Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endrehina ( 03/05/2007 06:04)
indray andro any
mbola tsy nahita foana anie za e... tohiny
novalian'i sonwin ny 03/05/2007 10:51
niryna ( 03/05/2007 05:46)
Isan'andro dia fetin'i neny na mama.
Isan'andro isika dia tokony hisaotra ireo rar nahitana masoandro indrindra ny reny.Raha tsy manana intsony moa ianao dia ho fahatsiarovana ho azy sisa soratana fa vao maika ary ho faly ianao ahatsiay ... tohiny
novalian'i sympa ny 11/05/2007 17:02
Jeankely ( 03/05/2007 03:52)
Zahavo amin'ny internet ireo mahay politika manaratsy ireo
Maro ireo milaza mahay ity fitondrana firenena ity ary manaratsy fatratra an'i Madagasikara ka mba anontanio ao amin'ny internet hoe ny anaran'ireo raha fatadaza sy mahay tokoa ireo ka mitsongoloka ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 02:23
McFy ( 03/05/2007 02:40)
Ho an'i Rado raha adika
Hafany ho an'ny tanora : "ETRE FIER D'ETRE MALGACHE ET PRESERVER A >TOUT PRIX NOTRE BELLE LANGUE ET NOTRE CULTURE UNIQUE". Nampalahelo ah ny nahita ilay soratra sady lava be no avy @ gasy toy ny te... tohiny
novalian'i McFy ny 07/05/2007 22:32
fijo ( 02/05/2007 22:08)
sego sarkox
nanaraka le ady hevitra aho,fa nisy zavatra nahagaga ahy. fa tena hoatry ny tsy mahateny izany i sarkox le???? aiza le kabary be ireny fa tena hoatry ny bandy voakapoka izany lery.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:22
Stretch ( 02/05/2007 19:51)
dikanteny ???
Hono ho aho ? samy hafa ve : ny fanomezampasoavana (don) sy ny talenta.... tohiny
novalian'i melody ny 03/05/2007 22:29
xxx ( 02/05/2007 19:37)
Aiza ny tandrifinao sy ny sehatra tianao?????
Tonga nisoratra ho mpikambana eto amin'ny namana serasera.org ianao....inona no zavatra tena mahafinaritra anao ato ary aiza no tena sehatra manintona anao???, ohatra any aminny blaogy sa karajia sa f... tohiny
novalian'i cute ny 24/06/2007 00:20
nathie86 ( 02/05/2007 15:15)
fahotana v
[izy ty moa zany d fanontaniana napetraky ny olona iray zay t@ko ka mba entiko hamaliana azy d tsy diso ngamba za ra manontany anareo. Hoy izy : [color=red][b][i]" fahotana v ny fanaovana fanabeaza... tohiny
novalian'i piton ny 21/09/2007 13:53
anouilh ( 02/05/2007 14:19)
Kalon'ny fahiny
Manao ahoana daholo รด!!! Za zany dia mitady tononkira kalon'ny fahiny.:D Ireto avy zany ny tadiaviko: - Tonga vahiny - Andeha isika hanasa lamba - Misava ihany - Handao ity tanana mahazatra ... tohiny
novalian'i rina63 ny 03/05/2007 10:57
mpamonjy ( 02/05/2007 13:23)
"ny hazo no vanon-ko lakana,...
ny tany naniriany no tsara" Tsy voatery izay anefa satria, misy ihany ny exception hoy ny teny baiko; i bill gates izao tsy nanao harvards, nefa tafavoaka t@ fiainana, izany hoe n'iza n'iza izy ka... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/05/2007 10:02
booboo ( 02/05/2007 11:07)
Intoxication alimentaire
Hono ho'aho ? -fa maninona no misy lasa mivadika mangana ny lokon'ny oul voan'ny toxication alimentaire ? Loza beee ve dikan'izany ? :? Misaotra indrindra zay afaka mamaly an'io. Efa any @ hopi... tohiny
novalian'i tolona ny 02/06/2007 20:29
Jeankely ( 02/05/2007 10:20)
Hita mazava fa tsy izay mivoaka andafy no mahay POLITIKA
Hita miharihary amin'ny soratra soratan'ireo tarik'i Bazylou fa tsy izay rehetra mivoaka andafy dia afaka miresaka ny fitondrana firenena. Ny olona dia mahafantatra fa ny sangany any andafy tsy miteny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 13:55
diamondra27 ( 02/05/2007 09:03)
tsy tiana nefa...
ny ahy indray izany ny mba tiako ho fantatra dia hoe: ahoana kay no hamantarana hoe: tsy tian'olona ianao nefa... toa tsy mahalala na tsy mahatsapa ilay izy akory ilay olona tsy tiana cAS mitranga... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:19
Fiffi ( 02/05/2007 07:03)
Mivavaka amin'ny fomba kristianina ........
Fampidinana fanahy , tena niteny ilay kalanoro.... Mivavaka amin'ny fomba kristianina . Nampiavaka ity fomba fiantsoana kalanoro teny Ilanivato ny asabotsy alina teo ity dia ny fanaovana fotoam-... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2007 06:03
RTLalaina ( 02/05/2007 06:13)
Fitadiavana tononkira
Lalaina ihany Miarahaba antsika rehetra namana. Ny fahasoavan'i Jesoa Kristy ho amintsika. Izaho mba mitady tonon-kiran'ny AMAF (Antoko Mpihira Andravohangy Fivavahana), ilay hoe "Hidera hankalaza" ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 07:10
bazylou ( 02/05/2007 00:32)
pauvre gasy
marary mafy miditra any amin'ny hopitaly daholo rehefa tenenina io nefa izany anie no klasy misy e!! jereo fa na ny mpitondra nany hoentina dia izay daholo, mihazakazaka misambotra vola , mihazakazak... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 06:41
salmo1 ( 01/05/2007 23:04)
mitady namana lhl
Raha mitady namana lehilahy ve zah de PD:?: Non:!: Vehivavy ihany no tiako:* ;-)... tohiny
sakaizakely ( 01/05/2007 22:02)
famille de coeur
Raha misy fihetsika azoko atao anampiana ireo mila fanampiana dia io no zavatra tena andrian'ny saiko. Za tsy te hanome vola (don) am'zao oeuvres caritatives rehetra izao satria tsy misy azoko antoka ... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/05/2007 14:32
Tavilah ( 01/05/2007 19:28)
MILA TORO-HEVITRA TENA MATOTRA MBA MAMPIHENA
Slm daholo e, Za de olona tena ngeza be ireny ka mba te hihena ka mba lazao moa re izay mahalala izay tokony ataoko(dokotera, astuce, etc............) Merci ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:48
salmo1 ( 01/05/2007 19:21)
Tsara ny clip fa ny hira no tsy milay
=D http://www.youtube.com/watch?v=YjsmwfqLGDM&mode=related&search= izao hitako izao no tena fiainana ry tovolahy sy tovovavy ah. Tena efa mivoatra ihany ny tanora malgasy raha manao tahak'izao daholo... tohiny
novalian'i tynah ny 03/05/2007 19:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5332