tsy tiana nefa...
1. diamondra27
(
02/05/2007 09:03)
ny ahy indray izany ny mba tiako ho fantatra dia hoe: ahoana kay no hamantarana hoe: tsy tian'olona ianao nefa... toa tsy mahalala na tsy mahatsapa ilay izy akory ilay olona tsy tiana
cAS mitranga:
- fitiavana eo @ mpiara-monina ny iray
- de fitiavana eo @ mpifankatia ny iray
- fitiavana namana virtoaly
- dia raha izaho ilay olona tsy tiana de ahoana no hahatsapako we za ty nge ka tsy tian'olona e!
- de raha za ndray le olona mpankahala de ahoana no ataoko mba hamantaran'ilay olona we efa tsy tiako izy nefa mbola mi s'agripper ihany

novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:19
2. rafify
(
02/05/2007 09:14)
izaho izao to tahakan'ny tsy tian'i Fiffi dia tena malahelo be mihintsiny
3. diamondra27
(
02/05/2007 09:19)
rafify: aleo aloha tsy miditra lalina @zany zahay fa ny cas général no tiako fantatra eto fa tsy cas perso an!
@zay rehefa mahalala ianao hoe: aiza ny toerana misy ahy dia afaka mahalala sy mahatsapa izay toro-hevitry ny namana ianao.
Aza mbola maika ny hitsara tena aloha fa araho ny dinika de aveo maka hevitra mahasoa eto e!
Fa efa tsara ny fahatsapanao tena aloha zany fa le resahana eto tena tsy mahalala na mody tsy mahalala hoe: efa tsy tiana nefa mbola misisika ihany
dia mangataka solution @izany...
Merci ho an'zay mamaly sy manoro hevitra
:-*:-*^:^^:^^:^

4. rafify
(
02/05/2007 09:34)
ka ny famaliny atsy amin'ny dinika iray atsy no mahatonga ahy ilaza an'io, fa enga anie ka mba ho diso ny fiheverako.
aleo izany ve aloha miandry izay toro-hevitra omen'ny hafa vao mihiditra amin'ny lalindalina ???

6. Fiffi
(
02/05/2007 09:50)
rafify:hummm....andray kosa rafify an ! :{:{:{ taiza indray zah no nanao an'zany ? :roll: le nanaly azy ambadika atsy ve ? :oops::-D:-D:-D
izaho izao to tahakan'ny tsy tian'i Fiffi dia tena malahelo be mihintsiny
heu.....zah indray tena tia namana kah ! tsy misy hatahoranao zany ! marina io an ! :) :-*:-*:-*:-*:-*
8. diamondra27
(
02/05/2007 09:58)
zay zany zao ohatra hitako de mety misy sensibilité @ drafify, de manjary manao fausse idée fotsiny nefa zao mazava tsara ny voalazan'i fiffi aminao.
Pb 1 + ou - résolu zany iny an!:wink:
donc tsy ao anatin'ilay tsy tiana ianao.

9. rafify
(
02/05/2007 10:04)
tena faly be aho ra izany, ary mahafinaritra ny miresaka eto amin'ny serasera, raha toa ka mora mazava tahaka izany daholo moa ny ny fiainana amin'ny akampobeny, nefa indrinsy mantsy!!!!
10. kally
(
02/05/2007 10:09)
Ny ahy aloha avy dia tsapako ny olona tsy tia ahy, fantatro amin'ny fijeriny na hiezaka hitsiky sy hiarahaba ahy ohatry ny inona aza dia fantatro anaty masony. Ny hanazava azy indray anefa miala tsiny fa tsy haiko.
Raha mpifankatia indray tsy mahafoy tena mihitsy ilay tsy tia na hanoroka sy hiteny hoe tiako ianao in-jato amin'arivo aza anefa hita hoe tsy mahafoy tena na fotoana ho an'ilay iray dia efa isan'ny tsy tia izy izay.
Raha virtoaly...angamba mbola tiany ianao matoa ifaneraserany:lol:Asa koa anefa? Fomba fijeriko ireo fa ho avy ny namana hameno azy.

11. Fiffi
(
02/05/2007 10:10)
Fiffi:diso tafahoatra indray aza.......:-w:-w:-w:-w
heu.....zah indray tena tia namana kah ! tsy misy hatahoranao zany ! marina io an ! :) :-*:-*:-*:-*:-*
12. tsiafoi1
(
02/05/2007 10:11)
Ny hafantarana fa tsy tianao le olona de tsotra Tsy miraharaha na mihevitra ny momba anao izy. Mazava io a!
Fa saingy ho an'ny olona tena mivavaka :
- na eo @'ny fiaraha-monina
- na eo @'ny fitiavana
- na eto @'ny virtualy,
Tiava ny fahavalonao..., Mivavaha ho an'izay manjenjika anao..., ary Reseo @'ny soa ny ratsy de hanambatra vainafo eo an-dohany ianao..., Fa raha izay tia anao ihany no tiavinao, inon moa no valim-pitia andrasanao Zay le filling ny lanitra fa samia mitsakotsako e!

13. diamondra27
(
02/05/2007 10:25)
tsiafo1: mazava be ilay izy ka!
ka efa tsy raharahiana sy efa tsy tiana nge fa mbola misisika ihany e!sa le olona mihintsy no mody maty hoy ny fitenenana
Sa zay le we: tena potika , tena mamparary fo an

14. tsiafoi1
(
02/05/2007 10:28)
Ny tsy tia dia tsy mahafoy na inon na inon ho anao (na fotoana, na ny tenany, na zavatra)
Tsy maninona anefa ny fahalalana hoe tsy tia anao izy, aza reraka mitia na dia ny fahavalonao, fa ny fitiavana mampisy ny tsy misy

15. fasaly
(
02/05/2007 10:31)
izaho koa haiko ny oul tsy tia ahy otran'ny lazai'i kally io! mora fantara be ihany fa sarotra hazavaina:-P
raha virtoaly ndray sarotra satria maahay metsara velatsihy ny tsy tia an'i tena ndraindray, reel aza izy miatsara velatsihy kou indrindra fa virutel:{:{:{
raha resaka olon-tiana indray aloha mbola tsy tojo anzany aho hoe tsy tia anefa mbola miaraka ihany:roll::roll::roll:
alin'ny maha mpinamana na fiaraha monina andavan'andro indray dia hita soritra am fihetsiny sy ny fombafombany miresaka aminao eny....tsy dia sarotra ny mamantatra azy....araka ny volazako hoe sarotra ny hanazava azy;-)

16. diamondra27
(
02/05/2007 10:31)
kally:
Ny ahy aloha avy dia tsapako ny olona tsy tia ahy, fantatro amin'ny fijeriny na hiezaka hitsiky sy hiarahaba ahy ohatry ny inona aza dia fantatro anaty masony. Ny hanazava azy indray anefa miala tsiny fa tsy haiko.
Raha mpifankatia indray tsy mahafoy tena mihitsy ilay tsy tia na hanoroka sy hiteny hoe tiako ianao in-jato amin'arivo aza anefa hita hoe tsy mahafoy tena na fotoana ho an'ilay iray dia efa isan'ny tsy tia izy izay.
Raha virtoaly...angamba mbola tiany ianao matoa ifaneraserany:lol:Asa koa anefa? Fomba fijeriko ireo fa ho avy ny namana hameno azy.
c domazy akia nefa le fanazavana mitsy no tena ilaina koa.
Indraindray ange refa tena tia (amoureux na amoureuse ) tena tsy mahalala ze ambonin'ny tany mitsy , tsy mahita le côté négatif e!
de na de fantatra koa aza le izy , le olona efa tianao @ fo tanteraka de aona?
17. kally
(
02/05/2007 12:25)
Raha resaka mpifankatia indray akia ry Diamondra dia ny torohevitra azoko omena andry angamba dia ny hoe rehefa tia dia tiava fotsiny fa aza be fanontaniana:lol:
Omàny fotsiny ny saina hoe mety hisy fiafaràny, mety hisy fisarahana na mety hitohy mandrakizay,raha tena tian-dry izy dia izy jerena fa aza indry,ataovy izay hahasambatra azy dia izay dia ampy e!:wink: aza manina olon-tsy tia anefa:roll: sarotra ve? Rehefa mbola eo akaikin-dry eo izy dia tiavo e!

18. vale
(
02/05/2007 12:31)
rafify:rafify> (shhhuuuut) mangina ftsn hoà:wink::-*, bdbeee ny namana eto mandray anao tsara(l)(l)(l):-*(l):-*
ka ny famaliny atsy amin'ny dinika iray atsy no mahatonga ahy ilaza an'io, fa enga anie ka mba ho diso ny fiheverako.
aleo izany ve aloha miandry izay toro-hevitra omen'ny hafa vao mihiditra amin'ny lalindalina ???
19. Fiffi
(
02/05/2007 12:47)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 02-05-2007 14:41:52=D=D=D=D=D=D=D=D
Lohateny : Re : soffia
Fiffi je t', je t'amour, je te love, je te tia b anao na dia ny tananao fotsiny aza no hitako tao an-jaridainanao, izany ka tena namana, tena mazava fa misaotra betsaka!!!!!
20. rafify
(
02/05/2007 13:01)
vale: misaotra fa mahafinaritra ny maheno ny voalazanao
Fiffi fa tsy tasy amin'ny dinika iray tatsy ve io nosoratanao io, fa anga hafaka afindrafindra izy ireo ????