tsy vonona ny hampandroso an'ny Madagasikara ny gvt sy
1. bazylou
(
03/05/2007 18:03)
i le8 satria, hitako mibaribary tamin'ny express de Mada fa ny Banky foibe mihitsy no manao izay ho hafany hanajanonana ny appréciation'ny ariary , satria efa 1e = 12000 fmg na 2400 ar amin'izao fotoana izao!
efa mba nisy vokatra tsara io nefa naninona no tsy tohizana fa esorina aza??? :roll::roll::roll::roll::roll::idea::idea:
HItanareo izany !!! hita fa feno ny incohérence économique, ary i raprezy sy ny gvtny sy ny BFoibe no coupable!!!
P...e gasy!! na izy tompony aza tsy tia!!

novalian'i Jeankely ny 07/05/2007 06:49
2. melody
(
03/05/2007 21:21)
tokony hamaky boky enao ry bazy fa tsy gazety satria tena mampalahelo fa mijaly saina be @ vaovao izay miseho rehetra:)
3. bazylou
(
03/05/2007 22:06)
marary ery ny fonao eo izany satria premier pagen'ny express io an!! ntssoooo aza manam-be!!! :lol::lol::lol:
4. melody
(
03/05/2007 22:34)
bazy enao ity ange mampmé indraindray e, inn no mba ataony ra bazy @ fialamboly aloha.
5. Jeankely
(
04/05/2007 03:35)
Mamosavy no fialambolin'io. Mitady ny hevitra rehetra hitaritana ny olona hikomy sy anjera haingana ny fitondrana mba hiverenana ho Conseiller Vendrana.
6. melody
(
04/05/2007 13:42)
ka izay indrindra manko no nahatonga ahy nanontany satria mety tsy ampy fialamboly mihintsy izy d stressé b @ fiainana, nefa tsy izy irery ange no mahatsapa ny fandehan-javatra rehetra eto an-tanindrazana e, saingy ny any bazy diso tafahôtra lôtra...
7. tamberina
(
04/05/2007 14:56)
zaho aloha tsy matoky ny gazety alefa any andafy any fa miodina daholo ny lazaina,ny mamplahelo dia matoky be fahatany zay mamaky ireo!
8. melody
(
04/05/2007 19:58)
misy azo raisina ary misy koa tsy azo fa anjaranao @ maha-olona misy saina anao no mandanjalanja fa very enao, toa any bazylou, rha matoky izay lazainy gazety rhetra. Tadidio fa mitady vola ny mapanao gazety, midika fa tsy maintsy hasina scandal kely satria ny vahôka tia an'io... miditra ny volandry zalahy @ izany nefa ny olona sasany lasa misavoritaka etsy sy eroa.
9. fijo
(
04/05/2007 21:54)
bazy an,mba jereo ny antony fa tsy avy dia gidraka.
inoan no tanjona izao???? ny hanondranana entana betsaka any ivelany.raha miakatra ny sandam bolanao,dia hidina izany ny vola vahiny takalony.satria miha lafo ny entanao.ka izay ve no tanjona tiana eto?????
sao dia mil amianatra base kely aloha i baze vao miresaka politika???? asa fa fanontaniana io an

10. bazylou
(
05/05/2007 01:46)
ianareo mihitsy no tsy tia ny anareo izany ka inona indray sado dia ianreo ary no tokony hianatra toe karena na finance!! :roll::roll: miakatra ny vola gasy , mihamaro izany ny devika ao an tanana no dikany, vokany; azon'ny ao an tanana tsara ny mividy zavtra aty andafy,, raha tvana 100e = 1 300 000 fmg io no vidiny, ary raha io tvana 100e io ihany no vidina amin'izao dia 1 200 000 fmg io satria efa nisy fiakaranyny vola gasy, 1e=12000 fmg. Tsy afaka manondrana entana ianao eo satria mitovy vidiy amin'ny aty ivelany ny entanao!!!MAZAVAAAAA:-P:-P:-P:-/:-/
Izany aza moa tsy takatrareo fa ny hanao le8 fahatany ihany no ady eo ka aiza no hahazo resaka fa ny fiantsiana no betsaka....:-P:-P8-)8-):°):°):roll::roll:
Izany aza moa tsy takatrareo fa ny hanao le8 fahatany ihany no ady eo ka aiza no hahazo resaka fa ny fiantsiana no betsaka....:-P:-P8-)8-):°):°):roll::roll:
11. Jeankely
(
05/05/2007 06:00)
Bazylou no tena vendrana eee. Izaho nilaza hoe "Credibility" izy miresaka "resultat net" tsy misy. Raha tia hianatra dia betsaka ireo Malagasy miasa amin'ny "Bank" any amin'ny misy anao ka mba anotanio hoe inona no dikan'izany hoe "Credibility" any amin'ny "Management of Credit" izany. Afaka hampisamborina dia midika hoe ahoana?
13. Jeankely
(
07/05/2007 06:49)
Very Good ry namana fa rakatra ny Mpams. Tandremo fa raha azon'io miady antrano. Aza manaiky ampiadin'io fa miaramiasa amin'ny tandrify azy dia mandroso foana io. Ny mpianatra mianatra, ny mpiasa miasa fa tsy miandry homen'i Bazylou fanakiviana. Vakio fotsiny dia hihomehezo fa tsy hampivoatra antsiaka ny an'io Bazylou Mpams io.