao
Ialako tsiny fa nanokafako dinika manokana io, mba tsy hifangaro @ ilay resaka hafa atsy.
Raha toa aza ve ilay ray ka mampirafy ny reninao, mamono ny reninao, tsy manome hanina anao dia mbola mendr...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2007 14:42
fanjiry
(
27/04/2007 08:10)
hira vavaka
mba mangataka ilay hira mitondra ny lohateny hoe : "Jeso rô hazomanga"
Misaotra mialoha e...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 27/04/2007 08:20
pimaso
(
27/04/2007 07:21)
Ny Fitiavana mahafafa alahelo ...
tiako ianao no halako,
fahavaloko no havako...
:-$
;-)
;-)
;-)...
tohiny
novalian'i pimaso ny 02/05/2007 07:54
Jeankely
(
27/04/2007 06:27)
Ny zavatra tsara no hifaninanana
Matoa nivoatra ny firenena izay hipetrahanao io dia mifaninana amin'ny tsara sy mahasoa ny rehetra. Na misy aza ny mpangalatra tsy misakana ny mpikaroka tsy hikaroka na koa ny fisian'ny mpamngalatra s...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/04/2007 03:01
toovs
(
27/04/2007 00:22)
tsy haiko na tokony ho any am artiste ity na
http://www.dailymotion.com/video/xq7zy_sarkozy-lhongrois-chez-les-gaulois...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/04/2007 18:04
xxx
(
26/04/2007 22:34)
sitlo
Ary i sitlo mba miteniteny olona io moa ve mba manao resaka matotra:?:...
tohiny
novalian'i sitlo ny 07/05/2007 08:32
