sego sarkox

61. booboo ( 05/05/2007 10:18)
:roll:
62. Samoana ( 05/05/2007 19:19)
Vita halina ny fampielezan-kevitra ary tapitra teo koa amiko iny resaka iny mba ho fanajana izany.
Tsy mampiova ny fiainanay manokana na iza lany na iza fa adidy @ mahagasy ny tena aty an-tanin'olona no niadiana hevitra teto.
Soava tsarà daholo e:wink:
63. adidy ( 06/05/2007 08:58)
XXX: marina fa ny hevitra no jerena; ka sahia ary mijoro @ hevitrao fa tsy miafina ambadiky ny xxx

Tsy hoe ny fiainan'i rakoto na Rabe no jerena fa miainga @ andavanandro tsirairay aloha no entina mifidy!

Raha ny @ fianaran-janako hoe grandes ecoles na Fac dia miankina @ safidiny io hoe inona ny fianarana tediaviny! Misy fianarana sasany tsy eny @ grandes écoles fa any à fac!

Rehefa tena mandinika dia aleo ho lany tsara i sarko, dia handihizan'ireo frantsay fotsy ireo isika rehetra! Io ho aho na manana nationalité aza ianao, vo miditra dia ny fihodiranao aloha no jereny, avy eo ianao vao mamoaka ny ao anaty coco!
Na dia miteny hoe discrimination positive aza sakaiza; tsy ranamana akory no manao recrutement any @ société. Firifiry akory ireo diplomés ambonin'ny Bacc+5 mijaly mitady asa satria d'origine étrangère na vazaha ttasy aza!
Araka ny lazain'i Samoana, tsy dia manova firy ny fiainana ao an-trano aloha ilay izy fa mijery ny fiaraha-monina vavovao fotsiny no mahasorena!
64. tywa68 ( 06/05/2007 21:49)
adidy : hitohy ny discrimination fa tsy hiova e !
Zay zany fa dia mahereza miasa daholo ho an'ilay retraite tsy ho raisina akory e !
65. Zina ( 06/05/2007 22:36)
oy i voromailala,

j'ai rien contre les africains, fa izay hitako anaty RER aloha tena tsy mahalala fomba ny ankamaroany. Mety misy hafaka hanamarina an'io angambany ireo zay mandeha RER.

Tena marina mihitsy io lazainao io, mandreraka be ry zareo afrikana..:wink:
66. Samoana ( 06/05/2007 23:05)
Zina:

oy i voromailala,

j'ai rien contre les africains, fa izay hitako anaty RER aloha tena tsy mahalala fomba ny ankamaroany. Mety misy hafaka hanamarina an'io angambany ireo zay mandeha RER.

Tena marina mihitsy io lazainao io, mandreraka be ry zareo afrikana..:wink:




Zina sy voromahalala/ mba atoroy anay ny prôgraman'n'i sarko natokana ho an' izany afrikana mandreraka anareo izany fa tsy hainay:roll:. Mba manana namana azy ireny ihany aho mantsy fa toa mitovy amintsika gasy sy ny olombelona rehetra ihany izy kouh


67. fijo ( 07/05/2007 14:21)
anouck an,za kosa tsy mipetraka amina trano 50m2 ,ary tsy mivelona amin'ny fanampiana,nefa nifidy bayrou ,ary avy eo sego.
68. Fiffi ( 14/05/2007 06:22)
anouck78:
Rehefa atao ny sondage de ireo gasy aty andafy manana taratasy vazaha miafy mipetraka @ trano 30mcarré pour 5 personnes mivelona @ aide ,
:-w:-w:-w heu.....aza généralizéna kosa le izy an ! marina fa misy de misy zany fa bdb kosa ny gasy tsy mihaina am-zany an !
De aiza hono no ahitana an'zany sondage zany ? misy source ve aloha eh ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1963