Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sipagasy ( 01/05/2007 17:32)
pao
Miarahaba ny mpiangaly sakafo e!!! Mba saika hanontany aho hoe ahoana kay ny fikarakarana ireny pao ireny fa tena manina aho izany e!!!! Misaotra mialoha:-*... tohiny
fafabe ( 01/05/2007 16:38)
Fanjakana mitady ho azy foana
Ben'ny Tanana Marovoay ambony vohitra nahiditra amponja nohon'ny tsy rariny.Fahavitana asa mialohan'ny fotoana no anton'izany.Ka izahay miaradia aminy (Fikambanana miisa 16) dia maneho etoana fa miara... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 05:07
soanja ( 01/05/2007 15:52)
Androngo ve ianao sa sokatra?
Ny androngo na ny karazana reptile hafa dia tsy azo safosafoana na kasihana amin'ny tanana fa tonga dia manaikitra na miketoka. Efa normal izany satria izay no maha-reptile azy. I Crocodile hunter tal... tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2007 05:25
rafify ( 01/05/2007 15:26)
soffia
soffia je t'amour(l):*:wink:... tohiny
sudou ( 01/05/2007 13:41)
lavitra azy Njila
:*mangataka ny hiran' Njil Lavitra azy Misaotra... tohiny
novalian'i sudou ny 13/05/2007 15:51
zakilinina ( 01/05/2007 13:34)
ody sola
Sola be ny vadiko kanefa tsy nahita fanafody mahomby izahay. Mba te hahafantatra aho raha efa nisy nandre hoe ny fanafody prostate hono mampaniry volo raha atao daozy kely.... tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2007 15:49
zakilinina ( 01/05/2007 13:32)
slam
Te hahafantatra ny hevitrareo aho ny mahatsara sy ny maharatsy ny slam raha ampitahaina amin'ny tononkalo manara-dalàna.... tohiny
niryna ( 01/05/2007 12:13)
Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
Raha hanantona Azy izaho sy ianao, inona no hoentiko eo aminy? fanatitra? vola aman-karena ? ny fahafolon-karen-ko? Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?:roll::idea: Moa ve ho s... tohiny
mandrak ( 01/05/2007 12:12)
ifanihy
sode mba misy manana hira ny fany lé oé " "ry bakaratsanô tô bakabaka toko zato ratsana nde isikare ho any Antsirabe kapa pné no mety any séé...."... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 05:46
Tokinao ( 01/05/2007 11:02)
vidéo dailymotion mahafinaritra ho an ireo izay tia SAKA
http://www.dailymotion.com/video/x1az7h_funnycat984651 ry cutie sy ny namany a! :) ... tohiny
novalian'i sympa ny 10/05/2007 17:47
bazylou ( 01/05/2007 10:26)
reveo fa nofidianareo e
""Toa midingin-drambo ny president gasy fa hoe accordée ny dette be sans précédent 5 milliards de dolars.Fa mba misaina ary ve tony prezda gasy tony sa dia mitovy amin'ny africains samy arrierés f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2007 03:27
boubounezy ( 01/05/2007 08:02)
star'ac 6
maty i grégory lemarchal tena mampalaelo, mucovicidose ny nafaty azy ny omaly ny latsinainy a l'âge de 24ans.:cry: vale njy fan @ mou? dé miaraory @ njy kia a!:(... tohiny
novalian'i vale ny 01/05/2007 20:48
hery ( 01/05/2007 07:49)
Seho Teny Kalo - STK Grands Champs Paris
Miarahaba antsika rehetra, Ho fanohanana ny saran-dalana sy ny saran-dasiny , amin'ny fankalazana ny fahafolo taonan'ny Zaikabe Nasionalin'ny Sampana Tanora kristiana izay atao any Lille ; ny Samp... tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/05/2007 20:36
xxx ( 01/05/2007 07:13)
toky fitaka
:-D http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1ujrg_r-clee-toky-fitiaka-cheri... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 10:43
Fiffi ( 01/05/2007 06:49)
Retour de bonheur , muguets ho an'NAMANA.....
[i]Depuis de longues années, on s'offre le Muguet le 1er Mai en se souhaitant d'être heureux. Cette merveilleuse coutume permet de concrétiser ses vœux de bonheur par le don de ces petites cloche... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/05/2007 20:49
niryna ( 01/05/2007 06:01)
Fahatokiana(confidence).Secrets fito tsara amin'izany.
Mety maro ny zavatra nianjady tamin'ny olona na ny fahazazany izany na ny fahatanorany ka mety mahatonga azy tsy nanana fahatokiana (lack of confidence) na mihevitra ny tenany ho latsa-danja(worthless... tohiny
ronaldo09 ( 30/04/2007 20:11)
Rolland Ratsiraka
O ry vahoakan'ny Toamasina a!Tsy rariny mihitsy izao fa fanitsakitsahana anareo !Mihetseha ary aza manaiky!Raha mafy ianareo kitiho i LAHINIRIKO hahitanareo izany atao hoe Toliara izany. Zao fotsin... tohiny
novalian'i fafabe ny 20/05/2007 06:27
xxx ( 30/04/2007 19:48)
maty tanora le Gregory Le Marchal star academy mampalahelo
vao henoko teo hoe maty androany maraina i Gregory Le Marchal mapalahelo tsy de mpanaraka star academy aho fa mbo henoko ko ny hirany mazana le aretina... tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 08:20
Rasiligaoma ( 30/04/2007 19:02)
Tsipona baibolista!
Mba mba ampianaro aho e...ampio aho hitsimpona fa hita mihitsy hoe tsy mpitsimpona... :cry: 1) Raha mamaky ny Matio 2:23 dia misy ao manao hoe [i]\"..ary antsoina hoe Nazareanina izy araka ny ten... tohiny
anjely ( 30/04/2007 17:40)
kole sere
bonjour dôly. Mba mitady ny tonon'ny kole sere n'i Mima ê! M'ci!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 19:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.164