Zahavo amin'ny internet ireo mahay politika manaratsy ireo

1. Jeankely ( 03/05/2007 03:52)
Maro ireo milaza mahay ity fitondrana firenena ity ary manaratsy fatratra an'i Madagasikara ka mba anontanio ao amin'ny internet hoe ny anaran'ireo raha fatadaza sy mahay tokoa ireo ka mitsongoloka ny sasany. Izaho mnoratra tsy mahay fa izaho kosa mahay noho ity Bazylou ity. Mahazo ampifanatrehana na "Physically na intellectually". OK Madagasikara
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 02:23
2. salmo1 ( 03/05/2007 07:22)
Espane ihany koa OK, samy ok zany.
;-)
3. bazylou ( 03/05/2007 11:47)
o rajeankely e!! mahy ianao an!! asehoy ary e!! ary andana misolelaka any amin'ilay 8 dia hojerevana eo raha tafavoaka!! sady ianao koa moa mpanabe ny olona hanompo sy hinohino fotsiny ihany e!!
4. Jeankely ( 03/05/2007 13:36)
Tena tsy mahay mamaky teny ity Bazylou ity. Efa niteny aho fa tsy fatatry ny President ary tsy mitady ho fatany fa tsy tiako ny fanaratsianao ny TANINDRAZAKO. Ny asa ataoko na tsy "billionaire in Dollar" sahala aminao aza tsy mitomany ho Conseiller-na dondrona fahiny. Vao miteny dia hita fa nividy Diploma tsy aleko ve ireo mpianatry ny EPP any Madagasikara. Izaho tsy mpanao politika ary tsy mitady seza fa mila miasa ary tsy mangataka amin'i Bazylou "LOUMORINA".:lol:
5. paris10 ( 03/05/2007 14:32)
tsy mpanao politika zany ry zareo ry jeankely fa olona very seza dia mirediredy a!alahelon-kanina io,ny olona toy izao tsy tokony valiana akory e!
6. bazylou ( 03/05/2007 22:09)
o rajeankely:: ajanony ilay moly rehefa tsy zakae!! tsy manana argument ankoatr'izay ianao fa tratra tsinona!!:-D:-D
7. Lalah ( 04/05/2007 00:10)
Enjana indray zany "physically sy intelectually" ato zany ry zareo an! mangarom-bava indray Jeankely marina e!
8. Lalah ( 04/05/2007 00:25)
Za ra Jeankely tsy mankasitraka an io fitondrana io mihintsy a! fa angaha ny olona moa aminao dia mikiritika be fahatany fotsiny e! mahita tsy mety matoa miteny. Koa omenareo tsiny daholo ve zany ry nga Razily atsy avara-tanana sy ry Ravao maman le Jean atsy amboniandrefana, milaza foana ireo isan andro fa taloha ny 2002, 20 dia nahazo paraky iray tongombolo mahavita azy herinandro, zao Ravalo ilay nantenaina indray ity no nampivandravandra, 200 ariary zao vao mahafeno paraky iray tongobolo. Tsary mpanao politika any reny ry anona an! Tsy mahafantatra politika akory, fa mahatsapa kosa le fangirifiriana. Tsetsefo kolakola ny vavany re ry anona @ zany tsy mitaraina rehefa de mahasadaikatra androky e!Tovozy aloha ny fahaizana dia ataovy minana ny anananao doly ze tsy mankasitraka anao.
9. Jeankely ( 04/05/2007 02:23)
Averiko fa tsy mpanohana fitondrana aho ary tsy fatany no tsy mitady ho fatany. Asa tsy mamaky ny soratra nosoratako angamba ny sasany fa mitsaigoka ampanidinana ka averiko. Izay voalazanao ho tsy mahay dia tsy miaro izany aho. Raha tsy mahay ny asako aho ka roahan'ny mpampiasa ahy zony izany tsy ahapotika ny zavatra ataony. Saingy ny fanaratsiana tsy misy fetra tsy mety. Ohatra miresaka fampiadina foko ny sasany eto anakorotanana. Dia maropototra ve fa ny mpianatry ny Academie Militaire, ny Police mamboninahitra rehetra, ny Administrateur civil, ny Mpitsara sns dia avy amin'ny foko iray daholo. Maninona no mandainga sy finaritra hampiady? Izany no fifaninanana hampandroso an'i Madagasikara ve aminao? Izany no fianarana notovozinao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535