tsy tiana nefa...

21. Fiffi ( 02/05/2007 13:27)
rafify:
Fiffi fa tsy tasy amin'ny dinika iray tatsy ve io nosoratanao io, fa anga hafaka afindrafindra izy ireo ????
heu....ka io no hanilaina ny fanaovan'an'le quote akia an ! de aza gaga kalou toi raha hataoky hoe "akia na ndry" fa efa fahazarana akia io an ! sady mahafinaritra anaha ny manao an'io na lahy na vavy....:)


22. vale ( 02/05/2007 13:37)
:lol: misy raha tsy mazava kay koooo ,hihi!:oops:
Rafify> :lol: tsisy fsorana, de faly mandray anao eto a!:P:-* rafify!
23. nathie86 ( 02/05/2007 15:02)
ita @ soratra soratany hoe tsy tiany ianao hita fôna hoe efa tsy t anoratra intsony oh iz (virtuel io)
ra enao ndray no tsy tia d miteny mazava ftsny hoe za tsy hiresaka @nao tsony:)
ra tena izy ndray tsy aiko:lol:
24. diamondra27 ( 02/05/2007 21:28)
nathie86:

ita @ soratra soratany hoe tsy tiany ianao hita fôna hoe efa tsy t anoratra intsony oh iz (virtuel io)
ra enao ndray no tsy tia d miteny mazava ftsny hoe za tsy hiresaka @nao tsony:)
ra tena izy ndray tsy aiko:lol:


ka raha miteny mivantana aminao zany izy vao maika tsy hazava zany ze tiany hoe: tsy tia anao intsony aho?


25. diamondra27 ( 02/05/2007 21:32)
kally:

Raha resaka mpifankatia indray akia ry Diamondra dia ny torohevitra azoko omena andry angamba dia ny hoe rehefa tia dia tiava fotsiny fa aza be fanontaniana:lol:
Omàny fotsiny ny saina hoe mety hisy fiafaràny, mety hisy fisarahana na mety hitohy mandrakizay,raha tena tian-dry izy dia izy jerena fa aza indry,ataovy izay hahasambatra azy dia izay dia ampy e!:wink: aza manina olon-tsy tia anefa:roll: sarotra ve? Rehefa mbola eo akaikin-dry eo izy dia tiavo e!


sarotra be akia le tsy mametraka fanontaniana refa tia a! le echec en amour ange ka tena mampahory e!

ka raha manao ze hahasambatra azy aho nefa izy tsy taitra amiko de ahoana?
26. kally ( 03/05/2007 10:11)
diamondra27:



sarotra be akia le tsy mametraka fanontaniana refa tia a! le echec en amour ange ka tena mampahory e!

ka raha manao ze hahasambatra azy aho nefa izy tsy taitra amiko de ahoana?


Rehefa tena hitan-dry fa tsy taitra izy dia ajanony, io ilay hoe aza manina olon-tsy manina e!:lol: manjary ataony fihomehezana sy fanalàna azy fotsiny indry, rehefa tsy hanaja andry izy dia aza manaraka ny ataony, mba hajao koa ny tenan-dry akia a! mila mafimafy loha sy mafimafy fo ange ny fiainana e!:wink::-*
27. diamondra27 ( 03/05/2007 10:42)
kally: ok! merci:-*:-*
28. tsiafoi1 ( 04/05/2007 06:56)
Azontsika sedraina le hoe tia ve sa tsy tia. \"ka raha an-tratra tsy manitra fa an-tanan\'olona vao mamerovero\" Oups! Mbola tia fa saron\'ilay hambom-po le fitiavana!, anjaranao @\'izay raha tia koa ianao ny manavotra izany fitiavana izany tsy ho resin\'ny ratsy .
Fa raha toa tena tsy miraharaha anao tanteraka le olona de ataovy hoe \"un de perdu 10 retrouvés\" hihihi!!
29. tsiafoi1 ( 04/05/2007 07:07)
Raha eo @'ny fiaraha-monina indray, rehefa tsy miraharaha anao mihitsy ilay namanao, de mifankazara indray @'ny hafa, aza miditra matetika ao an-tranony intsony, ka raha izy indray no tonga midodododo any aminao de raiso am-pitiavana izy, vonjeo le fifankatiavana :-*.

Raha virtuel indray, rehefa tsy mahafoy fotoana hifanoratana ny hiseraserana aminao intsony izy, na manjary mahalana ny fifandraisana, farano @'ny hafatra feno fitiavana izany, de avelao aloa, mifandraisa @'ny hafa indray, ka raha izy indray no mi-insiste mandefa hafatra ho anao avy eo, valio izy vonjeo le fifankatiavana :-*

Aoka tsy ho resin'ny hambom-po sy ny avona ny fitiavana fa zava-tsarobidy avy @'Atra :P:-$^:^.
30. soanja ( 05/05/2007 01:47)
Ny lakilen'ny fahafantarana ny fahatsapan'ny olona iray (izay any anatiny) amin'ny olona iray dia ny fahaizana mamaky ny atao hoe "serasera" na communication.
Ahoana ny fomba ahafana manao izany:

Misy karazany efatra goavana.
1- Ny fandinihana na observation, zany hoe inona no zavamiseho hita maso sy azo tsapain-tanana na tsy azo. Toy ny fihetsika ny endrika, ny vatana, ny tanana sns

2- Ny fanehoana ny fihetseham-po (emotion). Ohatra ny hatezerana na ny famaliana teny boraingina, ny fodina tsy hita na mody fanina sy ny hafa maro izay milaza fihetseham-po hoe zah tezitra na zah leo.

3- Ny fanehoana ny fomba fisainany (eritreritra) ohatra hoe miteny izy dia mamoaka hoe
"Ny toky fitaka fa ny atoa no hita." zany hoe amin'ny lalan'ny famoahany hevitra sy ny tsoaka avy amin'izany.
na hoe " Ny fitiavan-tena dia samy ananan'ny rehetra fa ny fanaparana azy amin'ny hafa no mahasamihafa azy." sns zany hoe ny teny mivoaka ny vavany izany no henoana tsara.

4-Ny fanehoana na fahitana ny filany (needs):
Ohatra hoe " Anatero raozy aho isanandro na avy orana na tsia" na hoe: "Fa maninona no ravitoto foana ny laoka isanandro zah anefa mba te hihinana fozabe tsy mivaky."

Ka raha te hahalala fa tsy tia anao ny olona iray na ny fiarahamonina na ny manodidina sns dia ilaina ny fahaizana mamaky ireo endriky ny fifaneraserana ireo rehefa tsy hiloaka izy hoe " Ianao tsy tiako, ianao halako na hoe tsy mety aminay ny momba anao."

Misy anefa ny olona tsy mba mampiseho ireo akory na miezaka tsy hampiseho izany satria noho ny tahotra na noho ny tsy fahampiana izany fahalalana ny famoahana izany serasera izany. Ireo matetika dia azo atao hoe marary saina, tsy hoe adala akory na somary misy voa ny sainy satria tokony ho natoraly ny fisehon'ireo. Izany no ilana ny therapist hanampy anao mikaroka na mi-decode ilay serasera izay mivoy ao an-tsaina fa tsy tafavoaka.
Ao koa anea ireo izay efa maneho foana fa tsy tafita amin'ilay ampitaina azy. Io no mila fianarana tanteraka hoe ahoana no ahafantarako fa mandefa signal amiko ireto zavamitranga sy ny feo henoko.

Ny fahaizana an'io dia antsoina hoe "active listening." ka io de lesona hafa koa.

Io no mba fantatro ny mahatonga ny olona tsy mahalala hoe tiana na tsy tiana fa asa na mamaly ny fanontanian'i Diams. Bizz :-*:-*:-*

31. diamondra27 ( 05/05/2007 12:58)
soanja: merci bokou akia fa mazava tsara le izy saingy le pratika toa tena mbola sarotra amiko

mbola mila olona 1 hanaovana io expérience io indray zany koa.Aleo le eo @ FM ngamba no atomboka fa iny mba mora² atao.

Raha misy fanontaniana hafa , de afaka mametraka ve?
Bizz:-*:-*:-*
32. soanja ( 06/05/2007 22:40)
diamondra27:

soanja: merci bokou akia fa mazava tsara le izy saingy le pratika toa tena mbola sarotra amiko

mbola mila olona 1 hanaovana io expérience io indray zany koa.Aleo le eo @ FM ngamba no atomboka fa iny mba mora² atao.

Raha misy fanontaniana hafa , de afaka mametraka ve?
Bizz:-*:-*:-*


Afaka mametraka fanontaniana foana ka.

Tsy miys isaorana fa tsy voatery atao pratika akory anie io Diams fa hita tonga dia hita eny rehetra eny rehefa mitranga. Ny fahafantarana azy fotsiny no zavadehibe.
Samy manana ny fomba fifandraisany amin'ny hafa mantsy isika olombelona dia ireo no tokony ho fisehony ary raha tsy amin'ireo dia amin'ny alalan'ny zavatra hafa izay tsy mahazatra izany.

Ohatra:
Misy zaza kely iray 2 taona mahery, tiany ny misintona ny volony sady afaka teo mihintsana mihitsy mbamin'ny foto-bolony. Tsy miteny, tsy mitomany anefa izy fa izay no ataony rehefa misy zavatra mitranga na varimbariana izy.
Matetika ireny dia milaza fa misy zavatra tsy azoazon'ilay zaza ao amin'ny fifandraisana aminy na ny tontolony ary mampiferinaina azy izany zavatra izany.
Ny Ray amandreny anefa dia izay tsy mahalala dia mitezitra an'ilay zaza hoe "aza sontisontimina ny volo fa maharary sady tsy tsara. Bedy ianao raha mbola manao." Dia mbola manao foana ilay zaza. Amin'iny no ilana mpanampy manome anao hoe inona ny antony isintoman'ilay zaza ny volony matetika. Izy tsy mahalala fa tongatonga ho azy ao aminy iny. Ny reniny na ny dadany tsy mahalala koa. NEFA iny dia efa communication mazava tokoa avy aminy mankany amin'ny RAR-niny.
Sarotra ny mahaolona sady complexe fa anjarantsika ny mahay mamaky sy mikaroka ary maminavinavina. Ny Fanontaniana no ataovy be dia be satria fanontaniana ny fiainana. N'iza n'iza anefa tsy misy manana ny valiny marina sy tanteraka.


33. chrislyd2 ( 02/05/2008 12:19)
tsiafoi1:

Ny hafantarana fa tsy tianao le olona de tsotra Tsy miraharaha na mihevitra ny momba anao izy. Mazava io a!
Fa saingy ho an'ny olona tena mivavaka :
- na eo @'ny fiaraha-monina
- na eo @'ny fitiavana
- na eto @'ny virtualy,

Tiava ny fahavalonao..., Mivavaha ho an'izay manjenjika anao..., ary Reseo @'ny soa ny ratsy de hanambatra vainafo eo an-dohany ianao..., Fa raha izay tia anao ihany no tiavinao, inon moa no valim-pitia andrasanao Zay le filling ny lanitra fa samia mitsakotsako e!



Marina ny voalazanao. Misy mihitsy tokoa ny olona saro-tiavina, na lehilahy io na vehivavy. Tsy voatery hoe amour foana no itiavanao olona iray fa mety fitiava-namana madio tsotra izao fotsiny. Fa misy olona tsy miraharaha anao tsotra izao fotsiny, hita @ fihetsiny sns. Fa amiko : @maha-mpivavaka ahy araka ny voalazanao, dia miaina ny TENA FITIAVANA MADIO foana aho, ho an'ny olona rehetra, notaizaina sy nampianarina handeha @ MAZAVA hatrany, nobeazina @ ASA SOA sns; dia na manana saina ambadika amiko aza ze olona rtra tiko (tsy amour no tiko lazaina eto an !), dia madio be ny foko, ary tsy miandry valiny na tambiny @iza n'iza fa @Atra ihany ny valisoa lehibe.
Ny hafatro ho an'ny mpi-surf dia izao hoe : IZARAO FITIAVANA IZAO TONTOLO IZAO, na ho tia anao izy, na tsy ho tia anao.
Raha izay tia anao ihany tokoa no tinao, dia borné be ianao, fa mahatsiaro sambatra be ilay hoe BE FITIAVANA !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075