OE OE technics becames OUAIA x2 strategics

1. Jeankely ( 04/05/2007 05:38)
Rehefa mijery baolina dia fantatra ny olona tsy mbola niakatra kianja ary milaza mahafaty rehefa manao nefa nohon'ny nampanaovina mivaralila sady mamono tena ary averin'ny olona ho mpijery manao OUAIA OUAIA. Tsy miakatra kianja intsony ny OUAIA OUAIA ve oooo?
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 07:28
2. Lalah ( 04/05/2007 16:42)
:roll:
3. Jeankely ( 06/05/2007 07:28)
Resaka fampiadina an-trano no mba hevitra hitandreo hiverenana hitondra fanjakana. Nefa rehefa avy miady antrano sy tsy tan-dalana ve ny olona afaka hivadika tampoka eo ka hanaraka izay heverinao taritina. Tsy ny hanasoa mihintsy no tadiavina fa izay rehetra hanapotehina io Madagasikara io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.7074