sego sarkox
1. fijo
(
02/05/2007 22:08)
nanaraka le ady hevitra aho,fa nisy zavatra nahagaga ahy.
fa tena hoatry ny tsy mahateny izany i sarkox le???? aiza le kabary be ireny fa tena hoatry ny bandy voakapoka izany lery.

novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:22
2. kally
(
02/05/2007 22:49)
Samy manana ny fijeriny marina f'izaho tsy nahita an'izany.Ségolène tsy nahafehy "tena" no hitako sy izy tsy dia ampy fahalalana loatra no hitako nisongadina.
3. Fiffi
(
03/05/2007 06:33)
heu....ny fahitako azy indray de nety tsara ny zavatra nolazain-zareo....zany hoe : nitandrina tsara kosa ry zareo satria decision farany ho an'vahoaka iny....
5. tisera
(
03/05/2007 06:51)
samy mifidy izay tiany sy izay naharesy lahatra azy é! match nul hono ny baolina hoy ny ankamaroan'ny critiques t@ jt androany maraina(tf1 - Fr2 -canal+ )é! fa ny hitako aloha tsy hoe tsy nahafehy tena i sego fa tsy maintsy nanao ireny izy satria grave be i sarko raha hamadika ny zavatra lazain'i sego é , ambonin'izany sarko tsy dia mijery an'i sego loatra fa ohatry maka toky ary @ ppda foana :moa va tsy ilay adolescent bedin'i neny dia mangata-maso ary @ dada rehefa mba manazava hevitra an! i gerard dahan ilay imitateur iny moa tena mahay an'i sarko @ io mamadi-dresaka io .... fa na iza ange na iza no ho lany hoe mbola ho sahirana ihany satria ny écart-n'ireo tsy hisy 10% ka dia mety any @ legislastives indray no mamely mafy izay resy ka raha lasa majoritaire indray ny opposition dia tsy maintsy hanao cohabitation eo ô! eritreritra mandalo fotsiny ny ahy fa dia ho hita eo @ alahady é! samia mifidy izay tiany sy maharesy lahatra azy marina ... fa izaho aloha spectateur fa tsy mifidy satria tsy vazaha é!:wink:
6. saroun
(
03/05/2007 07:20)
tena marina daholo ny zavatra voalazanareo fa tsy de nahateny firy loatra comme d'hab sarko,il n'a pas osé regardé en face ségo mangata-maso à ppda foana izy ;ségolene tsy nahafehy tena kely fa manapateny foana izy de sarko indray mamadi-dresaka ze lazainy ségo.za indray tsy afaka mifidy fa tsy nahavita carte éléctorale e de samia maka izay tandrify azy e tsy hampiova n'inon'inona zay lany eo na sego na sarko.
7. xxx
(
03/05/2007 07:58)
Amiko Sego dia niezaka nanafina ny tsy fahalalany satria hita @ fomba famaliny sy ny agressivitény. Raha vao tapaka ny feeling ny de tsy hitany intsony zay hanohizany ny kabariny, nefa raha hanapataka tenin'ol tsy laitra mihitsy. Hita mihitsy hoe manao zay hahabloqué ny iray fotsiny .
8. sakaizakely
(
03/05/2007 08:12)
an an
tsy Ségo no manapaka fa samy nanao izy roa an ! Sarko tena mahay manodindresaka mampisendaotra, fa rehefa vhv ny adversa de lazaina fa agressive na hystéro, rehefa lhl nefa no mampiady hevitra tsisy kritika toy izany
mampiseho toetsaina macho be
amiko dia 1 partout de tsy hitako foana ze fidina

9. anare
(
03/05/2007 08:30)
aza adinonareo fa avocat de formation sarko, mahay mi-manipulé ol. Pire noho i sego izy raha io misafoaka io no lazaina, fa omaly izy dia efa zay no tao andohany ny hampiseho fa mba mahay mitony izy refa ilaina zany. Ary fantany tsara fa io izy colèrik io no nahafaty azy eo. Ny avocat refa te haneho fa fotsy izao ny loko na dia efa mainty aza dia vitany ny manao demonstration fa fotsy io, dia hozongozoniny eo ny theorie taloha reetra mba hisian'ilay doute. dia izay koa no tanjony omaly. Ary tadidio fa ny ol tsy mijery ny interlocuteur-ny refa miresaka dia ny olona mandainga, sy tsy ampy assurance, izy nieritreritra fa gangé d'avance iny face à face iny, zay koa no nahatankina azy teo; lay ramatoa conseillère-ny koa angamba tsy nanampo an'iny debat iny hoe ahasahy andrangahany lay ankilany sinon elle l'aurai coatché autrement.Za aloha @ maha immigré ahy dia aleiko iahany sego e ! Ny vaza dia vaza foana eto @ taniny fa enao na vaza @ taratasy aza dia tsy vaza zany mintsy. Mandainga zay mahasahy milaza fa tsy mahatsapa izany @ fiainana iainany. Na ny imm aza mbola misy anavahany azy hoe itony tolérable fa tony non.
10. mandrindra
(
03/05/2007 08:42)
famehezana sary, izay no fijeriko azy.
nico dia niresaka tamin'ny fo tony, niezaka ny tsy nanapaka fitenenana, tsy nampiakapeo, izany rehetra izany dia mba hamafana an'ilay eritreritra mandeha hoe bandy taitaitra, tsy mahatombotsiraka, be koropaka sns i lery.
sego indray dia ao ny nilaza hoe tsy ampy carisme, tsy tsy dia entitra. dia toy izay ihany koa, tsy maintsy nampiasa agressivité izy mba hanehoana fa zakany io raharaha io.
raha ny hevitra navoaka indray moa dia tsy dia nisy zavabaovao fa ny efa re ihany no nifamaliana teo.

11. xxx
(
03/05/2007 08:44)
lé sarko fetsy vel koh ! miakatr'afo ségo d izy mody calme b d oe hitodika any aminy dôly zany ny saim bahoaka fa lasa ôtrany oe ts malala fomba zany segovous permettez tsisy farany @ hafetseny :roll:
12. diamondra27
(
03/05/2007 09:27)
tsy refa we tsy mahateny de resy, vhv no en face-nao de tokony hampiseho galanterie @ vahoaka enao saingy kosa nohanin'lery izy ny 2ème partie hany ka ozy sego je m'énerve pas je suis en colèèèèèèèèèère
nefa t@ volou rasego nanapka parole foana de rasrko mme mme manaja be :-D:-D
ra mbola asehon'ny sarko eo kosa v ny maha be vava azy de tsy mety zany fa aleo miady mora e!
destabilisation ny adversaire ihany no methode @reny
ra resaka famille sy éducation aloha de maitrisen'drasego tsara io fa raha resaka fitondrana toa i sarko no misy ambara kokoa
vhv aho fa aleoko ihany aloha lhl no mpitodra satria ny lhl no lohan'ny vavy e!
ny vhv natao mpanolotsaina,mpanohana, etc...

13. kally
(
03/05/2007 09:36)
Ny ahy ny nampihomehy ahy tamin'i Sego ilay hoe asiana polisy mpiambina ny polisy mody alina tsirairay:lol:
Dia izy lay hoe ho toheriny tsy hisy ny jeux Olympiques any Chine -toa miteniteny foana loatra ka mampieritreritra.Nefa nipingapinga ery nandeha tany.
Fa izy misafoaka sy tezitra ity betsaka ny fotoana mbola hisehoa-javatra mbola mafy noho io rehefa hiady varotra amin'ny firenena sasany i France ka ihomehezan'ny olona fotsiny izy raha hisafoapoaka ohatran'io.
Izay rehetra aroso tsy misy valiny fa ho dinihina izany...lany amin'ny fandinihina ny 5 taona.
Ho ahy aloha tsy misy tombotsoako na i Ségo no lany na i Sarko fa mba fijerena ny tena fiaingany avy fotsiny.

15. dadie
(
03/05/2007 11:28)
madame sego R sy monsieur N Sarko hihihihi ,tena ni k c ny seg kosa alo i sarko e ,i sako koa mety tetika b am lé fanajana veivavy v?
16. tywa68
(
03/05/2007 11:42)
kally : inona hoy i ségo no mesures noraisinao satria tsy vao voalohany io viol io !!!
D tsy nisy évidemment, d zay no antony nitenenany an'io hoe tsara naterina sns... fa hiomehezanareo moa ilay izy satria olonkafa no tratra ! sa tsy nihaino tsara enao ?
Tsy nampoizin'i sarko hoe mahay mampiseho autorité sy misaina i ségo e !
Betsaka ny dossiers à revoir hoy i ségo ! mpandainga sy manodin-dresaka ary tena hita loatra hoe mody tsy miteny, sy mipirina, rehefa avy nanapaka foana koa fa hafetsena no be !
saroun : matoa ireo no voatondro dia ireo no mi-rassembler kokoa zany fa ny fomba fanao politika no samihafa ! ao ny manao show à l'américaine, miaro ny mpanana, sy tia tena (jereo fotsiny iza no nanohana an'ilery ireo miseho ho stars e)
Hany ka na ny hanao bilan aza sahirana lery e ! kenda mihitsy (mody hoe hanao zavatra hafa raha lany prezida ! efa hita aloha izao inona no nataony t@izy ministra, ary raha tsy nangala-tahaka tetsy @ FN tsy nhazo voix) :lol:
Dia ao ny misaina sy mendrika kokoa (ary tsy voarohirohy @ affaires d'état). Femme respectable sy brillante. Be ny jaloux fa mahay izy e !
anare sy sakaizakely : miombo-kevitra aminareo !
Diamondra : ny ahy aloha io maha-vhv azy io mihitsy no an'isany hakàko azy koa (mère de famille stable)
Ny sasany ny vadiny aza tsy tanany, ka asa ny pays ho-confier-na azy ! toa hipoaka etsy sy eroa @ ny haromotan'olona satria mandrangitra no tena talentany !
Antenaina fa nahazo ny tadiaviny avy zay niandry an'io débat io ka afaka hifidy tsy hiahotra ! mba vakio kely ny pacte n'i ségo fa matoa izy miteny hoe mila miresaka @partenaires dia zay no fanao fa tsy passage en force sy didi-jadona. Ho hitantsika eo moa ny hahazo an'i Bayrou fa efa mikarakara azy lery io ! ary zay no antony mampangovitra ny élus UDF sasany ka mody manohana satria matahotra...

17. voromailala
(
03/05/2007 11:52)
Ny tena marina dia izao, raha ny sondage farany alohan'ny debat dia mitarika 53,5 Sarkozy ary 46,5 Segolene. Noho izany tsy maintsy manao Quitte Ou Double i Segolene.
Ohatra ny final coupe du monde ihany io, izay tsy ampy point amin'ny fotoana farany no manenjika ka lasa manao akamely farany.

20. voromailala
(
03/05/2007 12:42)
lapino> izahay koa no saika noteneniko teo.
Tadidio ny sondage tamin'ny 1 er Tour sy ny valiny.
ny Population tsy miova, noho izany hanakaiky ny fahamarinanana io sondage io.