sego sarkox

41. xxx ( 03/05/2007 21:56)
izay mintsy ry fijo ilay fika , lalin-tsaina enao ... =D=D=D=D
42. voromailala ( 03/05/2007 22:21)
Ny Hitako olana amin'ny Sego sy ny olona manohana azy dia ny olona no hejehina fa tsy ny hevitr'ilay olona.

raha mangatamaso PPDA moa i Sarko misy fihatraikany amin'ny programany ve? Raha tezitra Segolene hiova ve ny Pacte Presidentiel-ny?

Aoka ny mpifidy no hitsara amin'ny alahady, ny mpandresy tsy hobiana moa ny resy tsy hankoraina.
Ary tokony manaiky resy izay resy.
43. tywa68 ( 04/05/2007 05:56)
Zaho aza mba saika hanontany hoe xxx = voromailala ?:lol:

Ary firy taona no nahatongavanao taty Frantsa sa teraka taty ? d nahazo inona naka carte sarko ? hahazo volabeeee :-D:-D

Tsy anaty lavaka aho fa aza manahy, mihaino vaovao fa misaina autrement ! fa tsy misy société mandeha raha mifanenjika lava ny mpiara-monina e !

Aza manao HS enao satria efa hiara-mahalala fa régularisation au cas par cas no efa voateny !

Ny clandy indray iza no naha-clandy azy ? Ny afrikana te-hiakatra aty europe d ohatran'ny olona manatena hahita volabe ohatranao ihany ... tssssssssss

44. adidy ( 04/05/2007 09:21)
xxx: ny olona miady hevitra eto sahy mijoro @ heviny na dia élémentaire aza ny analyse-ny fa tsy miafina ambadiky ny xxx! Raha hijery ny copi-ko aho dia ny ahy au moins misy anarana hoe adidy fa ny anao na dia lasa lavitra aza ny fandinihana xxx ka sarotra be ho an'ny mpampianatra ny hametraka 20/20:°)
Tsy nihambo nanana famakafakana mafaitra aho fa izay mbo eritreritro no teneniko araka izay hiainako azy @ andavanandroko sy izay mety ho fiantraikany @ andavanandroko, ohatra ny frantsay de base rehetra!
Raha mandinika ianao dia ny fototry ny propagande sy ny pro ndra Le Pen dia mifototra @ hoe ny étranger no fototry ny ratsy rehetra eto frantsa sy ny fahorian'ny frantsay! Ary taiza moa ny nanjonoan'i Sarko 7% ny éléctorat-ny tsy ny éléctorat ndra Le Pen? Ka dia fidio tsara ny havantsika!
Raha ny @ fianarana indray : ny zanako mianatra @ école publique, sery vitan'anamalaho ve hamonoako vantotr'akoho? Tsy hoe ny vola akory no tsy misy, fa ny ankizy rehefa mianatra na any @ publique na any @ privé dia mahay, rehefa tsy hianatra dia tsy mahay!
Raha ny tenako manokana, na nianatra tany Dago hatr@ terminale aza tsy dia hoe latsa-danja noho ny frantsay rehefa tonga taty, eny na nianatra t@ sekoly malagasy aza.
Raha ny heure sup omen-dra SArko , amiko tsy mahaleo ny sarany ny vidiny fa aleoko mipetrapetraka ato an-trano miaraka @ ankizy!
Marina fa tsy ny loko no mitondra ny nationalité fa ny zo anananao! Zay no tokony ho izy! Fa ny tena marina, na aiza toerana alehanao, dia jerena aloha ny lokonao, ary raha misy olona roa mitovy fahaizana, ny iray fotsy ny iray mainty na tavany, dia fantatsika rehetra hoe iza no mahazo an'ilay asa! Tsy foroniko io fa zava-misy hiainana ary na ny agence de recrutement aza henjehina @ izany!
Hevitra no ampiadiana ka samia mahay mifidy e!
Ho ahy manokana aloha dia fantatro tsara ny hoe: français mais....;-)
45. voromailala ( 04/05/2007 09:48)
tywa68:

Zaho aza mba saika hanontany hoe xxx = voromailala ?:lol:

Ary firy taona no nahatongavanao taty Frantsa sa teraka taty ? d nahazo inona naka carte sarko ? hahazo volabeeee :-D:-D

Tsy anaty lavaka aho fa aza manahy, mihaino vaovao fa misaina autrement ! fa tsy misy société mandeha raha mifanenjika lava ny mpiara-monina e !

Aza manao HS enao satria efa hiara-mahalala fa régularisation au cas par cas no efa voateny !

Ny clandy indray iza no naha-clandy azy ? Ny afrikana te-hiakatra aty europe d ohatran'ny olona manatena hahita volabe ohatranao ihany ... tssssssssss




Voalohany aloha olona sahy mandray andraikitra ny tenako, ary tsy handany fotoana amin'ny hoe sady xxx. Hanontanio ny Moderateur.

Tsy teraka teto Frantsa aloha ny tenako, fa kosa meritreritra ny ho avin'ny vady amanjanako.Mino aho fa toy izany koa ianao.

Faharoa an'izay, tsy mitovy amin'ny demokrasia any madagasikara ny aty ka hoe manohana olona iray ianao dia mahazo vola be, au contraire azany, ianao aza no manome vola azy :-).


ry Segolene sy Holandy reny no hatsoina hoe Bobo.
Mody mitolona ho an'ny madinika, mody hoe tsy tiany ny
fianakaviana mandray plus 4000 euros, nefa izy aza mandray ambonin'izany.

tsy tia ny tenany izy izany.



46. voromailala ( 04/05/2007 09:59)
hadinoko hoy tywa68
Ny clandy indray iza no naha-clandy azy ? Ny afrikana te-hiakatra aty europe d ohatran'ny olona manatena hahita volabe ohatranao ihany ... tssssssssss


fanontaniako voalohany hoe aradalana ve ny zavatra hataon'ireny olona ireny?

Faly ve ianao raha ohatra ka feno afrikanina be dia be tonga any madagascar?

j'ai rien contre les africains, fa izay hitako anaty RER aloha tena tsy mahalala fomba ny ankamaroany. Mety misy hafaka hanamarina an'io angambany ireo zay mandeha RER.

47. tywa68 ( 04/05/2007 10:00)
voromailala : samy mitady ny hahasoa ny fianakams anie fa samy manana ny analyse-ny e !

Jereo io nosoratan'i adidy io fa tena marina e ! na vazaha aza enao ttsy iny, fa ny endrikao angaha ??? sa kosa metisy angaha ?

Adinonao : i sarko inona raha bobo ry sego mivady ? sao dia izy no manana kokoa ! ny sûr aloha mpandainga, ary miseho hi-rendre à la France blabla par coeur ! zany ve tsy milaza fa ny sasany tsy manao ny devoirs-ny ! tsssssssss mahay mi-blabla fa sur les malheurs des autres (malhonnête zany amiko)!

Ry ségo na manana aza, mieritreritra ny masse populaire !
48. Samoana ( 04/05/2007 14:40)
Ny vazaha sego sy sarko mahay mody miady de isika namana malagasy indray no mitady hifandramatra:-D:-D

Forum gasy izy ity. Araka izany dia samia fotsiny mandalina hoe inona no + azon'i sarko na i ségo omena ny malagasy mila ravin'ahitra aty ivelany ? Raha liana hijery ny an'ny vizongo koa moa isika, maniry ôtrin'ny anana ny forum teny frantsay @ site hafa:wink:.
Dia samia miandry ny valim-pifidianana sy vonona hisedra ny ho avy amim-pahatoniana n'izan'iza lany
49. bonazy ( 04/05/2007 15:53)
namaky ny hevitrin'ny namana rehetra eto ny tenako momba ilay ady hevitra Sarko-Ségo,mba nanaraka iny koa ny tena,tsotra ny ahy ny hevitro"SARKOZY" ny ahy no laniko,mety misy azo tsikeraina ny momba azy,kanefa kosa raha nanaraka tsara ianareo ,izy dia efa nanambara hatrany fa ny tombotsoan'ny la France sy ny Frantsay tsy ankanavaka foana no ventesiny,ary ny tsirairay dia afaka mampitombo ny harenany araka ny ezaka ataony,tsy tsara ve izany rey olona é!,fa ny an'i Ségo dia ny Sosialy foana!!Mila vola anefa izany ka iza no handoa izany fa tsy izay miasa foana? izany hoe ny an'i Ségo dia revirevy socialista,koa fidio izy raha vonona hiantoka izao olona kamo sy mitavandra CAF sy sy alloc...rehetra ireo ianareo,satria amiko dia matoa isika Gasy na Gasy vazaha an-taratasy ireo eto Frantsa dia ny hitady no anto-dia nandaozana an'ny Gasikara,koa ny tena mendrika rey olona ,ho anareo izay hifidy dia i SARKO tsy ampisalasalana, dia ho samia ho tratrin'ny 6 Mai daholo isika é!
50. Samoana ( 04/05/2007 16:37)
bonazy/ tsy sarko no handoa ny karamanao fa ny mpampiasa. Ary tsarovy fa ny heures sup tsy azonao moramora @ patrô ny fandoavana izany fa ianao no lazainy fa meda fiasa !
Tsy avy aminTSIKA immigrés no mety hampipoaka ny sarom-bilany fa avy @ samy frantsay mihintsy.Fomba ahoana no hi-forcern'i sarko ny vazaha hiasa + anefa tsy mitombo akory ny ezaka ataony de efa girevy mangataka fisondrotan-karama hatrany no ataony ? Tsy lazaina ny fifohana sigara sy ny fisotroana kafe isaky ny 1 minitra:-D
i sego anie tsy miteny hoe aza miasa e
Ny 6 mai samy ahatratra daholo fa le rythme hampanaovin'i sarko avy eo no tokony efa hijerevan'i bonezy cardiologue mialoha:wink:
51. xxx ( 04/05/2007 17:11)
tywa68 sy adidy > xxx dia xxx fa tsy voromailala , na xxx na yyy na zzz olona foana ilay hevitra jerena .

tywa68 >
Tsy anaty lavaka aho fa aza manahy, mihaino vaovao fa misaina autrement ! fa tsy misy société mandeha raha mifanenjika lava ny mpiara-monina e !


mety zany refa misaina autrement fa tokony autrement amin\' ny tokony ho izy ,

ianao manaraka vaovao io mba henonao ve ny tenin\' i ségo tao amin\' ny RTL androany maraina é ! zavatra contraire an\' ny démocratie , aiza no hiantso hoe raha maharesy eo sarko dia hisy ny rotaka .. jereo , aty @ tany malalaka anie é ! ny maharesy izay tian\' ny olona hitondra , iza no danger ho an\' ny firenena amin\' izany é ?????.
(fampieritreretana ihany ho anareo mipetraka any @ zone sensible : amin\' ny alahady hariva tandremo ihany fa raha maharesy sarko dia hisy ny fihetsehana ka tandremo ny fanananareo : trano , fiara .. )

Aza manao HS enao satria efa hiara-mahalala fa régularisation au cas par cas no efa voateny

tsy misy resaka HS eo , fampahatsiahivana anao fotsiny no nolazaiko , chronologiquement .
fantatrao ny tiako ho lazaina.. miteny ségo dia voatery manitsy ny maitre Hollande ....


adidy >
Raha mandinika ianao dia ny fototry ny propagande sy ny pro ndra Le Pen dia mifototra @ hoe ny étranger no fototry ny ratsy rehetra eto frantsa sy ny fahorian\'ny frantsay! Ary taiza moa ny nanjonoan\'i Sarko 7% ny éléctorat-ny tsy ny éléctorat ndra Le Pen? Ka dia fidio tsara ny havantsika


marina ny voalazanao fa ny andavanandonao no base\'ny analysenao , tadidio fa ny analyse tokony ho jerena amin\' ny lafiny maro fa tsy amin\' ny iray fotsiny : emploi ,inégalités sociales, pouvoir d\'achat, sécurité des personnes et des biens, retraites, éducation formation , mondialisation , fiscalité ...tsy izay mahazo an\' i martin na i michel no jerena , aza fitininy amin\' ny immigration fotsiny .. hoe taiza ny nahazoan\' i sarko 7% ??? tsy izay fotsiny jereo ireo ny prog no mitondra ..

niteny enao hoe ny zaza refa mianatra na @ publ na priv. dé mahay foana .. marina izany fa aza jerena @ izay ny ankizy anie ho lehibe é ! ary indrindra raha mahay izy .. alefanao any @ FAC ve ??? non .. raha manana chance izy hiditra grandes écoles omeo azy ny chance-any .. asa raha fantatrao fa misy ankizy avy any @ Zone .. manao sciences pô .. izay ny discrimination positive, eritrereto tsara é
52. tywa68 ( 04/05/2007 20:35)
xxx : maninona anao koa ny Fac ? grandes écoles hanao inona ? politika koa ve :lol::-D Vitsy anie no voafidy hiditra @io club io e ! mifohaza hoa fa aza manofy atoandro eo !:wink:
53. fijo ( 04/05/2007 20:54)
ateveniko le voalzan'i samoina,aza mifandramatra isika fa ndao ampiady hevitra,ary samy hifidy izya tiany.

izao e.ny tena mampiavaka ny pograman'izy roa ireo dia ny resaka fiarahamonina.
i sarkox an,ny azy dia ny fandriampahalemana no tanjona ,ka izay ahatongavana eo tsy olana na herisetra aza.(raha jerena alohany andavanandro dia azo ekena ihany izay satria mirongatra loatra le asan jiolahy aty )io no tena nahazoany vato.isany ny vato FN;

ny an'i sego,sosialy no tena hifantoany.mila fiaraha midinika ny rehetra fa tsy misy teny midina.izay no tena arosony.arovana ny asa fa tsinjovina koa ny manana olana.

ka hoantsika,iza no mahamaika antsika.amin'ireo?
54. xxx ( 04/05/2007 20:57)
tywa68 : mba atao ambony ny tanjona ! :wink::-D, sa ? atao inona moa ny grandes écoles ...resaka choix io .; raha manana choix enao ..ary ny choix possible fôna :idea:
55. fijo ( 04/05/2007 21:09)
tanjon ainy fa ny entimanana koa jerena ihany ka
56. xxx ( 04/05/2007 21:32)
fijo , mandeha ho azy io refa tafiditra ao @ ny circuit : ny trano ny bourse mandeha daholo .; ny atao dia mianatra..ho tafita :wink:
57. voromailala ( 04/05/2007 21:34)
Miandry ny valiny amin'ny alahady sisa.
Ny mampalahelo fotsiny dia ireo mpanohana an'i Sego, na gasy sa vazaha dia ny manenjika an'i Sarkozy no hataony fa tsy ny mampiseho ny progama an'i Sego, dia miady hevitra amin'ny programa.
58. fijo ( 04/05/2007 21:41)
ny programa samy efa nahita isika.ny mpanohana an'i srkox aza fady fa misy manenjika an'i sego koa.ohatra"tsy mila olona miovaova hevitra toa ny fisoloany zipo isika" tsy fanenjehna olona ve izany....
59. saroun ( 05/05/2007 07:18)
ho anareo rehetra zay manoratra eto @ty forum ty aza atao mampifandramatra anareo reto an samia maka zay tandrify azy fotsiny de zay sego sy sarkox samy manana ny qualite sy défaut ka zay lany eo de mety daholo samia manao zay hahatafita ny fiainany na ny miasa na ny chomeur.ok
60. anouck78 ( 05/05/2007 09:51)
sakaizakely ; ahoana moa no hilazanao hoe tsy concernée @ ilay olana aho satria nijery ny mombamomba ahy ve ianao ??????????? aleoko manao io mombamomba ahy io toy izay mnao xxx rehefa misy tenenina e ho gaga ianao raha tena mahita ny mombamomba ahy fa maromaro ihany no mahafantatra ahy ato e
Rehefa atao ny sondage de ireo gasy aty andafy manana taratasy vazaha miafy mipetraka @ trano 30mcarré pour 5 personnes mivelona @ aide , miseho milay rehefa tonga any dago tsy mandray ravindena sns... manambanimbany ny malagasy any dago ireo olona ireo no mivoter sego ireo ihany koa no mahatonga ny olona any dago hi juger ny gasy aty andafy rehetra.Aleo ho lany sarko fa betsaka ny hivarotra ny nationaliteny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6296