Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
milouda
(
04/05/2007 08:45)
EUGENE RAZAFIARISON tsy ambarambarako anao
8O8O8-)[b]Bold text[/b]...
tohiny
novalian'i miantra ny 10/05/2007 13:40
diamondra27
(
04/05/2007 08:30)
namana ve io? suite & solution...
Bon efa lava be zany le resaka , de tsy faly daholo le olona eto @ le izy
donc, za ndray zany miteny we: refa tsy faly de tsy faly fa kosa tokony mba hanome anatra ho azy na hafatra ho azy isika m...
tohiny
novalian'i sasa ny 18/05/2007 11:15
hery
(
04/05/2007 08:23)
Spiderman 3
Mba nahagaga indray tamin'ity indray mitoraka ity fa nivoaka talohan'ny tany USA ny Spiderman 3 tamin'ny toerana maro (anisan'izany Italie sy France)...
Feno hipoka foana ny salle :-(
Tamin'ny 1er m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 14:00
Fiffi
(
04/05/2007 07:12)
\"Jésus lui dit : Mon ami… \". Matthieu 26.50
Tena mino zah ry zareo fa tsy misy zany hoe "hasard" zany satria ho tohin'le dinika nataoko tao am antson'ny fo de ity ny voalazan'ny "Top Chrétien" vao maraina teo......(hialako tsiny aloha raha am ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/05/2007 13:14
niryna
(
04/05/2007 06:27)
O ry namana ato amin'ny sera2 Inona no kalinareo (sakafo) ?
Miala tsiny fa tokony tany amin'ny sakafo no nataoko saingy tsy maninona fa tsy manontany ny fandrahoana azy tsinona kou.
Misy maromaro ihany ny misy antsika ato amin'ny serasera mba lazao hoe ny toe...
tohiny
novalian'i saroun ny 11/05/2007 10:58
niryna
(
04/05/2007 06:05)
Zava-doza 10 mety ateraky ny alikaola(alcohol) raha betsaka
Ny zavatra rehetra dia samy ratsy avokoa rehefa diso betsaka sy tsy voatandrina.Anisany iray amin'izany ny zava-pisotro misy alcohol.
Tena tsy mety afaka amin'io mihitsy izahay hoy ny olona efa zatra...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 17:57
Jeankely
(
04/05/2007 05:38)
OE OE technics becames OUAIA x2 strategics
Rehefa mijery baolina dia fantatra ny olona tsy mbola niakatra kianja ary milaza mahafaty rehefa manao nefa nohon'ny nampanaovina mivaralila sady mamono tena ary averin'ny olona ho mpijery manao OUAIA...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 07:28
Jeankely
(
04/05/2007 03:46)
Nahasoa antsiaka ve ilay atoko politika betsaka
Raha ny entana eny an-tsena no betsaka dia faran'izay tsara isian'ny safidy maro saingy ny fananantsiaka ireo atoko politika marobe ireo ve nahitana hevitra maro hisafidianana sy hampandroso haingana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 04:28
Jeankely
(
04/05/2007 02:41)
Aiza ho aiza ilay hoe "technician but not Politician"
Anisany mahasarotra ny fampandrosoana koa ny fisalorana anarana hoe "technician" ity. Rehefa tonga ny mpitondra vaovao dia samy milaza ho "technician" ary tsy mpanao Politika daholo mba hijanonana ami...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 05:02
Stretch
(
03/05/2007 21:58)
plazy !
zay mahita ko ary ?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/2286/humour204clipimage00200bs1.jpg[/IMG][/URL]
:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i glamoor ny 20/05/2007 10:53
Stretch
(
03/05/2007 21:49)
Olona izy fa tsy alika vavy.
Mpampody vady mifona
- Saina tsy tony, fo tsy salama,
Tosi-drà miakatra ambony tsy tana,
Very fanahy ka mivaha miparitaka ...
Ny vady tsy foy nahasahy nisintaka .
Ny maso milentika mando...
tohiny
novalian'i litabaombinn ny 04/07/2007 12:26
xxx
(
03/05/2007 20:31)
kapaoty!
Misy amintsika vehivavy ny manatsofoka kapaoty anatin'ny paosy ny vadiny, handeha mission tsy ho eo ankilany mandritra ny andro maromaro; sao hono...ka tsi hotondra arentina an-trano! ary koa hoe:"Ny ...
tohiny
novalian'i ragabany ny 30/07/2007 10:40
tynah
(
03/05/2007 20:25)
Carte hiantsoana any Dago
salama doly oh!
Niantso Dago zah androany d 75mn ."World Talk" no anaran'ilay carte ary io no mba hitako tsara indrindra hatram zay, sao nareo mba mahita tsaratsara kokoa noho io?:-*...
tohiny
novalian'i bidagda ny 12/05/2007 14:37
tslem
(
03/05/2007 19:09)
ho an'ny mpikarakara
Hono ho aho,ôtran gaga be zah fa tsy nandefa biz'oroka afatsy olona roa nefa tsy manana tahiry intsony? izaho irery ve no tratran'izany sa nareo koa ? :roll: nihena am-pitoerana tato lé izy ra zany ...
tohiny
novalian'i karinah ny 06/05/2007 10:34
bazylou
(
03/05/2007 18:03)
tsy vonona ny hampandroso an'ny Madagasikara ny gvt sy
i le8 satria, hitako mibaribary tamin'ny express de Mada fa ny Banky foibe mihitsy no manao izay ho hafany hanajanonana ny appréciation'ny ariary , satria efa 1e = 12000 fmg na 2400 ar amin'izao fot...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/05/2007 06:49
bibidia
(
03/05/2007 16:01)
iarivo
mbamangtaka hiran' ny odeam rakoto...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/05/2007 21:32
mikavao
(
03/05/2007 15:31)
Manana ny Didy FOLONY koa NY LALAO Echecs
Miarahaba antsika rehetra mpitia sy mpandàla io Lalao io.:D:D
Midira ao amin'ny araka ny mahazatra dia tsidiho ny "rohy fampianarana takitika eseky" fa ho hitanao ao ny [b]DIDY FOLON'NY ECHECS!![...
tohiny
novalian'i mikavao ny 03/05/2007 19:54
bazylou
(
03/05/2007 12:17)
izany tokoa ve sa machination an'ilay 8 io!!
Fikasana hamono ny Filoha - Fantatra ny olona mpamatsy vola avy any ivelany
Mis en ligne le 3/05/2007
Fantatra ny atidoha mikotrika ny fikasana hamono ny Filoha ny 3 avrily hifoha 4 avrily las...
tohiny
Jeankely
(
03/05/2007 07:09)
Efa vonona amin'ny resaka fifaninanana ve isiaka
Amin'izao fotoana ampiroboroboana ny fandraisan'ny sehatra tsy miankina izay anjakan'ny fifaninanana izao dia mbola betsaka na ny marina kokoa mbola matahotra izany ny maro ary miandry ny fanjakana. M...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 02:11
Fiffi
(
03/05/2007 06:48)
Namana ve io ?...........
[b][color=red]Namana ve io ?[/color] io no lohateny .....anareo no hamaly io fanontaniana io !
-Misy toe-javatra tahak'zao miseho @ zao fotoana zao eto am sera2:
-Misy [color=red]NAMANA VAVY[/co...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2007 08:10
