Resaka fampiadina an-trano no mba hevitra hitandreo hiverenana hitondra fanjakana. Nefa rehefa avy miady antrano sy tsy tan-dalana ve ny olona afaka hivadika tampoka eo ka hanaraka izay heverinao taritina. Tsy ny hanasoa mihintsy no tadiavina fa izay rehetra hanapotehina io Madagasikara io.