sego sarkox
21. adidy
(
03/05/2007 12:52)
:-D:-DRa sarko dia sura loatra ny tenany fa tsy maintsy haharesy!
Izy dia manisy ery ny immigré nefa ny tenany ary tsy frantsay de souche akory!
Ra namana dia mpiaro ny tombotsoan'ny patronnat fotsiny fa ny mpiasa majinika avela hano heure sup eo! Raha ny asa sasany dia aleo tsy miasa fa mijanona any an-trano toa izay tsy mahaleo ny sarany ny vidiny!
Raha lany eo io dia very daholo izay mba efa acquis social ny frantsay! Ny frantsay moa mihevitra fa ny etranger daholo no rangory fototry ny afo @ fahoriany dia aleo hifidy azy tsara eo , dia avy eo hahita fa tsy hihatsara akory ny fari-piainany!!
Fa raha ny statistika aloha hain'ilery tsara e! Fa ny tena izy tsy zay akory. Serena hanao chiffre daholo ny olona :-D:-D

22. kally
(
03/05/2007 13:02)
tywa68:
kally : inona hoy i ségo no mesures noraisinao satria tsy vao voalohany io viol io !!!
Dia ao ny misaina sy mendrika kokoa (ary tsy voarohirohy @ affaires d'état). Femme respectable sy brillante. Be ny jaloux fa mahay izy e !
:-D:-D Aza sendaotra akia fa sao ho antitra tsy fidiny eo a! halahelo be hitomany eo ange indry amin'ny Alahady e:wink:
23. sakaizakely
(
03/05/2007 13:03)
samy manana ny + sy ny - izy roa ireo ary amiko dia mifandanja tsara de tsy hitako ze ho fidina
Sarko zany nampiseho hatr@zay image forte, sûr de lui, sait de quoi il parle, homme de terrain et d'expérience.
Ségo toy ny hoe tsy dia manana exp be loatra, compte bcp sur ses conseillers, dia hoatry ny mitavozavoza, nefa mieritreritra ihany ary miandry conseils sy confirmations vao sahy mi affirmer. zay ny points faibles ny mitaha am Sarko
Au niveau stratégique indray dia kif kif bourricot fa raha resaka ekonomia manko ny tena tsy maharaka dia avizavizan'dreo am terme politico juridico financiers de misavirivole mitsy mihaino azy, tsy hainao marina hoe ny polifikan'iza no ho efikasy na ny an'iza...
nena ny zavatra tadiaviko toa tsy nahitako valiny mazava. Angamba hanao vato fotsy 8-)

24. tywa68
(
03/05/2007 13:09)
kally : tsy misendoatra aho ka fa manana arguments ! ny hitomany aloha dia tsia fa ho hita eo ny adiny e.
25. Samoana
(
03/05/2007 14:10)
sarkox= ambodia mitafy hodi-janak'ondry ! Mody manao victime mafy @ famelezan'i sego azy. Tsy sahy miatrika fijery sao mirongatra tampoka ny haromotana ahafantaran'ny maro azy ( ny stylo no nanalany vokona teny an-tanana:-D ary Ppda izay voky tsara ao @ TF1 hananany actions maro no jereny foana ).
Amin'ny maha kapitalista azy dia tsy maintsy atao jamban'ny vola ny mpiasa sy ny ...mpampiasa
ségol'(l) (sego l'aime:-* ) = outsider @ sondage dia tsy maintsy miezaka mampiseho fa mahay entitra toy ny renim-pianakaviana manoloana ny zanany izy raha ilaina izany.
Amin'ny maha sosialista azy dia tsy maintsy ampiarahana @ sosialy avokoa ny projet rehetra fa tsy vitan'ny fananam-bola fotsiny

27. anouck78
(
03/05/2007 15:08)
sego= sosialy=tsy ilaina ny miasa (ahazoambola) =fiainambiby mifampihinana mba ho velona izay matanjaka arabatana no velona (mama a hody ahoe )
SARKOZY IZY ILAY OLONY LALANA IZAY MIASA DE MAHAZO VALINKASASARANA na fotsy na mainty

28. diamondra27
(
03/05/2007 15:37)
efa mazava daholo kosa ny tetika na sarko io na sego e!
sego le vadiny no manosika azy fa tsy ny heviny no asehony. Fantan'ny vaza retra zany.
Sarko ndray le be didi-jadona
raha mitady intérêt aloha de i sego no fidio fa izy mahalala an'io tsara : resaka trano, fanampiana sns...
nefa nanontaniana izy we aiza ny vola ahitanao an'io de tsy nanana valinteny mahafapo , tsy nanome chiffres...
de tsy fotoana fanehoana ny défaut le omaly ka zany no nahatonga ny sarko nanao effort fa ny an'i sego no hita elle est en colère, o do e! misy we colère saine sy tsy saine zany kay:-D:-D:-D
fa io aloha mety hisy surprizz e!

29. anouck78
(
03/05/2007 16:11)
Izaho efa nijery mpanandro fa i Sarko no lany e satria misy koa anie ireo afrikana integré sy arabo integré ka leo ireo tsy mi integré ka mahatonga ny fisian'ny fanavakavahana e ka lasa ry zareo integré avy no voasompatra e isaky ny manao zavatra
30. sakaizakely
(
03/05/2007 16:15)
diamondra>
tsy fiarovako an'i Ségo satria za tena tsy afapo @ programany an ! fa nahita valinteny foana izy hi argumenter-na ny solutions natolony
fa ny anjaran'ny adversa moa dia mi destabiliser ihany na inn na inn lazainy dia demonter-n'i sarko foana, de hoatry ny hoe tsisy lanjany izay lazainy
tsy afaka manome chiffre fahatany ireo candidats ireo an ! manana conseillers dans tous les domaines ireo manao kajy mikasika ny moins sy plus.
Ségo fidina raha mitady intérêt : dans quel sens ? tsy azoko ny tianao lazaina
colère saine tsy mitovy @ colère hystérique, izany no nahatonga azy ni - insiste
ça existe = revoltée izy
rariny ny azy, olana mitranga @ sekoly misy anjanako io resaka handicap io. Tokony nandray zaza handicapés ny sekoliny t@ity taona ity, nefa tsisy herinandro dia nofoanana ny poste-n'ilay atsem tokony handray andraikitra ilay zaza
résultat : tsy afaka mianatra ireo ankizy, ny reniny voatery nijanona t@ asany nefa efa prévu fa hi reprendre satria scolarisés ireo ankizy. chamboulée ny fiainan'ireo RaD ireo
Iza anefa no nampihena ny effectifs ? De avy eo mody hoe afaka mitory nareo raha tsy eken'ny sekoly ny fandraisana ny zanakareo ? encore faut-il donner les moyens d'accueillir les enfants handicapés :roll::roll:
super la restriction du personnel scolaire : merci qui ? Sa-sa-sa-sa-sarkôzy

31. anouck78
(
03/05/2007 16:35)
sakaizakely hono hoa mba lazao anay eto hoe aza inona no solutionn hataon'i sego momba io problème handicapé io ??????????.Hi embaucher jeune diplomé tsy de manana expérience ve de rehefa avy eo mitaraina fa tsy to teny de mideprime . HOY NY TENINDRAZANTSIKA HOE ALEO KELY TSARA TOY IZAY BE TSY AHOANA izay no tiany sarkozy ampitaina
32. Samoana
(
03/05/2007 16:40)
diamondra27:
sego le vadiny no manosika azy fa tsy ny heviny no asehony.
:arrow:Au contraire romotra aminy ny vadiny satria malaza mi- "briser tabou" izy. Ohatra ny resaka 35 h
...raha mitady intérêt aloha de i sego no fidio...
:arrow:Tsy azoko:roll:. Tsy izay mahasoa tokoa ve moa no tadiavin'ny oul e !
...nefa nanontaniana izy we aiza ny vola ahitanao an'io de tsy nanana valinteny mahafapo , tsy nanome chiffres...
:arrow:namaly izy momba ny retraite ohatra hoe " Je créerai une taxe sur les produits boursiers "
Tsy te nanome chiffres izy satria fantany fa na ny chiffres omen-dry sarko aza sarintsariny fotsiny
misy we colère saine sy tsy saine zany kay:-D:-D:-D
:arrow:eritrereto hoe ao am-piangonana dadapasy na damôpr no misy olona manao fanahy iniana mandrovitra baiboly tampoka:wink: Tsy mahazo tezitra ve izy satria olom-panahy ?
fa io aloha mety hisy surprizz e!
:arrow:Tsy misy surprise izany intsony n'izan'iza lany eo satria 2 sisa no mpifaninana ary mitovitovy ny score
33. xxx
(
03/05/2007 16:55)
Ra sarko dia sura loatra ny tenany fa tsy maintsy haharesy!
Izy dia manisy ery ny immigré nefa ny tenany ary tsy frantsay de souche akory!
adidy> élementaire loatra ny analyse-nao ,hivereno jerena ny copie-nao : hapetrako ny fanontaniana : aminao inona ny tena atao hoe frantsay , ny hoditra sa ny loko ,sa ny firazanana, sa ny inona ?
momba an' i sarko dia raha tena mieritreritra tsara dia tombotsoa ho anao ny ataony( momba ny immigration : niteny izy fa eo @ ny regroupement fam. izay olona hitany fa tena stable (manana trano ,manana asa, manana secu..) sy mahay miteny frantsay no horaisina , jereo tsara fa eo @ ny resaka discrimination positive dia efa ao anatiny izy .. tsy frantsay de souche izy ....marina ary jereo fa mamoha ny lalana ho an' ny étrangers rehetra izany .. na enao aza manana zanaka mianatra sy nialehibe teto frantsa , mba nieritreritra ve ianao hoe manao ahoana ny ho aviny eto frantsa ...tsy mba tianao hanana poste tsara ve izy mianatra @ St louis sns .. évolution 'an' ny mentalité no ilaina ...ny nationalité tsy ny loko no mitondra fa ny droit hanananao .
momba ny débat omaly indray dia ny agressivité an' i ségo no nisongadina .. fantany ny défaut an' i sarko .. (jereo ny débat ao @ assemblée , tsy mitovy ny miresaka @ lehilahy sy ny vhvy ..) izaho nahita mety ny nataon' i sarko .. nanindry fo .. atao ahoana ny hamaly olona hystérique avy nihinana lion ,ny but hoe hi destabilisena an' i sarko .. bof tsy nety ilay fika .. mbola eo @ intro dia efa pan pan pan .. faible é ! la meilleur defense c'est l'attaque .. bof ..zavatra poupée an' i hollande iny .. sa pinocchio.. mazava ny choix an' ny PS dia diso atramin' ny début .. nisy fangalarana vato t@ ny choix.; tokony DSK no izy ... ary raha DSK dia lany 80% .. mazava tsara ...
jereo fa nanaraka ny nolazain' i sarko i ségo momba ny immigration .; régularisation massive éééééé! ny ampitso nahitsy n' ny maitre hollande non K/K no atao .. copie é .. momba an' i turquie sy ny europe tsy mazava ny position (sego) .;nefa sarko nazava ary marina ny azy ..non pour la turquie .. asie mineure fa tsy europe ..
34. sipagasy
(
03/05/2007 19:51)
hoy i diamondra tetsy ambony tetsy hoe :...vhv aho fa aleoko ihany aloha lhl no mpitodra satria ny lhl no lohan'ny vavy e!
ny vhv natao mpanolotsaina,mpanohana, etc...
@ izao fotoana izao veh??? 2007 fa tsy taonjato kalalao tany dia mbola hisy an'izany ihany?????? éééééééé, tsy resaka politika ihany no tiako resahina fa ny eo @ fiainana an-davan'andro!!!!:{:{:{

35. tywa68
(
03/05/2007 19:51)
diamondra27, xxx sy anouch78 : nareo mahita hoe tsy nety ny nataon'i sego, ny anay indray dia hoe au contraire tena nahay izy e !
i sarko fetsy be comédie, fa samia maka ny mifanaraka @ sainy avy e !
Olona tsy nandoa ticket 1 no enjehina hi-mobiliser-na polisy firy, fa ny rotaka etsy sy eroa, ny viols, ny voitures mirehitra, ny bomba sns... avela hiampy satria mila spectacle kely indray² (tsy hay samborina fony izy teo @ gouvernement) fa izao hirotsaka izy d hainy daholo ny hanao ireo tsy natao !
Ny sans papiers nofitahany, nefa firy t@ireny no nanana asa sy famille sns... iza no nampiditra an'ireny teto @ territoire vazaha e ? d avy eo hoe tsy mila regroupement hono blabla ...tssssss
Lainga zany hoe aides, assistanat avy @ gouvernement zany : associations caritatives no manome fa tsy i sarko !
Soa fa olona hendry no namaly azy momban'i Turquie ! (efa misy critères tsy maintsy arahin'i Turquie vô ho tafiditra izy - raha ho tratrany ireo) Fa ny tsy fitiavana musulmans dia mody hoe Turquie asie mineure ... ny misère du monde inona foana no dradradraina e ?
Sao d haka mpiasa maizina hanompo ny vazaha antitra dans moins de 10 ans ??? iza no hi-financer- ny retraites raha tsy ny zanaka aterak'ireo courageux mitady ny mety kokoa ireo ?
Nianatra dia avy eo nahita asa, dia niteraka, dia ahoana ? hody sa avela ilay karamabe noraisina taty ? maro²ihany no hitako tafajanona an :lol:!

36. sakaizakely
(
03/05/2007 20:43)
anouck78:
sakaizakely hono hoa mba lazao anay eto hoe aza inona no solutionn hataon'i sego momba io problème handicapé io ??????????.Hi embaucher jeune diplomé tsy de manana expérience ve de rehefa avy eo mitaraina fa tsy to teny de mideprime . HOY NY TENINDRAZANTSIKA HOE ALEO KELY TSARA TOY IZAY BE TSY AHOANA izay no tiany sarkozy ampitaina
hita tsara fa tsy concernée am le olana ianao ka ! sambatra :?
37. diamondra27
(
03/05/2007 21:04)
mila olona compétent kosa ny mikarakara an'ireny handicapés reny e! zao aza ny la DDASS tsy mety ra tsy diplomé doly ny mpiasa any @ socialy refa manao ireny annonces emploi reny koa na mila manana formation aloha.
Asa aloha e fa zay no fahalalako azy
sipagasy: na de 2007 aza de tsy miala @io e!
resaka fotsiny zany we mitovy zo ny lahy sy ny vavy zany fa refa atao ny tokoa mbola misy différence
Ny karama ohatra, misy vhv manao démenagement ve? sns...

38. xxx
(
03/05/2007 21:12)
tywa68 > gaga be zah @ resakao , manontany tena zah hoe aiza eto frantsa no misy anao? inona ny mba hijerenao information ? ahoana ny mba fihainonao information? ohatran' ny any anaty lavaka ianao ??
tena spectacle marina ny anao ny fiainan' ny olona .. hita enao mi- cautionner ny mpangalatra , ny racaille , mba olona ahoana re izany é ? misy loi ny republique ...tokony hanaraka daholo na iza na iza .. hivereno jerena ny début an' ny tao @ gare du nord
asa raha fantatrao fa ny vahiny tsy vô 5 ans no nisy ... ary tsy sarko no nampiditra azy ..ny regularisation massive dia Mitterand and co ... 1981, 1991, 1997...ary fantatrao ny vahiny tsy ny gasy no teneniko fa samy manana ny fisainany donk refa misy regularisation dia mitarika olona hi cland fôna satria manantena regularisation ...
mi- cautionner ny senegalais maty an-drano enao zany ...hafa ny fisainana .. mampieritreritra
Olona tsy nandoa ticket 1 no enjehina hi-mobiliser-na polisy firy, fa ny rotaka etsy sy eroa, ny viols, ny voitures mirehitra, ny bomba sns... avela hiampy satria mila spectacle kely indray² (tsy hay samborina fony izy teo @ gouvernement) fa izao hirotsaka izy d hainy daholo ny hanao ireo tsy natao!
tena spectacle marina ny anao ny fiainan' ny olona .. hita enao mi- cautionner ny mpangalatra , ny racaille , mba olona ahoana re izany é ? misy loi ny republique ...tokony hanaraka daholo na iza na iza .. hivereno jerena ny début an' ny tao @ gare du nord
Ny sans papiers nofitahany, nefa firy t@ireny no nanana asa sy famille sns... iza no nampiditra an'ireny teto @ territoire vazaha e ? d avy eo hoe tsy mila regroupement hono blabla ...tssssss
asa raha fantatrao fa ny vahiny tsy vô 5 ans no nisy ... ary tsy sarko no nampiditra azy ..ny regularisation massive dia Mitterand and co ... 1981, 1991, 1997...ary fantatrao ny vahiny tsy ny gasy no teneniko fa samy manana ny fisainany donk refa misy regularisation dia mitarika olona hi cland fôna satria manantena regularisation ...
mi- cautionner ny senegalais maty an-drano enao zany ...hafa ny fisainana .. mampieritreritra
39. mirana5
(
03/05/2007 21:27)
:(:(:(Sego =D=D=D Sarko @ alahady mihaona mahereza mandra pahatongan'io
40. fijo
(
03/05/2007 21:53)
ny ahy aloha ny itako dia samy niezaka nanova ny fihetsiny izy roa.sego te haneo hoe za mahatohitra sy hafaka mihenjana,i sarkox mody nanmpiseho hoe za koa mahay mody mangina.
resaka tarehimarika,samy diso izy roa,
i sarkox ny olan ataminy de le izy tsy sahy nijery an'i sego fa mangatamaso ery amin'i PPDA foana.fahalemena iny.
le avy dia mody niakatra "sego"koa tetika iny ,mba hampisehoana amin'ny mpifidy hoe raha vao resaka sosialy de tsy hanaiky mihintsy aho.
tetika iny satria ny tanjona koa teo de ny hiakaran'i sarkox,ary rah aniakatra teo lery avy dia hoe tsy manaja vavy e,io le toetra e.hany ka voatery nikombona tao foana ,ary izay no tsy nampety azy satria tsy namoak any tena maha izy azy izy.
ka anjarantsika izany no misafidy e.ary aza disoina kosa izay mifidy an'i X na Y