Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratonga ( 05/05/2007 12:32)
la vie est belle
AVERTISSEMENT TRÈS IMPORTANT : A faire suivre SVP > S.V.P. Sois très prudent spécialement en utilisant le > courrier Internet tel que YAHOO, HOTMAIL, AOL, etc. > Cette information est ar... tohiny
novalian'i sympa ny 07/05/2007 12:58
irinamihaja ( 05/05/2007 10:52)
namako ianao
mitady ny hira hoe namako ianao (pazzapa) raha sedra mba manana nareo de misaotra tompoko... tohiny
novalian'i cutie ny 06/05/2007 21:05
Aino ( 05/05/2007 10:43)
bonanifff
miarahaba any puket @izao tsingeri-taona nao izao!! :-*:-*... tohiny
novalian'i puket ny 10/05/2007 14:50
Manank ( 05/05/2007 10:06)
fanontaniana
Tsy azoko tsara le fomba fijerena namana, isaky ny mijery ao aho de lazaina foana hoe mbola tsy nahafeno ny momba² ahy nefa efa nofenoiko foana iny de nalefako.... tohiny
novalian'i dadie ny 05/05/2007 14:30
xxx ( 05/05/2007 07:32)
naratra ny fony
vonon'izy ny andao ny hafaliana sy tsiky fa nilaozany ilay tiany, milay izy fa hoavy ilay andro mety hafoy izao tontolo izao.... tohiny
novalian'i gasymanja ny 16/07/2007 17:41
Jeankely ( 05/05/2007 05:29)
Fifaninanana hampandroso ny fanononana Faritra sy Foko
Misy ny olona mihevitra ho nianatra nefa vendrana tsy manaintsaina afatsy ny hampiady. Ny fanononana Anaram-Paritra sy Foko dia midika ho Fifaninanana izay mandroso haingana ary fijerena izay mahay ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 04:18
Aino ( 05/05/2007 00:55)
sahalany tsy gasy
misy ny sasany ilay olona tsy mahalala ny dikany ilay TSY "non" TSY TIANA sa ahoana mihintsy!!... tohiny
novalian'i zaagasse ny 19/07/2007 12:55
fijo ( 04/05/2007 21:02)
vazaha taratasy
maromaro ihany isika gasy aty no manan aio taratasy vazaha io.ka moa ve isika tena mahatsiaro hoe tena vazaha mitovy amin'ny vazaha?????? ohatra,za zao rehefa miditra mpivarotra dia matetika no misy ... tohiny
novalian'i booboo ny 25/07/2007 08:52
Stretch ( 04/05/2007 19:41)
hira nanaitra a , tsy fantatro.
Raha manana an lay rvg_1 nareo de eo am 52.00 eo izy ity no manomboka . ka ny mba angatahako de we : mba misy manana ny klipiny ve , de iza le kôfa sah mivazo ? de inn no lohatenin'lay zika ? ... tohiny
tslem ( 04/05/2007 19:32)
izaho ilay xxx io tary @ antson'ny fo
satria aho niafina xxx nanao oe : [quote]Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-04-2007 15:23:31 Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG ! !aiza erika izaho koa mitady azy [/quote] dia nony avy eo o... tohiny
novalian'i tslem ny 05/05/2007 06:37
Ralay ( 04/05/2007 18:56)
Gasy Fever
Handalo Marseille ao @(Florida Palace,164,Avenue Mireille LAUZE) [b]Ambondrona,Bodo,Fenoamby,Lego[/b] ny asabotsy 12Mai2007 à 21h30. Infoline:0491353254 / 0494623294 /0667521360 P.A.F:25euro sur ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/05/2007 21:47
xxx ( 04/05/2007 18:29)
Mendrika ve Ségolène ?
misy resaka ity nandeha tao amin' ny radio RTL (radio N° 1 eto France ) : Les auditeurs ont la parole ...interview an' i Ségolène ary ny réactions an' ny olona (démocratie participative ???): ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2007 18:14
rvn ( 04/05/2007 18:28)
mitady hira
Mba omeo lay tonon'ilay hiran'ity Ambondrona ity hoe aho raha mety:( D mba alefaso @ity adresse mail ity: rvnaina@yahoo.fr na rvnaina@hotmail.com ny fanomboan'i refrain ihany no aiko REF:Niezaha a... tohiny
Samoana ( 04/05/2007 16:18)
Tsy sarkosy aho satria...
...tsy tiako hisy pancarte eo an-tokontanim-pianarana manao hoe: " Ry mainty loha ! Ataovy am-paosy ny karatrao rehefa manatitra sy maka mpianatra. Sonia: Ny milisy "... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:24
salmo1 ( 04/05/2007 10:32)
namana ve io?
bazylou. Tao manambany ny gasy fôna ledala kou, knefa gasy petaka be. Izaho alou mba niova ihany fa ledala ôtrany nifindrany ny aretiko rehetra:-D ;-) ... tohiny
novalian'i sympa ny 09/05/2007 23:35
bazylou ( 04/05/2007 09:41)
raha te hanary ny volanao
ianao dia andana manangana orinasa any Madagasikara hahitanao azy... tohiny
novalian'i coubah ny 05/05/2007 11:46
meva2 ( 04/05/2007 09:38)
3
Bjr daholo, 2 vavy ny zanakay amin'izao fotoana izao ary mitady lahikely ! fantatra fa 50% ny chance fa naika mba hanontany hoe: misy ireo "recettes de grand mère" lazain'ny olona, misy efa nanandra... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2007 13:57
bazylou ( 04/05/2007 09:25)
mialona indray ny sasany
Affaire Tantely Andrainarivo. Un incident de ce genre n’est pas une bonne chose pour l’environnement économique du pays. Le monde des affaires se dit choqué ---------------------------... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2007 09:17
nikopol ( 04/05/2007 08:59)
courgety
Izaho dia tovolahy anisan'ny niangaran'ny vitana fa kely filahiana kely be mihintsiny, marina fa efa manao ezaka maro aho hisoroana ny fiantsaikan'izany eo aminy fitiavana saingy tsy mbola mahafapo mo... tohiny
anjac ( 04/05/2007 08:58)
tsy haiko
Mba afaka misy manome ny parole an'le "tsy haiko" an'i black jack's ve?:roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2007 15:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7242