Fifaninanana hampandroso ny fanononana Faritra sy Foko
1. Jeankely
(
05/05/2007 05:29)
Misy ny olona mihevitra ho nianatra nefa vendrana tsy manaintsaina afatsy ny hampiady. Ny fanononana Anaram-Paritra sy Foko dia midika ho Fifaninanana izay mandroso haingana ary fijerena izay mahay mampiasa ny "Opportunity" ao amin'izay misy azy. Noho izany raha miresaka hoe izahay ao amin'ny Faritra "ANOSY" dia tsy midika fa izay olona mipetraka any dia mody rehefa tsy teraka sy taranaka avy ao. Mampianatra ny zanany ny avy ao amin'ny Faritra iray ary mirehareha heo mahay ny zaza avy ao "Fandriana". Miteny ny avy Avaratra hoe izahay Antakarana, ny Atsimo hoe izahay Androy. Harena izany ary tokony trandrahana sy ezana haseho koa inona no heloka sy fahotana raha miteny hoe hampandrosoana ny faritr'i ....
novalian'i Jeankely ny 06/05/2007 04:18
2. daomania
(
05/05/2007 09:18)
je vis à Marseille, je rends visite à ma famille dans mon pays d'origine, Madagasacar, de temps en temps. Je revendique mon identité malagasy tout en adoptant l'identité marseillaise et contribuant à la promotion de mon lieu de vie. Je suis doublement riche de mes identités malagasy et marseillaise.
Le fait d'être né betsileo, ne m'empêche pas de vivre à Antsiranana et dire "izahay antakarana !".
Nous ne sommes plus au temps des pirogues à balanciers, les moyens de transports et les supports de communication me permet de devenir citoyen du monde, de vivre dans le pays de mon choix alors pourquoi m'accrocher et ne pas sortir du village où je suis né ?
Le fait d'être né betsileo, ne m'empêche pas de vivre à Antsiranana et dire "izahay antakarana !".
Nous ne sommes plus au temps des pirogues à balanciers, les moyens de transports et les supports de communication me permet de devenir citoyen du monde, de vivre dans le pays de mon choix alors pourquoi m'accrocher et ne pas sortir du village où je suis né ?
3. tamberina
(
05/05/2007 15:19)
tsy mendrika ny filazàna faritra na foko eto e!ny fifanampiantsika @ fanabeazana no tokony ataotsika rehetra,ny hazo novanonko-lakana,ny tany naniriny no tsara,ny mitabe tsy lanin'ny mamba.ny ankizy ankehitriny no ho avin'ny firenena.ny malagasy iray ihany na aiza fiavina,jereo ny eto iarivo, tonga soa aby na iza na iza,izany no mampitombo isa ny mponina eto andro aman'alina.
4. Jeankely
(
06/05/2007 04:18)
"Many thanks for all friends". Izaho dia farany tsy mankasitraka ny resaka fampiadiana saingy ny zava-misy dia olona avy any Frantsa no mifaly miresaka adi-poko. Na izany na tsy izany ny firenena rehetra dia manana "diversity of ethnics" ary manonona an'io izy tsy hoe hiadivana fa ampisongadinana ny zava-kanto, ny fomba sns. "India sy China" ohatra tena misy fahasamihafana mihintsy ny fomba amin'ny toerana samihafa saingy miresaka sy manasongadina izany ho harena izy ireo ary ireny no hitaritana "Tourist". Koa ny saina mandray no tokony mivelatra amin'ny tsara rehefa miresaka Faritra sy Foko izay matetika mbola eo ambavan'ny olona.
