Hafany ho an'ny tanora : "ETRE FIER D'ETRE MALGACHE ET PRESERVER A
>TOUT PRIX NOTRE BELLE LANGUE ET NOTRE CULTURE UNIQUE".
Nampalahelo ah ny nahita ilay soratra sady lava be no avy @ gasy toy ny tena no sady mbola io ihany koa no hafatra kanefa dia @ teny vahiny no nanoratany sy nandefasany azy teto.
Tsy dia tena nazava tamiko ihany ny nametrahan'ilay namana an'io teto @ teny vahiny koa nialatsiny
nikopol, kanefa anie ny serasera dia io no tena tanjona ihany koa raha namaky ny fitsipika tsara ianao e! kanefa amiko dia ny nandikana azy t@ teny gasy ka ts maninona fa nekeko ihany raha nisy dikany t@ teny frantsay teo akaikiny kanefa dia teny frantsay rano iray no nandefasany azy teto ka mety tsy hitanao fa mialatsiny