Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fisher
(
28/04/2007 17:51)
tambitamby
mba mangataka anlé hiran'Bessa "tambitamby" anG é!!!
Msotra mandefa ahy io o....
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:37
adi
(
28/04/2007 16:39)
ny hira ny lanitra
mba alefa ny tonokira n'i Bodo CD Ny hira ny lanitra raha azo atao dia ny cd iray manontolo
misaotra...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 30/04/2007 05:24
rakaroka
(
28/04/2007 13:26)
"vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
Tsy mitovy noho ny antony maro ny olona fa noho ny antony maro dia teraka ny fifankahalana...Ohatra rizareo mahitahita, rizareo any an-dafy, rizareo any Dago , rizareo manampahaizana , rizareo "kristi...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2007 21:15
endrehina
(
28/04/2007 12:42)
embona
mba mangataka ny hiran'i dadah rabel(mahaleo)aho tsy maninona ra izy roa no atao embona ny iray de manahy aho misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/04/2007 14:03
bazylou
(
28/04/2007 12:01)
povra barea
un "Berger Allemand" à la place d'un "Rossignol" ! pas mal ça !=))=))=))=))
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/05/2007 12:07
vetsovetso
(
28/04/2007 11:54)
Naly Rakotofiringa : Ny Vady
Manao ahoana daholo !
Izaho mba te ahita ny tonon'io hira voalaza etsy ambony io . Izany hoe efa misy tononkira mitondra ny lohateny ohatran'io ihany ao anati'ny takelaka tononkira fa saingy tsy ilay...
tohiny
novalian'i vetsovetso ny 06/05/2007 10:18
bazylou
(
28/04/2007 11:43)
ho lasa lavitra izany izy ity an!!
Manif’ : le chaos règne dans la capitale du Sud
La manifestation politique d’hier a dégénéré. Les armes ont parlé et les blessés se comptent par dizaine. Des pogroms anti-étrangers se ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 03:43
xxx
(
28/04/2007 11:33)
Déléstage MAHAVARIANA TOKOA!!!!!
Mahalasa saina ihany rey olona raha efa @ izao taon-jato vaovao izao ary ny fandrosoana dia efa mbà azo atao hoe tonga ao @ tanàna ihany , fa dia NAHOANA RE no dia ampijaliana toy izao ny vahoaka @...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 03:44
diamondra27
(
28/04/2007 10:28)
ndeha hanao kajy kely...
1+1=1
1+2=1
1+3=0
1+0=0
ahoana koa aza io ? Mbola mandinika sy eo am-pikarohana ny valiny ny tenako....
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 01/05/2007 18:58
mamzelkely
(
28/04/2007 09:27)
Saka miteny
http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=95652
jereo ange ra ts mafatifaty ery eee :-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 03/05/2007 12:12
Fiffi
(
28/04/2007 08:48)
Tuléar......Nirehitra ny tanàna......
1 no maty, maro ny naratra, nirehitra ny tanàna.
Mbola mitohy hatrany ny savorovoro ao Toliara. Araky ny vaovao voarainay avy any an-toerana omaly tokony ho tamin’ny 7ora sy sasany hariva dia mb...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2007 18:48
Pao
(
28/04/2007 08:44)
Madagasikara pays islamique
Izaho dia mipetraka aty @la côte hatramin'ny ela.
Raha mandinika ny fizotran'ny zava-misy aho dia mieritreritra fa ho lasa réalité izany hoe Dago firenena islamique.
Voalohany dia betsaka izao ir...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 07:33
Jeankely
(
28/04/2007 04:19)
Mahasoa ny rehetra ny hoe " MINOA FOTSINY IHANY"
Io teny nindramina tamin'ny baiboly io dia tena faran'izay manandanja fa ny fanitarana no tsy ampy na koa hoe mijery ampotomoto. Raha mpanao fanatanjahantena ianao ohatra ny Boxe, ny Martial Art dia m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 11:23
Ralay
(
28/04/2007 03:14)
Las de Nicolas
Ity indray ny clip entre deux tours raha mety hahaliana antsika dia mazotoa mijery e http://www.dailymotion.com/video/x1sx11_las-de-nicolas o^o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:33
niryna
(
28/04/2007 03:13)
Marina ve izany?Tsy dia hoe fahazaran-dratsy ilay izy fa ..
Misy milaza fa tsy dia hoe fahazaran-dratsy ny fisotroana toaka aty amintsika fa mba mampiseho fotsiny ny tovolahy hoe mahatakatra izahay fa sao heverin'ilay hoe tsy misy atokona?...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/04/2007 04:20
rrgmt
(
28/04/2007 02:45)
HARENA SAROBIDY
http://www.baiboly.org
:D...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 11/06/2007 21:28
sweetlove
(
28/04/2007 01:14)
INONA NY LALAM PAMONJENA AHAZOANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY
Andriamanitra dia tena tia ny oombelona saingy izaho sy anao no mankahala Azy matetika ra mamaky ity enao de aza atzo mandalo fotsn fa ny TOMPO no miteny
Mpanta ny olombelona rehetra ka dia tafasara...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/05/2007 15:33
niryna
(
28/04/2007 00:26)
Miaramila tsaran'i Kristy ???
2Tim2:3 [i]Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran'i kristy Jesosy.[/i]
Inona no hevitra fonosin'io fehiteny io?...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2007 06:29
niryna
(
27/04/2007 19:32)
Misy zavatra enina mety hanala ny adi-tsaina isan-karazany .
Six tips to reduce stress!!!
Rehefa tsy voavaha ny olana sy ny disadisa isan-karazany dia mety hiteraka tsy fahampi-torimaso sy mety hiafara ny aretina sy tsy fahasalaman'ny vatana maro samihafa i...
tohiny
novalian'i linarako2 ny 31/05/2007 12:48
