"vavaka" ho amin'ny tsy fankahalana!
1. rakaroka
(
28/04/2007 13:26)
Tsy mitovy noho ny antony maro ny olona fa noho ny antony maro dia teraka ny fifankahalana...Ohatra rizareo mahitahita, rizareo any an-dafy, rizareo any Dago , rizareo manampahaizana , rizareo "kristiana"...indrindra indrindra @ izao vanin'andro diavin-tsika izao ... rizareo "merina" na
rizareo tanindrana , na entren'ny samy malagasy fotsiny mba tsy hifandrafesana.
Am-pitomaniana no anoratako anareo mpivavaka: mivavaha ho amin'izany!
MISAOTRA!

novalian'i niryna ny 04/05/2007 21:15
3. rakaroka
(
28/04/2007 14:02)
Hadinoko tetsy ambony:
:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:

4. Fiffi
(
28/04/2007 15:56)
indrisy.....toe-javatra hita ary tena hihainana io...fa de ny fivavahana tokoa no hatao...
5. ikaretsaka
(
28/04/2007 18:02)
raha mitovy daholo hono isika dia tsy fiainana intsony izany. fa ny hahaizantsika hiara miaina sy mifanaja amin'ireo tsy fitoviantsika ireo no tena mila vavaka.
amen
amen
6. tinasou
(
28/04/2007 18:42)
isika tsy ilaozan'ny ratsy eh! fa saingy sambatra izay mahafantatra sy mino ny Tompony eh, izay ahitany fiadanam-po na be aza ny manjo. dé anjaran'ireny ny mivavaka ho an'ireo izay mbola jamban'izao tontolo izao. sa ahoana?
7. cutie
(
28/04/2007 19:32)
ary raha sendra an'ze namana mba natokisana nefa mpamadika, ve de mbola hivavaka ho azy ihany :-D
8. karinah
(
28/04/2007 20:08)
rakaroka:miombon-kevitra; :cry::cry::cry::-*:-*:-*Rakaroka!
Tsy mitovy noho ny antony maro ny olona fa noho ny antony maro dia teraka ny fifankahalana...Ohatra rizareo mahitahita, rizareo any an-dafy, rizareo any Dago , rizareo manampahaizana , rizareo "kristiana"...indrindra indrindra @ izao vanin'andro diavin-tsika izao ... rizareo "merina" na
rizareo tanindrana , na entren'ny samy malagasy fotsiny mba tsy hifandrafesana.
Am-pitomaniana no anoratako anareo mpivavaka: mivavaha ho amin'izany!
MISAOTRA!
10. xxx
(
28/04/2007 21:12)
karinah:mamindra fo!mora d mora ny milaza an'io fa tokony miheritreritra alohan'ny hanaovan-javatra ranona a!
cutie> mamindra fo ho azy annn :cry::-*:-*:-*
12. karinah
(
28/04/2007 21:27)
rakaroka:
Tsy mitovy noho ny antony maro ny olona fa noho ny antony maro dia teraka ny fifankahalana...Ohatra rizareo mahitahita, rizareo any an-dafy, rizareo any Dago , rizareo manampahaizana , rizareo "kristiana"...indrindra indrindra @ izao vanin'andro diavin-tsika izao ... rizareo "merina" na
rizareo tanindrana , na entren'ny samy malagasy fotsiny mba tsy hifandrafesana.
Am-pitomaniana no anoratako anareo mpivavaka: mivavaha ho amin'izany!
MISAOTRA!
14. rakaroka
(
28/04/2007 21:42)
xxx:
karinah:mamindra fo!mora d mora ny milaza an'io fa tokony miheritreritra alohan'ny hanaovan-javatra ranona a!
cutie> mamindra fo ho azy annn :cry::-*:-*:-*
Heu...Marina dia marina ny fihevitr'i xxx eto hoe:
"mila mieritreritra tsara @ zavatra tenenina sy atao.
Rahateo ny vavaka atao tsy sanatria pli-vava fotsiny
fa atao en pleine conscience arahina "fitondra-tena "Tsara" : izany angamba no tokony ho "imagen'ny "kristiana"
Rizareo Silamo voaenjika matetika eto aza nilaza fa
"tohero @ tananao ny ratsy, raha tsy voatohitra @ tanana dia tohero @ herin-tsandry, raha tsy izany tohero @ fo!":roll::roll::roll:
15. rakaroka
(
28/04/2007 21:53)
cutie:
ary raha sendra an'ze namana mba natokisana nefa mpamadika, ve de mbola hivavaka ho azy ihany :-D
Ka isika heverina fa malalan-tsaina, kristiana tsy misy toa izany, ny mihevi-tena ho ny "alain-tahaka moa mahatsapa ny hasarotan'izany nivadihana mainka fa ireo tsy mahalala loatra sady tsy te ahalala n'inn n'inn afa-tsy ny hoe rangory fototry ny afo: tompon'andraikitra @ "faharavan'ny "fihavanana"
rizareo merina "allié" @ fitondrana!...
Tena "tsotra....in'arivoarivo tsotra" ny filazako eto,
fa ny fitantaran'ilay ranamana en 3 versions Français, Anglais, Malagasy dia HENJANA DIA HENJANA!
Ary miaraka @ "analyse" sy étude des faits concrets"
16. rakaroka
(
28/04/2007 22:08)
Nampahatsiahivina avokoa ny resaka efa nandeha teto:
tahaka ny hoe:"keli-"na Betsimisaraka"...
Ny filaza fa kamo rizareo Betsileo...anefa...sns...
Tsy fahendrena hoy izy ny "manevateva" ny "foko hafa"
tahaka izany indrindra tsy mbola nanaratsy anareo aza izahay vu ny "kilemanareo"...ouf!
-'za moa mbola nisedéfendre hoe misy "qualité sns...ihany angamba mba tokony heverina, fa dia
nalentiny tanteraka mihitsy ny hoe "tsy ao ny
fitsimbinana ny "dignitén'ny olona izay tahaka anareo ihany, et il y en a plusieurs "actes démésurées: tsy voahevitra (sady tsy araka an'Atra mihitsy no tsy fomban-tany n'aiza n'aiza koa...
Lava Be ilay "analyse" ( tsy asiako "rohy" satria tsapako fanina ny mpisera rehefa manisy izany aho matetika) . Donk resaka ambangovangony sy mifintina
no ho voaresako: rahateo haiko "tsara" ny délicatessen'ny resaka:oops: nahatonga ahy hi-englobé izany fotsiny @ hoe "vavaka"

17. rakaroka
(
28/04/2007 22:19)
Ny "enjeu" dia ny " fihavanana" rava!
Tsy mifampatoky intsony!...samy maka ho azy:
izany rehetra izany: on s'en fou. De toute façon efa
mahazatra aza angamba ny miaina izany, fa ny "pire"
dia hoe "enga "anie tsy hisendaoran'ny fankahalana naterak'izany! dia exactement izay nitranga t@ 2002,
anefa manjo ireo namantsika sasany ankehitriny....
Ilay olona manenjika angaha mieritreritra hoe "ity ilay "nivadika" taminy? ...na ilay tsy izy aza "afangarony avokoa" ary tsy rizareo no atoronao hoe "tsy mety izany"! Sarotra wà fa dia izany hono no mba fiainana nodiavin-dRamalagasy! Indrisy:cry::°):°):°):°):°):°):°):°):°):°)

18. vale
(
29/04/2007 08:26)
xxx:mmmhhhh, tsy adino enao rhf mivavaka aho an!hih!!
karinah:vavaka atao ranona fa tsy io a!
8O
19. karinah
(
29/04/2007 09:56)
xxx:fahotana ny gaga? ry xxx; mmmhhh
karinah:vavaka atao ranona fa tsy io a!
8O
mivavaka tkoa anie^:^8)
20. booboo
(
29/04/2007 10:54)
Rakaroka > fa inona ilay tantara niseho fa tsy azo tsy araka tsy mazava lay raha teneninao. Raha nitranga t@ 2002 ? dia taiza ? dia naninona ? sns