Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
30/04/2007 17:26)
eh binnnn!
""VOTRE cher prezida(en posture de 4mi international) vient de rentrer au pays avec un gros voan-dalana :des millions de ces euros , il a meme dit avoir trouve 5 milliards de dollars pour son MAP.... ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:42
sakaizakely
(
30/04/2007 17:18)
fametrahana sary
maninona hoa rehefa mametraka sarisary aho dia encadré foana ireo sary, na smileys kely ireny aza.
Imageshack.us foana no fampiasaka.
.gif na .img zany hoe format sary toy ny mahazatra ihany anef...
tohiny
novalian'i burleigh ny 01/06/2007 10:39
kally
(
30/04/2007 16:39)
Maty tanora loatra...
Na dia tsy mpakafy azy manokana aza aho dia nalahelo kely ihany raha nandre fa maty aninkeheo maraina i Grégory Lemarchal.Mandalo marina ny fiainana......
tohiny
novalian'i ikalapeta ny 06/05/2007 00:56
lemenakely
(
30/04/2007 14:51)
VADY PIRATE ...!!!!!!!
Makorelina , kox,mpivaro-tena....sns izany no teny iantsoana ireo mpivarotra fitombenana eny rehetra eny !nefa raha dinihina @ saina tsy miangatra dia somary mahery vaika ihany ny fomba iantsoina an'i...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 19/05/2007 06:01
nallymbola
(
30/04/2007 14:14)
FALY MIARAHABA
Miarahaba ny mpikambana rehetra ato @ serasera, mba omeo vao2 sy torohevitra za momba ny fifandraisana ato @ serasera fa mbola tsy tena maharaka ! de manantena valiny mahafa-po e OK an!!!!!!!!!!!!!!!!...
tohiny
novalian'i Stretch ny 01/05/2007 19:05
bozyboleta
(
30/04/2007 12:26)
Volavolan-dalàna mikasika ny fitondran-tena eto Madagasikara
Hita ho efa tena mivaha tanteraka mihitsy ny fitaizana eto Madagasikara @ zao indrindra raha mijery ny fihetsika sy ny fomba fiakanjon'ny tanora eny an-dalana eny.
Marina fa lamôdy any an-dafy ny ak...
tohiny
novalian'i Kota ny 03/07/2007 18:27
bozylover
(
30/04/2007 12:12)
fanesorana tsy ho namana
Mahagaga ahy ny tompon'andraikitra eto , [size=13px]"nesorina tsy ho namana intsony Bozylove" , [color=red]nefa ny sariny mbola tafajanona ao foana ny sarin'ny taloha feno tsikera fanalana baraka...
tohiny
novalian'i bozylove ny 19/05/2007 07:59
belo23
(
30/04/2007 11:24)
virus_chiChie
ohatra n'ny voan'ity virus ity daholo ny machine eto @tanana ka asa inona re no mety ho anti virus mahafaka an'io tanteraka fa ny ahy aloha dia :
1- nodemare-koko en mode sans echec ny machine
2- ...
tohiny
sitlo
(
30/04/2007 10:50)
code
Miala tsiny fa izaho mbola tsy namaky ny mombamomba ny forum serasera mihitsy. Fa dinidinihiko eny fotsiny dia mihahaiko tsikelikely eny ny famiasana azy.
Ilay hoe code nefa tena tsy haiko mihitsy ho...
tohiny
novalian'i wooda ny 08/05/2007 23:21
bazylou
(
30/04/2007 10:03)
resy foana e
Succès en demi-teinte des Barea !
Le périple Mozambicain des Barea au Cosafa Casle Cup s’est soldé par une défaite et une victoire. Samedi pour le compte de la 1ère journée de ce tou...
tohiny
endrehina
(
30/04/2007 08:17)
indray andro any
mitady ny hiran'i zay ...
tohiny
novalian'i endrehina ny 03/05/2007 06:12
cristal
(
30/04/2007 08:00)
FOKO TSARA FANAHY
(l)(l)(l)Foko tsara fanahy loatra ny eto anivon-tany mitandro ny maha iray ny Malagasy,nefa fantatra ankehitriny fa nody ireo pila ravinahitra tany Toliary;malalaka ny eto itoerany fa ny tsy takantsik...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 04:11
andrea
(
30/04/2007 07:57)
mbo to ho Adim nefa ... tssss !
za koa wa mbo te ho admin satria tia
resaka sy mihainohaino sekiré ..
- mba mangilikilika hoe iza i "xxx"?
- iza ireo namana be-ps?
- iza no be taraina?
- aiza i salmo?
- de afaka manao koa...
tohiny
novalian'i bozylove2 ny 25/05/2007 14:53
majesty
(
30/04/2007 06:25)
Asandrato Kristy
[i]"Ary izaho raha asandratra hiala amin'ny tany,dia hitaona ny olona rehetra hanatona ahy[/i]" jao 12:32
Io no loha-hevitra lehibe entin'ilay fitoriana ny filazantsara izay atao eo amin'ny kianj...
tohiny
novalian'i prime ny 29/05/2007 14:04
Jeankely
(
30/04/2007 02:47)
Mpamosavy sy Mpamaky fanasana izany no miresaka Hahaha?
Aleo asiana resaka fihomehezana kely. Ny mpihiragasy moa nihira ny "mpamosavy sy makorely" fa izao izany vao hita fa resaky ny "Mpamosavy sy Mpamaky fasana" izy ity. Samy ratsy ireo ry tanora na samy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:25
rafify
(
30/04/2007 01:38)
Vaovao mitady namana
Mitady namana raha misy tia mifanoratra, izaho moa dia vaovao mbola tsy dia mahay loatra ny fandehan'ny eto fa dia fisaorana mialoa ho aniero izay mamaly sy manorotoro ny fandehany eto....
tohiny
novalian'i Aina007 ny 26/08/2007 14:56
sitlo
(
30/04/2007 01:13)
Manitikitika ny saiko
Efa ela ity no nanitikitika ny saiko fa izay vao alefako.
Raha misy fitiavanao an'olona iray. Iza no tsara?
Iarahanao izy dia hihena ilay fitiavana, ary mety ho tsy hisy hiangana aza.
sa:
Tsy iar...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/05/2007 14:17
sitlo
(
30/04/2007 00:57)
baskety
Ny eto amin'ny serasera ve misy tia manaraka baskety?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/06/2013 08:41
bazylou
(
29/04/2007 23:55)
manja be ato an!!
www.tokotelo.onlc.fr ...
tohiny
novalian'i sympa ny 22/05/2007 13:32
kiadi
(
29/04/2007 23:16)
camescope
iza no ba manana hevitra fa zah nanana le camsecope analogique reny de tiko avadika dvd na cd ny film @ cassette nalaiko fa tsy aiko manao azy!! misy logiciel special afaka mamadika an'ireny ve ? de a...
tohiny
novalian'i Rakoul ny 04/06/2007 05:52
